AL QAIDA : Blanchiment d'argent avec Tiko???

1. xxx ( 13/02/2007 15:55)
http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=299124
novalian'i fijo ny 16/02/2007 22:35
2. Fiffi ( 13/02/2007 16:28)
ountssss ! fa nareo ve tena manaraka ny voalaza ary mahazo zay lazaina eh !
3. kitjo ( 13/02/2007 19:01)
tsy haiko hoe za tokoa ve no tsy mahay teny frantsay sa......

fa vao mahita lay xxx aloha d ;-):^)
4. fijo ( 14/02/2007 00:34)
de aiza no hifandraisan'ny tiko amin'ilay resaka??????
5. rabaradaka ( 14/02/2007 05:54)
Tsy nisy resaka Tiko kosa razoky tao amin'ilay gazety fa aza mitsaho eo enao a ! Ireto xxx ireto mihitsy no tena mpanely tsaho ndoza amin'atambo. Dia lazao koa hoe al qaida koa ny PM sy Mahafaritsy
6. xxx ( 14/02/2007 09:15)
rabaradaka:

Tsy nisy resaka Tiko kosa razoky tao amin'ilay gazety fa aza mitsaho eo enao a !

Manaiky izay voasoratra izany ianao! Izaho mbola mametra-panotaniana.
"quelques sociétés dont la plupart opèrent dans la distribution de PPN, le commerce de voitures d’occasion, le secteur minier, la pêche et l’agriculture."

Raha marina fa misy blanchiment (RAHA), dia million de dolara ny unité ampiasaina.

Dia jerijereo sy topazo maso ary, iza no nanakarena tampoka, na nitombo harena tao anaty fotoana fohy nitontonan'ireo? Mila olona akaiky ny pouvoir satria efa voa ara-maso ny fihavian'ny vola avy any ivelany. Dia olona sady akaiky ny fitondrana no manao bizina no izy.

Mipetrapetraka ny karana rehefa lasa i Deba. Dia iza sisa?

7. kitjo ( 14/02/2007 15:57)
be dia be...
satria izy miasa

ka omeo source mari-pototra sy porofo zahay e

d aza manao xxx aloha fa miresaka isika izao
8. salopard ( 14/02/2007 16:27)
hanafika antsika ny comore.

tsisy fika ravalo:

au mieux:
1)na izy tsy ao, donc ny source devizy (pêche, mine,agriculture),na ny fototsakafo toin'ny PPN, idiran'ny jiolahy , tsisy ilana fanjakana intsony votany izany Ravalo

au pire
2) na izy ao anatiny, c dangereux,

ny colombien sy ny mainany koa mbola ao

sniff, sniff, ....

9. xxx ( 14/02/2007 16:42)
kitjo> Misy teboka telo mametraka fanontaniana ange ilay loha-hevitra ka ahoana no hoe omeo source? Interrogatif fa tsy affirmatif. Ny sasany no tonga dia miaro ny tiana.:wink:

Namaky ny source io ambony io aho, tsy LaGazette io na Tribune, fa malaza mpanaraka kokoa ny pouvoir. Dia nandinika hoe inona no fonosiny RAHA marina. Dia nametraka fanontaniana.

Raha manana valiny ianao dia mba zarao dia mivaha ny fanontaniana.

Fa raha bizina goavana any Dago, ary mila protection pouvoir (blanchiment no resaka), .... tsy maintsy misy rantsana Tiko na tiana na tsy tiana. Ny bizina madio aza izy no mi-controler. Porofoy raha diso, fa aza valiana boraingona hoe manely tsaho.

Raha diso ny fijeriko, dia azoko antoka indray fa Ra8 izany mahalala/informE (raha ny structure pouvoir any amintsika). Dia tsy nanao ninoninona izy, kanefa mahalala hoe misy an'izany??? Dia vao maika mitombo ny fanontaniana.

Fa inona no olana am xxx, azoko antoka fa fantatrao tsara, fa mba mampiresaka e! Efa io no pseudo nitondrako ny resaka dia aleo tohizana. Anontanio an'i Hery raha dia tena tsy aritrao.
10. Fiffi ( 14/02/2007 17:32)
fijo:

de aiza no hifandraisan'ny tiko amin'ilay resaka??????
zah mba gaga ......ny tsy fitiavana ny Tiko no betsaka.....


11. fijo ( 14/02/2007 23:08)
ny pakistanais ao mada no efa fantatra fa misy hifandraisany amin'io resaka fanadiovam bola io.
12. Simpona ( 15/02/2007 15:31)
Tsy vao izao no nisy blanchiment d'argent teto Dago, Efa hatram' andron'i Deba io, ary ireo karana ireo no tena isan'ny mpanao azy (ankoatran'ireo afrikana ao andrefana ao).
réseau matanjaka be ireo karana ireo ary sarotra ny mifehy azy, jerao fotsiny ohatra hoe ahoana no tsy misy tafiditra am electroménager miitsy ny gasy nefa tsika mba mahafehy ihany ny varotra informatique??? satria ny balnchiementn-dry zalah ahafahany mivarotra mora de tsy afaka ny hifaninana aminy miits enao raha miditra eo, ohatra fotsiny io fa tena sarotra ny manaraka an'ireo tsy hita ny anenjehana azy satria avy any ivelany ny vola ampidiriny dia tsy afaka manao verification tsara eto fa efa réinejecter une deuxième fois izy de madio ho azy.

Tsy hitako mihitsy aloha hoe aiza waiz ao no misy hoe TIKO,
13. xxx ( 15/02/2007 16:01)
fijo,Simpona> Ny karana izany tam andron'i Deba! Ie! Mitovy fijery isika. Fa efa talohan'ny 2002 izany. Efa niova andriana isika, niova sata. Misolelaka am mahery eo antanana ny karana mbola tsy nitsoaka.

Ary rehefa lasa i Deba? Heveriko hoe nindram-bola betsaka (million de dolara hoy aho ny unitE) nanaovana diversification ny Tiko, fa tsy vidin-dronono daholo no... Sa rehefa mandalo banky gasy aminareo dia vola madio? Nandalo banky gasy daholo ny resahina hoe tam andron'i Deba.
Sa karana iza no tsy nahazo tso-drano ka nahavita inona?

Mbola mametra-panontaniana ihany aho satria tsy hitako hoe hafa iza no mety ho nitontonan'ny vola noho izay eritreretiko.
14. jefra ( 15/02/2007 22:48)
xxx > Fa angaha nareo mino ny wanadoo. Efa misy Bianco zao am tanana :lol::lol:
Efa voaaramaso daholo ny movema jiaby (anotanio ange kitjo). Milamina ny tanana fa efa hi-MAP izao. Efa nosasain'ny ranonorana fa tsisy ho diovina ntsony. Ka aza mi-QADAQADA izany ntsony fa bedy :-D:-D:-D:-D
15. fijo ( 16/02/2007 22:35)
ny karana aloha n haiko fa manodina vola maloto ao mada
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2948