ity ndray mba misy dinika e!

21. Fiffi ( 08/05/2006 16:01)
De inona zany hoy nareo no mahatonga an'azy mbola halahelo?
malahelo izy satria tsy hitany zay hatao koh ! matahotra izy sao de hamono tena eo le 1 raha hisarahana de tsy afaka miala izy.
22. ikalakintina ( 08/05/2006 19:39)
misaotra betsaka o!, fa izao ny zavatra tsapako de mbola vitsy nareo no nahita io situation io!, i fiffi zany mo de tena tsotra be mitsy!,
andraso fa averiko azavaina:, nisy mpifankatia efa niaraka nandritra ny 8 taona, de refa ao anatinio mantsy de misy ny mangidy sy ny mamy ect...., satria ny taona mande de oy ny olondehibe oe miroso am zay nareo, nefa le olona tsy oe misaraka fa misy zavatra tsy de mi col tsony ao, efa tsy de tena mifankatia be tsony e!, de ihemotra anefa miteny le iray oe ra vo misaraka amiko enao (indrindra tsika vehivavy no mpanao an'io) de hamono tena aho, de marina fa lasa ohatry ny pitie sisa, mo le anakiray oe tena engagé surtout moralement, satria ect...RAD fianakams ect...
23. ikalakintina ( 08/05/2006 19:41)
( tsy mitantara fiainanolona za fa mba tranganjavatra misy io an), mba tiako raha mba efa nisy nahita ohatranio de milaza oe izao no nataon le olona ect... e!, de misaotra foana an!, mahafinaritra be dolo nareo retra
24. vale ( 08/05/2006 20:03)
bellla:

De inona zany hoy nareo no mahatonga an'azy mbola halahelo?
bella>:wink: "pitié" fotsiny sisa , dia tahotra ny hoe sao dia hamono tena lay ol, matahotra ny ho lasa "coupable" izy!


25. sasa ( 09/05/2006 03:46)
mamz za akia tena tsy mahavita mihafy eo izany na d hoe misy engagement moral izany aza koa, ilay hoe tsy sahy hisaraka kou tsy mety amiko, manjary lasa pitié fotsiny hoe, satria le olona efa mahafantatra ny fianakams sy ny fiainako rehetra moa za koa torak'izay d hoe tsy hisaraka mintsy ve fa hihafy eo foana,aleo mifampitsodrano dieny aty aloha toy izay hanenina any aoriana any, fa efa betsaka ny olona fantatro otran'io fa misaraka ihany aty aoriana, na le anakiray mampijaly be an'le 1 mandefitra, na koa samy manao, d tsy hitako izay hiarahana raha otranzany
26. mamzelkely ( 09/05/2006 05:17)
sasa oui azoko anie zany eee fa le saina njainjay tena ts mety ka marina moo :-D:-D

ikalakintina ny vhv mpanao menace hamono tena zany vhv tsisy ilavana azy mpanao chantage zany fa te hitazona an l lhl ftsn izy de zany no ataony efa fika efa lany daty we zany :-D:-D
27. Fiffi ( 09/05/2006 05:47)
mamz: fika lany daty an! :-D:-D:-D indrisy akia fa tena mbola misy mihintsy anie ny manao an'izany eh!
fiffi zany mo de tena tsotra be mitsy!,
ikalakintina: ka tsy marina ve akia io nolazaiko io ?
28. ikalakintina ( 09/05/2006 09:00)
mamz a!, tena lany daty mitry io fika io fa de mbola misy manao ihany, ary raha ty ary oe ndana ary rà sahy........, de miverina avy eo za ndray tsy hamono tena ka!,
fiffi!, marina aki a!, fa njy tena tsotra be refa miteny ao :-*:-*:-*:-*:-*:-*alou
29. ari.malala ( 09/05/2006 10:50)
le we mamono tena ra misaraka alo ts haiko fa ra za miteny hoe ts sahy hamono tena zany akory le ol fa mba t hitezona anle ray fts izy e! Satria tsin za efa nisy ni teny anzany, we hamono tena le lhl ra misaraka, d ts nirara za, fa ts namono tena zany aokry izy fa à peine 3 jours nisarahanay, de nanao sipa izy de bevokany le sipa de nalainy vady, donk zany ts sahy mamono tena le olfa t hitazona fts
30. totofy ( 09/05/2006 11:02)
zelkely :
sasa oui azoko anie zany eee fa le saina njainjay tena ts mety ka marina moo


:-w:-w:-w:-w:-w:-w
31. mamzelkely ( 09/05/2006 11:10)
inn n mahagaga an totofy an zany 'hita fa marina zany ko :-D:-D

ikalakintina sy fiffi ary ari < vhv kely saina ky ny manao an zany aa egoiste ts mijery ny olona iny izy fa ny tenany ihany tssss ts milay ny sipa manao anzany ra ts miaraka aminao aza ny bonheur an le olona de inn anefa ny blem qd on aime anie on veut le bonheur de l'autre eee 8)

ikalakintina aa marina mits tokony atao an zay we andana aza eee:-D:-D
32. totofy ( 09/05/2006 11:57)
zelkely :
ikalakintina sy fiffi ary ari < vhv kely saina ky ny manao an zany aa egoiste ts mijery ny olona iny izy fa ny tenany ihany tssss ts milay ny sipa manao anzany ra ts miaraka aminao aza ny bonheur an le olona de inn anefa ny blem qd on aime anie on veut le bonheur de l'autre eee


=D=D=D:*
33. ari.malala ( 09/05/2006 12:20)
mamz, ka tena zay no nataoko anazy ka, d à peine wa 3jours no nitenenako anazy anzany d nanao sipa izy d avy eo bevokany le sipa d enivady zareo
34. Fiffi ( 13/05/2006 14:31)
ikalakintina :-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1637