nankaiza i sitlo ? ? ?

101. Stretch ( 23/02/2007 16:14)
ko maninn mou ra mbola eto tsika am 2008 retsy tsy vô maika v tsara.

fa aza itako aza mahita a hono hooooe:
leo ni serasera dôly hony de tsisy ao tsony. .
hein ! loza. . .
102. sitlo ( 23/02/2007 16:20)
ny ahy indray ny aza hitako hoe 2030 efa antitra iny dia mbola mitapy clavier am serasera ihany.

Dia mamoaka sary i stretch dia hoe ary toa niverina i bozylove.
:wink:
103. fasaly ( 23/02/2007 16:21)
sitlo:

:-D
tokony atao tambabe ve?

Aleo alefa tsikelikely dia amin'izay tsy voatery mamaky lava be. :idea:

sady i fasaly efa voavaly dia mialona ny hafa indray. o^o



:?:?:?:?zà aza mbola tsy voavaly kou!:-D:-D:-D:-D
mialona mitsy aho satria ela lotra vao mamaly ny ahy:-P:-D:-D:-D


104. fasaly ( 23/02/2007 16:23)
sitlo:

ny ahy indray ny aza hitako hoe 2030 efa antitra iny dia mbola mitapy clavier am serasera ihany.

Dia mamoaka sary i stretch dia hoe ary toa niverina i bozylove.
:wink:



:-D:-D:-D:-D in no idiran'i bozylove amzany?:-D:-D:-D
i bozylove efa lasa predidanta amzany:-P


105. fasaly ( 23/02/2007 16:24)
prezidà mantsy e!:-P
106. Stretch ( 23/02/2007 16:26)
firy taona sitlo am zany 2030 zany , efa retirety v.
:-D :-D
ko maninn mou, zara aza misy analana azy any am maison de . . fa cool kosa zany baina mi- forum zany an !
107. Stretch ( 23/02/2007 16:28)
Sitlo > valio io fasaly io fa midongy eo io ka tsy ho laitra njay ny amorona size vavao we:

"midongy fasaly"
108. fasaly ( 23/02/2007 16:30)
zà ndray alou am 2030 zany miala tsiny fa tsy hi forum trony e! aleoko mamaky sisa:P
hitako eto mitsy ny forum n'i sitlo sy strech tena manao retour d'azy be mitsy amzany 2030 zany:-D:-D:-D:-D:-D
109. fasaly ( 23/02/2007 16:32)
sady amzany zao kizitna be mitsy mamaly forum " rotany, rotany " tsy misy farany:-D
110. sitlo ( 23/02/2007 16:32)
za amzany efa goga, efa mialokaloka eo ambany hazo.
Zavatra ny bandy namboly hazo tanooora.
111. Stretch ( 23/02/2007 16:35)
tsisy tsiny aky a!
fa njy v tena efa bôfy b tokony am zany.
aza atao an zany fa ry bozilove aza mbola hi forum amzany.
112. sitlo ( 23/02/2007 16:40)
fasaly:

:?:?:?:?zà aza mbola tsy voavaly kou!:-D:-D:-D:-D
mialona mitsy aho satria ela lotra vao mamaly ny ahy:-P:-D:-D:-D


aleo fa valiako fanindroany

:-*:-*
Ba ny takolaka efatra ;-)


113. fasaly ( 23/02/2007 16:41)
strech: ka ny masoko tsy hosmbaiko eto amzany de ny fitombenako tsy ataoko fisaka eto fa aleoko mamaky fotsiny de lasa maka aina eny ambody hazo fa i sitlo namboly hazo tanora hono hialokalofana refa antsitsa:-P
114. Stretch ( 23/02/2007 16:42)
fasaly > kay . .
:-P :-P :-P
115. sitlo ( 23/02/2007 16:46)
mampiaraka eny ambody hazo ve :-D
miaraka amin'ny wireless

(za reto tsy maintsy mande fa am manaraka ndray ah)
116. fasaly ( 23/02/2007 19:26)
mahaleova mahalasàna sitlo fa radem njay de bon dodo a!:wink::-D
117. sitlo ( 23/02/2007 19:51)
fasaly> leo sy lasa ve no fototeny eto?

tourn-dRalay izao> aza malahelo voalavo an-kibo fa ny an-tsaha mbola hiakatra.
118. fasaly ( 23/02/2007 20:08)
sitlo:

fasaly:

:?:?:?:?zà aza mbola tsy voavaly kou!:-D:-D:-D:-D
mialona mitsy aho satria ela lotra vao mamaly ny ahy:-P:-D:-D:-D


aleo fa valiako fanindroany

:-*:-*
Ba ny takolaka efatra ;-)





ary zay io vao hitako8O:roll: aiza aby zany takolaka efatra zany:roll::-D:-D


119. fasaly ( 23/02/2007 20:09)
sitlo:

fasaly> leo sy lasa ve no fototeny eto?

tourn-dRalay izao> aza malahelo voalavo an-kibo fa ny an-tsaha mbola hiakatra.

??????:?::?::?::?::roll: try maazava:?


120. sitlo ( 23/02/2007 20:23)
fasaly:

ary zay io vao hitako8O:roll: aiza aby zany takolaka efatra zany:roll::-D:-D


[center];-) ;-)

;-) ;-)[/center]


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5237