tany ampenarana

1. ikalakintina ( 08/04/2006 11:32)
tany ampianarana no niseho ity tantara ity; nanao soratononina tam teny frantsay ny kilasy iray nisy ireto bandy kely, de nanonona le pampianatra oe; bicyclette;
hoy le bandy kely iray tam namany: atao aiza leisy ny y am le bicyclette
de hoy le namany tsy haiko fa ny ahy nataoko hoe velo am zay moramora
novalian'i kala ny 12/04/2006 05:34
2. Nickovy ( 08/04/2006 12:21)
=D=D=D=D=D=))=))=))=))=))
3. pissoa ( 08/04/2006 13:12)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
4. onjah ( 08/04/2006 13:18)
:-D
5. Fiffi ( 08/04/2006 13:29)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
6. dadabe ( 08/04/2006 14:54)
vita njay veloo kle :^) hoakatsafo njay iny zao raha tonga eo:-D
7. Herimiafina ( 08/04/2006 15:00)
Misaina koasa izany bandy kely izany klé, ahummm :-w
8. lapino ( 08/04/2006 15:08)
=))=))=))
Ilay teny frantsay koa no dia manahirana loatra ka! :wink:
9. pissoa ( 08/04/2006 15:29)
bedada, hihihi :-w:-w
10. watafon ( 08/04/2006 15:38)
veloo kosa angamba e !!!:-D:-D
11. pissoa ( 08/04/2006 18:25)
:-D:-D:-D:-D
12. lapino ( 08/04/2006 18:42)
Hihihi, misy falifaly indray ny mpitaingina velo kle! :wink::wink:
13. Fiffi ( 09/04/2006 05:37)
ka efa tsara ny andro dia afaka miataingina velo kosa de mba falifaly eh! :)
14. pissoa ( 09/04/2006 08:03)
Ngah mou tsy afaka mitaingina velo rehefa mangatsiaka :roll::°)
15. kala ( 10/04/2006 07:51)
mitaingina foana na tsy mandeha aza fa sous forme fotsiny ka!:wink::roll::roll::roll:

f'angaha manao satroka koa i Rhône :?::-D:-D:-D:-D

ikalakintina > blavooooooooooo=D=D=D=D=D=D=D=D
16. pissoa ( 11/04/2006 14:25)
kala an :-D:-D:-D:-D
17. kala ( 12/04/2006 05:34)
pissoa > :-* :-* :-* de mazotoa njy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1112