nankaiza i sitlo ? ? ?

1. Stretch ( 13/02/2007 22:45)
:?:
novalian'i Stretch ny 25/02/2007 12:32
2. fasaly ( 14/02/2007 06:33)
hihihih! nalahelo ngah njy,??? euhhhhh! tsy ho eto hon o aky izy elalea fa ho avy eto ihany izy an!:wink::-*
3. Stretch ( 14/02/2007 07:45)
:snif:
tsisy mpanakiana ndray zany
4. pissoa ( 14/02/2007 07:49)
:-D:-D:-D
5. andrea ( 14/02/2007 09:24)
fa hita wa .. za malahelo be .. :P
6. Ralay ( 14/02/2007 09:26)
Ary tsy malahelo ahy angaha i andrea :roll:
7. andrea ( 14/02/2007 09:54)
Ralay>mbola hotako androany ange ralay e !
midongy kely de avy eo za malahelo :D
8. mbaliana ( 14/02/2007 11:14)
:roll::roll::roll:
9. fasaly ( 14/02/2007 11:34)
strech: hihihih sarotra adino lery an! na mpanakina gaigy lahy aza:°) marina aky zany mangina be refa tsy eo izy:?:wink::cry: njy asa tsy misy sary ho kianina akory lol! :-D
10. Ralay ( 14/02/2007 12:17)
andrea: A ce soir zany e fa aza midongy tsony fa hahazo kdo :* :lol:
11. Aino ( 14/02/2007 12:45)
nakaiza hono ianao ry stylo ah!! manjary tsy ampy doziny ny akama!! sa mbola nande nividy ranomainty?:P
12. Stretch ( 14/02/2007 12:47)
Fasaly> aiza ary njy zany , misy sariko ao na tsy manja be azany,
efa vôkiana tsaratsara mintsiny , ka i sitlo ndrindra ny tena mambra any.
:-D :-D
13. Stretch ( 14/02/2007 12:49)
Ralay sy andrea > sitlo no tadiavina ko nareo 2 ndray no manao film eo
8O 8O 8O
14. kala ( 14/02/2007 13:02)
arahabaina tratry ny fetin'ny mpifankatia i sitlo sy??? :wink:
:-*:-*:-*:-*:-*:-* hoan'ireo mpifankatia sy ireo manana olon-tiana rehetra :)

pissoa > :?:
15. andrea ( 14/02/2007 13:42)
mbaliana > hi hi ny tiako lazaina akia de hoe mbola hitako eto Ralay.. fa rehefa midongy hoatran'i Sitlo de lasa malahelo izaho.
Stretch> mbola tsy ampy acteur de tsy misy miptroduire ilay fil... sa ahoana Ralay? za zavatra malahelo an'i Sitlo be .. tsy ampy dozy hozy i Aino rehefa tsy eo izy!!
16. Fiffi ( 14/02/2007 17:27)
lasa najono.....:-D:-D:-D
17. Fiffi ( 14/02/2007 17:27)
nanjono....
18. fasaly ( 14/02/2007 17:43)
Stretch:

Fasaly> aiza ary njy zany , misy sariko ao na tsy manja be azany,
efa vôkiana tsaratsara mintsiny , ka i sitlo ndrindra ny tena mambra any.
:-D :-D


zà kosa ay tsy nahita anzany an! sa tsy tadidiko hihihi......kalou jereko izany ary an!
i sitlo ve ahagaga......mpanakina be ronono:-D


19. fasaly ( 14/02/2007 17:44)
Aino:

nakaiza hono ianao ry stylo ah!! manjary tsy ampy doziny ny akama!! sa mbola nande nividy ranomainty?:P


fa we tsy ho afaka ho eto hono izy raha tsy elaela njay e! fa de maoztoa dool kalou ....na tsy eo aza izy:wink::-P


20. fasaly ( 14/02/2007 17:50)
lany ranomainty zay nedala de nande ny charger kely any ho any8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.227