Sao dia mba misy manana ny tonon'ilay hira satria tiako an'i Bodo iny. Tsy haiko aloha raha io no tena lohateniny fa ilay misy hoe
Efa fantatrao angamba.... satria tiako ianao, ka ny aminao rehetra zava-tsaro-bidy ho ahy; satria koa tia ahy ianao ka misy hery izay mametra sy mitantana fanahy...
otrakotran'izay ilay hira raha mba anananareo e!