Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ikalakintina, milahatra araka ny daty
ikalakintina ( 14/02/2007 12:02)
lalatiana
aiza ry reto no mba mety ahitana le album n i lalatiana vaovao navoakany tam octobre iny mba valio e?misotra... tohiny
ikalakintina ( 10/10/2006 09:18)
be fitetika
hoatr'izao le tantara: nilalao le sipakely de niakatra teo ambony hazo, de sendra nandalo le mopera de gaga raha nahita azy teo ambony hazo: mopera: fa inona ity ataonao eny ry zanako, midina iana... tohiny
novalian'i vale ny 18/10/2006 11:20
ikalakintina ( 28/05/2006 06:22)
fetin'ny reny
tratry ny fetin'ny reny daholo reto ze reny sy ze ho reny a!, de samy hotahian'Andriamanitra daholo am adidy aman'andraikitra izay atao!de mirary soa bedeba e!:-*:-*:-*:-*:-*:-*... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/06/2006 04:02
ikalakintina ( 09/05/2006 12:01)
efferalgan (azafady fa am teny frantsay le izy)
MERCI DE LIRE ET DE PARTAGER CECI AVEC MOI. INFORMATION TRES INPORTANTE Ne jetez pas ce mail lisez le jusqu'au bout (il ne vous sera rien demandé ni argent ni effort) juste une lectu... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2006 06:28
ikalakintina ( 08/05/2006 20:45)
dispensaire prive
so reto nareo mba mahafantatra ong afaka mi parainé na manampy dispensaire privé atao any dago,indrindra mamatsy ara pitaovana sy fanafody mba ahamora ny vola alohany olona, mba valio ze mba manana ... tohiny
ikalakintina ( 07/05/2006 15:49)
ity ndray mba misy dinika e!
nareo ve reto efa nahita an zao, leo na efa tsy tia an le iray le iray na lahy io na vavy, de mbola miaraka ihany, satria oe misy engagement morale ohatra oe, efa niaraka efa ela , efa fantatry ny ray... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/05/2006 14:31
ikalakintina ( 16/04/2006 16:07)
kalaroa
za reto mitady an'i kalaroa a!, so de mba misy malala azy nareo, angamba efa teto am serasera izy asa na niova anarana hafa na tsy manketo intsony!, de misotra o!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/04/2006 15:23
ikalakintina ( 08/04/2006 11:32)
tany ampenarana
tany ampianarana no niseho ity tantara ity; nanao soratononina tam teny frantsay ny kilasy iray nisy ireto bandy kely, de nanonona le pampianatra oe; bicyclette; hoy le bandy kely iray tam namany: a... tohiny
novalian'i kala ny 12/04/2006 05:34
ikalakintina ( 06/04/2006 07:43)
ny fahaizana sy ny fitiavana
misy fiantraikany am fiaraha ve na am fanambadiana any aoriana ny elanelana eo am fahaizana amampalalany olona roa, ohatra: le sipa manana doctorat ohatra de le bandy bachelier de tsy nanoy nianatra t... tohiny
novalian'i soanja ny 01/06/2006 04:41
ikalakintina ( 27/03/2006 12:34)
inona ary zany!
ze mahay o! raha mahatratra ahy de babeko!... tohiny
novalian'i kala ny 04/04/2006 07:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0328