nankaiza i sitlo ? ? ?
21. Stretch
(
14/02/2007 18:05)
ah an !
fasaly konfidansy sitlo an!:-w :-w
manamafy ngôda be mintsy njy oe efa we lasa vetivety ono oa izy . . .
ôntô na lé e!
=D =D
fasaly konfidansy sitlo an!:-w :-w
manamafy ngôda be mintsy njy oe efa we lasa vetivety ono oa izy . . .
ôntô na lé e!
=D =D
22. pissoa
(
14/02/2007 18:20)
za tsy te hahita an'sitlo amizao fa izy nilaza nividy solonify maintimainty be :-D:-D:-D
23. andrea
(
14/02/2007 19:26)
ouui marina ny an'i pissoa .. tsy te hahita an'i silto tsony za tsy tia solonify maintimainty be
25. fasaly
(
14/02/2007 23:23)
strech: hihihi kou zany ary no nolazainy kou! in ndray no holazaina an koatra izay:-D:-D:-D hafany fotriny zay de indry nitady azy de nampitako ny hafany....na sakay sy maso aza zaho sy rasitlo mba mampandre ihany nedala refa tsy ho eo:-D:-D:-D:-D
26. Stretch
(
15/02/2007 07:10)
taiza tokoa mou izy no nilaza an'io , oe hanao solonify maintimainty io.
:-D
ko mbô tiko ho hita nefa izy tsy eo akory.
:-D
ko mbô tiko ho hita nefa izy tsy eo akory.
28. fasaly
(
15/02/2007 19:06)
hihihihi! voan'ny sery tsty fidiny any zay nedala...nefa ato ny fahatsiarovana tsy misy farany :-Daleo mba hievona any aloha e!:roll:
29. mbaliana
(
15/02/2007 19:54)
nefa zao rehefa tonga izy tsy hitanareo kakory ze lazaina aminy :lol::lol:
32. andrea
(
16/02/2007 07:57)
fiffi sy mbaliana > antonaniana i silto we fa naninona ianao no nidongy? de we ampisehoy koe zany solonify maintimainty be zany ??
35. kelly13
(
16/02/2007 19:43)
tedavinareo alaina kosa ngamba ny solonify maintimainty b d niafina lery kle, hihihihi!!!
aza mipoitra intsony ry sitlo kambony fa reo mtady haka le solonify be-nao iny a :-D:-D:-D
aza mipoitra intsony ry sitlo kambony fa reo mtady haka le solonify be-nao iny a :-D:-D:-D
36. vale
(
16/02/2007 20:18)
hihihihihihihi...., ...izany tkoa lay hoe les absents ont tjrs torts:-D:lol:,:^),...mbola tsy afaka izy izay koa, mbola nitady recharge ngamba ihihihihi:°)
37. fasaly
(
16/02/2007 20:27)
fiffi: mbaliana: hafa ihany kosa refa eo sitlo e!
zà klou zao efa me manomboka malahelo na somary mody mafy fo ihany aza fa ela lotsa njay izy izany no mhitsoka any asa laozany manina any???sa hamoaka sitlo vaovao jojopila be ngamba:-w
zà klou zao efa me manomboka malahelo na somary mody mafy fo ihany aza fa ela lotsa njay izy izany no mhitsoka any asa laozany manina any???sa hamoaka sitlo vaovao jojopila be ngamba:-w
38. kelly13
(
16/02/2007 20:49)
maka recul pour mieux sauter izy fa siora aho!!! ndao hitomany dol d miverina eo izy e!! d refa miverina eo izy d hanaovana angaredona tsy hamelana ra tsy mifona sy manome promesse oe tsy hiafina tsony, :-P:°):°)
39. Stretch
(
16/02/2007 21:36)
:snif::snif:
ka za mieritreritra we , eo iany nedala fa mapiesona fotsiny.
ka mety ho lasa clavier ko iny miverina eo fa tsy sitlo tsony.
efa betsaka manko zao no kamo mapiasa an reny sitlo reny
ka za mieritreritra we , eo iany nedala fa mapiesona fotsiny.
ka mety ho lasa clavier ko iny miverina eo fa tsy sitlo tsony.
efa betsaka manko zao no kamo mapiasa an reny sitlo reny