adalam-pitia
1. xxx
(
13/02/2007 19:29)
Lazainao fa tinao aho
Hoe tia ahy enao
Marina fa tena tia anao aho
Tia anao aho
Mandinika ny tokony atao aho
Fa sao mba leran'zao
Tsy aleo ve re asina an'zay
Fa sao ho antitra eto ihany.
(l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l)
Hoe tia ahy enao
Marina fa tena tia anao aho
Tia anao aho
Mandinika ny tokony atao aho
Fa sao mba leran'zao
Tsy aleo ve re asina an'zay
Fa sao ho antitra eto ihany.
(l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l)
répondu par xxx le 10/04/2007 07:58
4. cutie
(
13/02/2007 19:32)
in no mampime an'i pissoa
ny nolazaiko ve sa ny rediredin'i xxx :-D:-D:-D
ny nolazaiko ve sa ny rediredin'i xxx :-D:-D:-D
10. pissoa
(
13/02/2007 19:38)
Stretch o^oo^oo^o:-D
xxx, tambatambazo kely de refa tsy mety dia ampifilao koa ... ze ray tsika mafy be oe :°)
xxx, tambatambazo kely de refa tsy mety dia ampifilao koa ... ze ray tsika mafy be oe :°)
15. xxx
(
13/02/2007 19:51)
K'izay no nahatonga ahy saika hilako andry
Satria enao tsy mamaly fitia
Ra toa tsy kôpy a angamba de tany. . .
Soa iany a fa tafa . . .
=(( =(( =(( =((
Satria enao tsy mamaly fitia
Ra toa tsy kôpy a angamba de tany. . .
Soa iany a fa tafa . . .
=(( =(( =(( =((
17. cutie
(
13/02/2007 19:59)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 13-02-2007 20:51:45
Lohateny : Re : adalam-pitia
K'izay no nahatonga ahy saika hilako andry
Satria enao tsy mamaly fitia
Ra toa tsy kôpy a angamba de tany. . .
Soa iany a fa tafa . . .
iza no tsy mamaly fitia
za ve :-D