nankaiza i sitlo ? ? ?

61. Fiffi ( 21/02/2007 16:56)
dray ! dray dray ! iny eny sitlo ô ! :-D:-D:-D:-D gaga be nedala an ! :-D:-D:-D
62. pissoa ( 21/02/2007 16:56)
:-D:-D:-D
63. Fiffi ( 21/02/2007 16:58)
:-D:-D:-D
64. fasaly ( 21/02/2007 17:09)
:-D:-D:-D:-D miala any ! miala any!:-D:-D
65. fasaly ( 21/02/2007 17:10)
:-D:-D:-Dtra -tehaka teto atseka mianakavy marina tratran'i sitlo:-D:-D:-D
66. kelly13 ( 21/02/2007 17:12)
a nos claviers ary e
67. fasaly ( 21/02/2007 17:17)
hihihih! toa tonga sitlo ihany izy fa tsy tafa tam lay claiver:-P
68. kelly13 ( 21/02/2007 17:19)
tsy neken'ny mpandrindra ngamba hahahahaha
69. fasaly ( 21/02/2007 17:33)
:-D:-D:-D:-D
70. Fiffi ( 21/02/2007 17:56)
à vos marques......

prêts .....?

partez !!!!!!!:-D:-D:-D:-D à vos claviers !!! :-D:-D
71. fasaly ( 21/02/2007 18:02)
:-D:-D:-D:-D eo haingana samy mi taper rapida dool hainga....:-D
72. fasaly ( 21/02/2007 18:03)
fiffi: ny ahy aky ato ny clavier mandravona be tsy hita tsony ny soratra fa taper ko foana isan'anjo isak'allina sy maraina izao sady tratran'ny hoho ko dia tena mijaly beuh efa soloina impiry fa mandravona raim lay soratsa....nefa zao ra sitlo de tena miridnra tsara ery:wink::-P:-D
73. sitlo ( 21/02/2007 19:34)
ouway izany resaka tato raha vao tsy teo kely elaela aho.
Tsy hitako intsony izay valiana.
Tokony milahatra dia manontany tsirairay.
74. pissoa ( 21/02/2007 19:36)
Za no pre :-P

Ao jereko ny nifin'sitlo raha mainty be na tsia :-D:-D:-D
75. sitlo ( 21/02/2007 19:38)
tsy nety ilay izy ry pissoa fa lafo be noho ny mandoko azy, dia najanoko amin'izao. Nefa za zao mety lasa lazain'ny olona hoe racista.
76. pissoa ( 21/02/2007 19:40)
:cry::-D:-D:-D
77. sitlo ( 21/02/2007 19:41)
Fiffi:

lasa najono.....:-D:-D:-D


nanjono ahoana ry fiffi? Za zavatra rehefa manjono ilay mitanina andro no tena tiako. Dia avy eo mangalatra trondron'olona ao anaty vovo fa oain tsy mahazo maintsiny. :idea:


78. fasaly ( 21/02/2007 20:44)
de mangiran'ny masoanjo amzay ve lay ranjo avy eo ? :?:-D:-D:-D
79. sitlo ( 21/02/2007 21:43)
efa we fotosopy wa iny fa fasaly tsy mino mintsiny.

Tsy mitovy ilay an'i fasaly :°)
80. fasaly ( 21/02/2007 21:44)
:-D:-D:-D:-Dfa ny ahy ngah iny manin fa taoko manja milay!:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1463