trotraka - antsan'i kristy
1. mimi13
(
16/02/2007 14:28)
efa mba ela ry zareo no nitadiavako io tononkira io e e e e !
novalian'i ninikely ny 17/03/2014 12:51
2. Fiffi
(
16/02/2007 16:22)
ity ve io hira io ?
Efa trotraky ny adin-tsaina
Vao mba mahatsiaro Anao ry Tompo
Menatra aho, tsy sahy mitaraina
Ry Jesoa fitiavana
Kanlo tamabitamby, safosafo
No nasetrinao ny ditrako
Eny tsapako fa novidinao
Lafo tamoin'ny ranao ny tenako
Jasoa malalako! Tafio ny herinao
Hahaizako mandresy ny fakam-panahy
He! Tsinontsinona izao tontolo izao
Fa fanimbana tena, saina sy fanahy
Ho reharehako ilay tamambokovoko
Hihamina eo anilanao anie ny foko
Fa eo anilanao tsy mist ny tolokoloko
Eo no mahatsara ahy Jesoa
Efa trotraky ny adin-tsaina
Vao mba mahatsiaro Anao ry Tompo
Menatra aho, tsy sahy mitaraina
Ry Jesoa fitiavana
Kanlo tamabitamby, safosafo
No nasetrinao ny ditrako
Eny tsapako fa novidinao
Lafo tamoin'ny ranao ny tenako
Jasoa malalako! Tafio ny herinao
Hahaizako mandresy ny fakam-panahy
He! Tsinontsinona izao tontolo izao
Fa fanimbana tena, saina sy fanahy
Ho reharehako ilay tamambokovoko
Hihamina eo anilanao anie ny foko
Fa eo anilanao tsy mist ny tolokoloko
Eo no mahatsara ahy Jesoa
3. mimi13
(
17/02/2007 06:43)
misaotra an'i fiffi betsaka aloha e! de tahian'i tompo ianao sa sao dia fantatrao ity hira ity de mba omeo indray azafady an! misy hoe
" trotaky ny adalana .......
tompo o tompo o .........
.....................................................
fa ianao no mamilafila azy
" trotaky ny adalana .......
tompo o tompo o .........
.....................................................
fa ianao no mamilafila azy
4. Fiffi
(
17/02/2007 06:47)
mimi: andraso fa ho tadiaviko an ! heu...hira fanampiny ve io sa....? :):-*
5. xxx
(
17/02/2007 19:05)
Fiffi:
ity ve io hira io ?
Efa trotraky ny adin-tsaina
Vao mba mahatsiaro Anao ry Tompo
Menatra aho, tsy sahy mitaraina
Ry Jesoa fitiavana
Kanjo tambitamby, safosafo
No nasetrinao ny ditrako
Eny tsapako fa novidinao
Lafo tamin'ny ranao ny tenako
Jesoa malalako! Tafio ny herinao
Hahaizako mandresy ny fakam-panahy
He! Tsinontsinona izao tontolo izao
Fa fanimbana tena, saina sy fanahy
Ho reharehako ilay tanambokovoko
Hihamina eo anilanao anie ny foko
Fa eo anilanao tsy misy ny tolokoloko
Eo no mahatsara ahy Jesoa
Be diso tsipelina ilay izy fiffi ka nahitsiko kely.8)
6. cutie
(
17/02/2007 20:04)
ary sao de mba misy mahay na hain'i fiffi le hira misy we:
Ny foko trotraka
Mitady fitsaharana
Eo aminao
Jesoa, jesoa jesoa
Ampaherezonao
Fa mila ho kivy zany foko ampaharezonao .............
.............
Na mafy aza
Ny ady ety
Ampaherezonao ny foko
Mba ho mpandresy
Tahaka anao .............
Ny foko trotraka
Mitady fitsaharana
Eo aminao
Jesoa, jesoa jesoa
Ampaherezonao
Fa mila ho kivy zany foko ampaharezonao .............
.............
Na mafy aza
Ny ady ety
Ampaherezonao ny foko
Mba ho mpandresy
Tahaka anao .............
7. Fiffi
(
17/02/2007 23:28)
xxx: :oops: tena misy diso marina....
cuitie: andraso aloha akia tadiaviko an ! heu....hira fanampiny ve io sa...?
cuitie: andraso aloha akia tadiaviko an ! heu....hira fanampiny ve io sa...?
9. xxx
(
18/02/2007 00:16)
Ny foko trotraka noho ny adiko
Hampaherezonao Jesoa
Hampaherezonao
Fa mila ho kivy izany foko
Tohano re e!Jesoa(Hampaherezonao Jesoa)
Na mafy aza ny ady ety
Hampaherezonao
Hampaherezona ny foko
mba ho mpandresy tahaka anao.
Ny foko valaka mitady tanjona
Hampaherezonao Jesoa
Hampaherezonao Jesoa....
Mety misy diso fa hahitsio rehefa mihira, azafady
Hampaherezonao Jesoa
Hampaherezonao
Fa mila ho kivy izany foko
Tohano re e!Jesoa(Hampaherezonao Jesoa)
Na mafy aza ny ady ety
Hampaherezonao
Hampaherezona ny foko
mba ho mpandresy tahaka anao.
Ny foko valaka mitady tanjona
Hampaherezonao Jesoa
Hampaherezonao Jesoa....
Mety misy diso fa hahitsio rehefa mihira, azafady
10. cutie
(
18/02/2007 00:20)
xxx
mety azo fenoina @ le nataoko koa ngamba io mety ho tafavoaka ihany :lol::lol::lol:
misaotra :lol:
mety azo fenoina @ le nataoko koa ngamba io mety ho tafavoaka ihany :lol::lol::lol:
misaotra :lol:
11. Fiffi
(
18/02/2007 14:36)
cutie: manana ny livret 1-2-3 ny hira fanampiny manko akia zah ka raha tao de...:):-*
19. ninikely
(
17/03/2014 12:51)
Ito ngambany zany hira zany
Trotraky ny adalana mangenja ahy
Trotraky ny hajambana hatramizay
Voafitakiny rendranrendra sy tara fanoloran-tena
Nanompo anaram-piangonana
Trotraky nirenireny nila ny soa
Trotraka nanenjika ahy ireo zava-tsoa
Noheveriko fa mahatsara
Ka mba nitaoman'ireo namako aho
trotraka, reraka saingy tsisy nahasoa
vonona hiverian raha raisin'i Jesosy soa
Ndeha isika hifandray tanana
Aoka izay ireo sarim-pihavanana
Fo madio no entina hanompo Azy
Tsy trotraka nijaly mafy ho anao sy ho ahy
Tsy trotraky nisolovaika ny helokay
Satria tokoa hoy Ianao
Ny zanako sy ny asa'ny tananako
Dia aoka ho aadididko ihany e!
Tsy trotraky ny namafy fitiavana
Tsy trotraky ny nanambara ny hatsarany
Ny fiainana an-danitra any
Ho lovasoan'izay tia azy
sy izay manaja koa ny didiny
o! ry mpino namako
o! mba mifohaza izao
Miandry antsika an-tanan-droa
Ilay Jesoa fitiavana
Tsy sasatra manamitamby anao
Mila fihavanana avy aminao
Fa iazaho sy ianao mamilafila Azy
Fiainan-tsambtra no ho tambiny
Ho an'ireo izay mety ho ao am-balany
Izaho sy ianao no mampiandry Azy
Saingy izaho sy ianao no te hampiandry Azy
Mazotoa ary e!dia samy ho tahin'i Tompo
Trotraky ny adalana mangenja ahy
Trotraky ny hajambana hatramizay
Voafitakiny rendranrendra sy tara fanoloran-tena
Nanompo anaram-piangonana
Trotraky nirenireny nila ny soa
Trotraka nanenjika ahy ireo zava-tsoa
Noheveriko fa mahatsara
Ka mba nitaoman'ireo namako aho
trotraka, reraka saingy tsisy nahasoa
vonona hiverian raha raisin'i Jesosy soa
Ndeha isika hifandray tanana
Aoka izay ireo sarim-pihavanana
Fo madio no entina hanompo Azy
Tsy trotraka nijaly mafy ho anao sy ho ahy
Tsy trotraky nisolovaika ny helokay
Satria tokoa hoy Ianao
Ny zanako sy ny asa'ny tananako
Dia aoka ho aadididko ihany e!
Tsy trotraky ny namafy fitiavana
Tsy trotraky ny nanambara ny hatsarany
Ny fiainana an-danitra any
Ho lovasoan'izay tia azy
sy izay manaja koa ny didiny
o! ry mpino namako
o! mba mifohaza izao
Miandry antsika an-tanan-droa
Ilay Jesoa fitiavana
Tsy sasatra manamitamby anao
Mila fihavanana avy aminao
Fa iazaho sy ianao mamilafila Azy
Fiainan-tsambtra no ho tambiny
Ho an'ireo izay mety ho ao am-balany
Izaho sy ianao no mampiandry Azy
Saingy izaho sy ianao no te hampiandry Azy
Mazotoa ary e!dia samy ho tahin'i Tompo
