adalam-pitia

21. cutie ( 13/02/2007 20:05)
ataovy lavalava le rediredy we :-D
22. xxx ( 13/02/2007 20:13)
http://serasera.org/tonokira/index.php?rub=tonokira/hira&id=3480
23. ratonga ( 13/02/2007 21:01)
:roll::roll::roll:
24. Fiffi ( 13/02/2007 21:48)
25. xxx ( 13/02/2007 22:38)
isan'ora isa minitra aho
mba mandinika ny fanaon'ol
de matsapa fa izay miara-droa
de mifanankim-po
efa hita tam tele sy video
ny gazety sy ny radio
fa ty fiainanan'ty tsy milay ra tsisy fitia
zany vady zany
n'aiza n'aizaeto ambonin'ny tany
de fiadanana ny dikan zany , hasambarana
tsiky sy tambitamby
hafaliana sy sangisangy
fa ny antsika roa ny tsy mba toy izany
fa soamaravo teny ihany
satria ny revinao de mifamaly
ary isan'ando aho miaritra an'zany
mba miezaka aho ny mananihany
fa ianao misafoaka hatrany

mandinika ny tokony hatao aho
fa sao mba lerany zao tsy aleo ve asina amzay sao de ho antitra eto ihany
26. xxx ( 13/02/2007 22:49)
o ry xxx ah, lehilahy letsy ka lehilahy ihany e e
27. cutie ( 13/02/2007 23:55)
lhl nga i xxx:roll::roll::roll:
28. Stretch ( 14/02/2007 07:48)
Cutie> nga tombé amourezy njy , mapanahelo ty izy.
:-o :-o
29. Aino ( 14/02/2007 12:49)
fa vavy sa lahy i xxx?
30. xxx ( 14/02/2007 12:50)
inn ny tinareo 2 ? ? ?
31. Stretch ( 14/02/2007 12:53)
le hira alony hirana lhl :-w
hein ! io ko aino fa taraiky :-w
za spekta o^o o^o o^o
32. cutie ( 14/02/2007 23:47)
Mpandefa : Stretch [ Valio ] 14-02-2007 08:48:10
Lohateny : Re : adalam-pitia
Cutie> nga tombé amourezy njy , mapanahelo ty izy.

tsy za io ka :-D:-D:-D:-D
33. malagasymisera ( 18/02/2007 03:00)
:?::?::roll::roll:
34. Fiffi ( 18/02/2007 22:17)
hihihhi
35. xxx ( 10/04/2007 07:58)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Messages/0017.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1327