nankaiza i sitlo ? ? ?

81. sitlo ( 21/02/2007 22:10)
hahaha
eny wa we.

[center]:°)
-|-
|
/
[/center]
82. sitlo ( 21/02/2007 22:12)
tsy hita ny tongony ilany
lol

aleo averina
[center]:lol:
-|-
|
/ \[/center]
83. sitlo ( 21/02/2007 22:16)
vao may pira, ary toa tsy misy backslash izy ity
84. sitlo ( 21/02/2007 22:23)
[center]:oops:
-|-
|
/\[/center]

85. sitlo ( 21/02/2007 22:27)
nefa ilay izy nge atao jereo aloha dia mety eh

aleo ovana fa mankaleo

[center]
:lol:
( )
( )[/center]
86. Fiffi ( 22/02/2007 09:35)
:D
()
()
/
87. Stretch ( 22/02/2007 12:30)
Io azany wa le efa nilazaiko . . .
itanareo zany fa tonde mahita zvtr vavao atao fônna
:-D :-D :-D

:lol:
( )
( )
/ \
88. mbaliana ( 22/02/2007 12:35)
mampme koa nareo:-D:-D
89. nikopol ( 22/02/2007 12:38)
:twisted:
"()"
()
!'!
!
90. Stretch ( 22/02/2007 12:39)
inn ny napmé ry mbalina ?

nikopol savirtaka be ny demonin-dry :-D :-D
91. sitlo ( 22/02/2007 18:33)
koboko ny saika nataon'i nikopol :-D

aleo aloha tohizako ny famaliana ny fanontaniana.

andrea:
fa hita wa .. za malahelo be ..:P

six eh
92. mbaliana ( 22/02/2007 18:45)
stretch> ka le sarin'olona tsy ampy hafa2 zany...:lol:
93. sitlo ( 22/02/2007 21:35)
Aino:

nakaiza hono ianao ry stylo ah!! manjary tsy ampy doziny ny akama!! sa mbola nande nividy ranomainty?:P


kay ve i Aingo :@ eh, tonga soa
aleo fa ampiko doziny kely, 4em tizy.


94. Stretch ( 23/02/2007 15:03)
sitlo sitlo sitlo sitlo sitlo sitlo sitloooo !

aza valina iany ary a!
reraka fotsiny a ! nanokatra an ty size ty nefa a tsy valina mintsy , rassssista . . .

:evil: :evil: :evil:
95. sitlo ( 23/02/2007 15:23)
ka mbola miandry dia misesy. :lol:

ity aloha ary eh
96. sitlo ( 23/02/2007 15:24)
:-*
97. Stretch ( 23/02/2007 15:41)
tsy rariny njay fisesena zany ny any am fitombenan'lay filaharana njay v ny vôlou ??
8O 8O

sady tiko enao no halako. .hoy le dadatoa efa maty zay.
:-* :evil: :-* :evil:
98. sitlo ( 23/02/2007 15:47)
hahaha,

ka mba tsy atao ohatra ny mahazatra ny fanesena fa efa 2007 izao. :°)

sady tiako ianao no malalako, hoy le dadatoa efa dangy tery izay
:-* (l) :-* (l)
99. fasaly ( 23/02/2007 16:02)
raha toy izao ve ny famalina ny tsirairay ry sitlo tsy am 2008 tsika eto foana:roll::?:?:
100. sitlo ( 23/02/2007 16:06)
:-D
tokony atao tambabe ve?

Aleo alefa tsikelikely dia amin'izay tsy voatery mamaky lava be. :idea:

sady i fasaly efa voavaly dia mialona ny hafa indray. o^o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2147