fetin'ny reny

1. ikalakintina ( 28/05/2006 06:22)
tratry ny fetin'ny reny daholo reto ze reny sy ze ho reny a!, de samy hotahian'Andriamanitra daholo am adidy aman'andraikitra izay atao!de mirary soa bedeba e!:-*:-*:-*:-*:-*:-*
novalian'i Fiffi ny 08/06/2006 04:02
2. hery ( 28/05/2006 07:57)
Misaotra e.
Hitako misy tononkalo vitsivitsy ho an'ny reny ao amin'ny vetso.serasera.org sao dia te handefa tononkalo ho an'i neny.

Tadiavo fotsiny ao amin'ny tononkalo ny hoe neny.
3. fasaly ( 28/05/2006 08:15)
ny anay ny fetin'ny reny efa lasa elabe ihany fa mbola miarahaba zay reny rehetra zany e!:-*(l)
4. pissoa ( 28/05/2006 08:32)
Ny taty koa. Bonne fete doly ny efa neny rehetra eto an'serasera ary e ... :-*
5. LouAnne ( 28/05/2006 09:38)
bonne fête maman chérie , bonne fête doly ze maman retsa :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
6. sipagasy ( 28/05/2006 13:00)
mmhhh fa aiza i fasaly aloha no mpetraka no efa lasa ny fetin'ny reny?? hihih ny anay aloha androany e!!!

bizz be daholo ny reny serasera rehetra e!!!
7. fasaly ( 28/05/2006 13:38)
hummmmm! mbola tsy hain'i sipagasy foana veuh???:°):°):°):°) any belgium:wink::-*
8. tisera ( 28/05/2006 14:46)
arahaba soa ho an'i neny sy mama retraretra dé samy ho tahian'Andriamanitra ô! bizouuuu b :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
9. kinaoly ( 28/05/2006 15:25)
mirary soa bedabe ho an'ny neny de misaotra bedabe @ zava-bitanareo :D
10. Fiffi ( 29/05/2006 04:49)
11. xxx ( 29/05/2006 08:42)
Misaotra anareo mahantsiaro anay reny e, de mirary anareo ho tonga renim-pianakavina tahaka anay koa e,
de samy ho tahin' ny Tompo daholy isika rehetra
12. mamzelkely ( 29/05/2006 09:20)
de za mo zany de tara fôna eee tato ato zay :-D:-D

fa de bonne fête à toutes les monmon de mirary soa bdb

:-*:-*:-*:-*
13. Fiffi ( 29/05/2006 10:42)
mbola hafa hiany hoa ny reny eh ? :)
14. bellla ( 29/05/2006 17:42)
eh, sambatra re izay reny e, misy mpiarahaba.
Ho tahin'Andriamanitra re!
15. Fiffi ( 29/05/2006 18:23)
Ny tananao manambitamby
Ny lamosinao nibaby
Ny tratranao fihondanana
Nahitako fiadanana

Ho tahiana anie i Neny
Noho ireny rehetra ireny.
16. hasinando ( 30/05/2006 12:41)
[quote=Fiffi]

Misaotra anao aho Fiffi fa na de mbola tsy reny aza aho de nampatsiaro an'ilay Reniko any dago any enao !
Mirary soa ho anao aho!

17. Fiffi ( 30/05/2006 12:46)
hasinando: samy manana Reny isika ka mino aho fa mitovy daholo ny fiatiavantsika ny Renintsika tsirairay avy .:):-*
18. ari.malala ( 31/05/2006 04:54)
Misaotra ny nahatsiaro dia mamerina ny fiarahabana ary mbol amirary soa hoan'ny reny rehetra eto am serasera e:-*:-*:-*:*:*:-*
19. Fiffi ( 31/05/2006 05:51)
20. colar ( 31/05/2006 10:06)
fa antson fo ve ny fetin reny:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2168