ity ndray mba misy dinika e!

1. ikalakintina
(
07/05/2006 15:49)
nareo ve reto efa nahita an zao, leo na efa tsy tia an le iray le iray na lahy io na vavy, de mbola miaraka ihany, satria oe misy engagement morale ohatra oe, efa niaraka efa ela , efa fantatry ny ray amandreny sy ny fianakaviana ect...., ny matetika mantsy tsy sahy miteny le ray sao de mamono tena le ray na ect....., de indraindray aza eny de lasa mampirafy le mahatsapa tsy tia!ect.....; ka zao, ahoana ndray ary ny engagement morale sy ny fitiavana e!
misaotra betsaka dolo an!
misaotra betsaka dolo an!
novalian'i Fiffi ny 13/05/2006 14:31

2. Fiffi
(
07/05/2006 16:08)
Le hoe efa fantatrin'ny fianakaviana sy ny RAD ve no hatao hoe "engagement morale" ?
Fa tsy sahy miteny hoe inona ? hoe leo ve ? ka efa nisy resaka fisarahana ve aloha eh ?
de ahoana zany ? matahotra sao dia hamono tena le 1 de hijanona @ zao ? hiandry inona ? hiandry le 1 hahita sipa ve vao hiala tanteraka @ zay dur fa sy hanao adala le 1 ?

4. fasaly
(
07/05/2006 16:18)
marina ihany io ka! ary mahalala zavatsa mahintsy i kalakitana an!:°):wink:

5. Fiffi
(
07/05/2006 16:22)
itandry ohatra oe tsy sahy miteny oe leo na isaraka !de ahona akia zany ? hiandry inona vao sahy hiteny ? ka tsy ho lany andro eo ve ? Fa anga tsy nisy resaka fisarahana aloha ?

6. cutie
(
07/05/2006 17:53)
Mpandefa : ikalakintina [ Valio ] 07-05-2006 21:11:34
Lohateny : Re : ity ndray mba misy dinika e!
itandry ohatra oe tsy sahy miteny oe leo na isaraka !
refa mv=bola misy fisalasalana de mbola ao zany le fitiavana e :P

7. bellla
(
07/05/2006 18:16)
ie, mbola misy fitiavana tokou ao matoa mbola tsy sahy miteny izy hoe leo na isaraka, fa refa tsy tia zay an, tsy miraharaha izay fahafantaran'ny RAD sy ny fianakaviana sy izay mety ho vokany eo zany ntsony.

8. Fiffi
(
07/05/2006 18:38)
marina tokoa izany an! fa de tsy aiko loatra hoe leo nefa mbola misisika hiany fa hoe efa fantatrin'ny RAD sy ny fianakaviana de hijanona @ zao ve ?

10. sylvain
(
07/05/2006 20:42)
Raha ohatran'izay ny fandehany d ny tsara aleo misaraka,samy tsy mbola misy nininona vita fa rehefa vita mariazy sy mitokan-trano eo vao mety ho ratsy,sady misy fitenenan-tsika gasy koa ange hoe:fanambadina tsy raikitra tsy maharatsy fihavanana e!

11. sasa
(
08/05/2006 03:34)
aleo misaraka rehefa otran'io fa manjary misy fiatraikany any am tokantrano any aorina, sady izao koa anie na fantatr'iza na fantar'iza rehefa samy leo d aleo misaraka, fanambadina mantsy mandrakizay anie fa tsy hoe 2ans na 5ans

12. Fiffi
(
08/05/2006 04:10)
ka sy izany hono ange ny tena olana eh ! ny tena olana de tsy sahy le olona fa hoe efa mahafantatra ny RAd sy ny fianakavian'le 1 ! mba hafahafa aloha zany an!

13. mamzelkely
(
08/05/2006 04:58)
ho ahy manokana kosa aloh sarotra ihany ny ande hisaraka ami olona efa niaraka tamiko efa an-taonany maro ee iny ny efa nahalala ny fiainako rht sy ny tariny sarotra ny hande hamerina ny zava-bita taminy am olon-kafa
de rah le resaka RAD de resaka henatra io plutôt we ra ts anjaranao izy de ts tokony mbola présenter-na am RAD zay no hakana fotôna tsara alohany hi-présenter-na azy am RAD satri misy côté ts fanajana ny RAD zany ts haiko aloh ee zay ny hevitro :°)
de rah le resaka RAD de resaka henatra io plutôt we ra ts anjaranao izy de ts tokony mbola présenter-na am RAD zay no hakana fotôna tsara alohany hi-présenter-na azy am RAD satri misy côté ts fanajana ny RAD zany ts haiko aloh ee zay ny hevitro :°)

14. Fiffi
(
08/05/2006 05:12)
mamz: ka ny azy ange akia efa hoe "leo" izy an! raha leo be tahak'izany ve akia de tsy aleo misaraka ?

15. mamzelkely
(
08/05/2006 07:34)
eny je c we ra leo fa tokony asina discussion tsara zany fa ny fitiavana misy période we lasa routine zay de ôtrany we leo nefa aveo de miverina njay le izy

16. xxx
(
08/05/2006 08:44)
ny ana zao efa fantatry ny RAD tsara mintsy ny zavamisy rehetra rehetra mihintsy, fa za leo be am toetrany, de noteneniko ny RAD k ohoe tsy mety intosny ny aminay de aleo hisaraka izahay, ka raha mbola misy olona manaraka eo d am tenin'i mamzelkely we maka fotoana tsara mints alo alohan'ny presentation sy ny rehetra!

17. mamzelkely
(
08/05/2006 09:13)
fa refa temoin an le blm kosa le RAD de matetika ry zareo miteny we "refa ts ok de aleo mijanona ee" papanay sy mamanay aloh manao an zany ee fa le conscience anao no ts mety :°)

18. vale
(
08/05/2006 14:57)
bellla:an,an, ry reto a, micompr an'i kalakintina zah satria samihafa be ny hoe mbola tia sy ny hoe tsy tia intsony fa matahotra ny hampijaly ilay ol, zany oe pitié no manakana azy tsy hiteny ilay fisarahana fa ts fitiavana intsony!! sarotra io situation 1 io, sady raha hiafara @ famonoan-tenan'ilay 1 izany alo de tena sarotra be e, fa ny azo atao anga de manelanelana tsikelikely ny fifankahitana dia alefa tsikelikely toy izay fa tsy atao laky tampoka be sao tokony ka hanapaka lalan-drà ol eo vao!:roll: ;-)
ie, mbola misy fitiavana tokou ao matoa mbola tsy sahy miteny izy hoe leo na isaraka, fa refa tsy tia zay an, tsy miraharaha izay fahafantaran'ny RAD sy ny fianakaviana sy izay mety ho vokany eo zany ntsony.

19. Fiffi
(
08/05/2006 15:09)
vale: hummm :) marina akia zany lazaindry zany an! mampalahelo fotsiny le olona 1 fa voatery hanao an'izany , nefa moa hatao ahoana ?