Angataka tonon-kira

1. ravaka2007 ( 10/02/2007 13:13)
Saika mba angataka ilay hira Solika: Hasambaran'olon-droa.

Misaotra mialoha: dia mba alefaso @ ity mail ity: ravaka-sariaka@hotmail.com

Merci

Ravaka
novalian'i Fiffi ny 11/02/2007 15:08
2. vahandanitra ( 11/02/2007 12:55)
mba mangataka tononkiran' ny njakatiana hoe ny ranomasina iny sy raha latsaka ny orany de misaotra betsaka mialoha
3. Fiffi ( 11/02/2007 15:08)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0348