nankaiza i sitlo ? ? ?

121. fasaly ( 23/02/2007 20:58)
8O
:roll:
:?
:roll:
:?
:wink:;-)
122. Stretch ( 23/02/2007 21:27)
Euuuuuh !

aza mbola leo zany nareo fa eo iany alou. .
varina mifanorokorok'eo de tsy mahita lazaina tsony fa difitra
:-D
123. sitlo ( 23/02/2007 22:42)
andrea:

mbaliana > hi hi ny tiako lazaina akia de hoe mbola hitako eto Ralay.. fa rehefa midongy hoatran'i Sitlo de lasa malahelo izaho.
Stretch> mbola tsy ampy acteur de tsy misy miptroduire ilay fil... sa ahoana Ralay? za zavatra malahelo an'i Sitlo be .. tsy ampy dozy hozy i Aino rehefa tsy eo izy!!


iza koa no niteny an'i andrea hoe sitlo be aho eh.
Aleo fa omeko dozy quatrieme tizy koa. :@


124. fasaly ( 24/02/2007 08:55)
mbola mi ram be ihany lay famaliana marina:?:-D:-D:-D
125. sitlo ( 24/02/2007 16:55)
alefa miandalana eny ihany izy fa asiana pause cafe kely kalongany.
126. Stretch ( 24/02/2007 17:18)
kafé fotsiny v ?

:@ :@ :@o^o
127. sitlo ( 24/02/2007 17:55)
fomba fiteny fotsiny ny kafe fa ny zava-mahadomelina iray manontolo mihitsy :@ :@ :@ o^o
128. Stretch ( 25/02/2007 12:32)
ko ho vôtazona tsony le pennna ra fann avy any am pôzy any ? ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2959