adalam-pitia

1. xxx ( 13/02/2007 19:29)
Lazainao fa tinao aho
Hoe tia ahy enao
Marina fa tena tia anao aho
Tia anao aho
Mandinika ny tokony atao aho
Fa sao mba leran'zao
Tsy aleo ve re asina an'zay
Fa sao ho antitra eto ihany.
(l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l)
novalian'i xxx ny 10/04/2007 07:58
2. cutie ( 13/02/2007 19:30)
efa radem marin ny st valentin a :lol::-D
3. pissoa ( 13/02/2007 19:30)
:-D:-D:-D
4. cutie ( 13/02/2007 19:32)
in no mampime an'i pissoa
ny nolazaiko ve sa ny rediredin'i xxx :-D:-D:-D
5. pissoa ( 13/02/2007 19:32)
izy roa ! :-D:-D:-D
6. Stretch ( 13/02/2007 19:32)
asio feony ary le vazo e!
o^o o^o o^o
7. cutie ( 13/02/2007 19:34)
pissoa
:-D:-D:-D:-D
8. xxx ( 13/02/2007 19:34)
mampifilafila le tiko e!
=((
9. cutie ( 13/02/2007 19:35)
de ampifilaio koa izy e :wink:
10. pissoa ( 13/02/2007 19:38)
Stretch o^oo^oo^o:-D

xxx, tambatambazo kely de refa tsy mety dia ampifilao koa ... ze ray tsika mafy be oe :°)
11. xxx ( 13/02/2007 19:42)
Tsy foiko ampifilaina ,
za ary ty efa mila ho lasa adala, efa adala e!
:@ :@ :@
12. cutie ( 13/02/2007 19:43)
de reveo maina :@ eo alou zany :-D
13. xxx ( 13/02/2007 19:49)
efa lany ty ny môsy ray paké.
mba omeo any lou ra misy . . .
fa tena maina.
:-o :evil:
14. cutie ( 13/02/2007 19:49)
za koa aza tsy manan :-D
15. xxx ( 13/02/2007 19:51)
K'izay no nahatonga ahy saika hilako andry
Satria enao tsy mamaly fitia
Ra toa tsy kôpy a angamba de tany. . .
Soa iany a fa tafa . . .
=(( =(( =(( =((
16. Fiffi ( 13/02/2007 19:57)
cutie:
za koa aza tsy manan :-D
:roll:


17. cutie ( 13/02/2007 19:59)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 13-02-2007 20:51:45
Lohateny : Re : adalam-pitia
K'izay no nahatonga ahy saika hilako andry
Satria enao tsy mamaly fitia
Ra toa tsy kôpy a angamba de tany. . .
Soa iany a fa tafa . . .

iza no tsy mamaly fitia
za ve :-D
18. xxx ( 13/02/2007 19:59)
:@:@ :@
omeo motro ary fa omeko.. .
:}
19. cutie ( 13/02/2007 19:59)
fiffi
sao de manan njy , omena an'i xxx:wink:
20. xxx ( 13/02/2007 20:03)
tohiny lé redirediko an le tiko tery ambony io.
njy G t'm be (l)
soa njy fa teo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1027