Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Bouboussa
(
08/02/2007 04:21)
SAMY MAFOAKA
MANAHOANA DAHOLO E
MBA MANGATAKA NY TONONKIRAN NY JERRY MARCOSS SAMY MAFOAKA E . IZAY MANANA MBA OMEO E
MISAOTRA E...
tohiny
bazylou
(
08/02/2007 00:13)
vista
avy nividy ilay vista aho androany ry zalahy, dia tsoriko fa tsy dia nisy zavatra niova be loatra ao fa ny tena marina dia be dia be ny raccourci ao anatiny. Misy partie sasny aza tsy niova fa ny coul...
tohiny
novalian'i bazylou ny 13/02/2007 00:04
fijo
(
08/02/2007 00:00)
politika fisokafana
raha nikabary ravalo tamin'ny voalohan'ny taona,dia nilaza fa hisokatra ny politikany,ka antsoina izay vonona hiasa rehetra.
dia avy dia nisaina ny mpanohitra fa hisy seza hozaraina izany eo.kanjo di...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/02/2007 07:57
memerz
(
07/02/2007 23:38)
georges koa an!!
Leo ity naman'i georges ny farany ka tsy ariny dia nanotaniany i Georges ary nomarihiny tsara, dia hoy i leiry
- Ialahy ity lesy ry georges tsy azoko mihintsy, ialahy rehefa anontaniana dia tsy mba m...
tohiny
novalian'i kala ny 20/02/2007 07:04
Nivokely
(
07/02/2007 15:13)
Mahalasa saina hiany.
Mahalasa saina hiany fa dia misy namana mandefa hafatra dia :
-tsy mba misy fiharabana
-tonga dia hoe "je t'aime"
-tonga dia hoe "alors ?"
-tonga dia hoe aiza ianao no mipetraka ? aiza ny nu...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/02/2007 14:29
elintsoa
(
07/02/2007 14:30)
Efa voadinikao Andriamanitra o
Raha mba misy ny tonon'io hira io azafady dia isaorako mialoha...
tohiny
novalian'i elintsoa ny 08/02/2007 15:34
Aino
(
07/02/2007 14:22)
teny malagasy
mba ahoana sy ahoana moa ny
nom:hoatra hoe Rano,Trano sns
prénom:
pronom:
verbe:
article:
subjectif:
adverbe:
adjectif:
etc... @teny gasy...
tohiny
novalian'i niryna ny 15/02/2007 06:24
segadombolo
(
07/02/2007 12:54)
Renim-pianakaviana
Manahoana daholo,
Tantara fohy no lazaiko ary ilako fanazavana na hevitra amin'izay mety mahalala.
Mitondra vohoka ny tenako ary hitako fa somary hafa tamin'ny vohoka tamin'ny zanako teo aloha. Fa ...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 27/04/2007 07:51
MPANDRAHARAHA
(
07/02/2007 12:50)
Iza no taloha ny Akoho sa ny atody?
nefa tsisy takorobabony...
tohiny
novalian'i Stretch ny 23/02/2007 19:33
MPANDRAHARAHA
(
07/02/2007 12:36)
Aleo very tsikalakalam-bola toy izay tsikalakalam-pihavanana
Malagasy ny tena!...
tohiny
novalian'i pimaso ny 08/03/2007 11:54
lolo25
(
07/02/2007 11:34)
mamiko bodo
tena ilaiko e!...
tohiny
novalian'i Santiona ny 22/02/2007 08:18
tafita
(
07/02/2007 11:11)
Mitady ny namako
Mba mitady an'i Ra Benja na Ra Hery ilay ao amin'ny P C Word Avara-doha raha sendra misy mahafantatra nareo e, ...
tohiny
novalian'i sherillalove ny 15/03/2007 14:56
MPANDRAHARAHA
(
07/02/2007 09:13)
FIFANDRAISANA TSARA @ MALAGASY ETO ANTOERANA SY ANY AMPITA
Tompoko,
Faly miarahaba antsika rehetra tratr'izao taona 2007 izao,
Mba manana hetaheta ny tenanay, izay vahiny sady izao vao niditra t@ ity serasera Malagasy ity,
Asehoy ny hevitrareo, @ marimarit...
tohiny
novalian'i pimaso ny 11/04/2007 07:58
Fiffi
(
07/02/2007 08:01)
Appel de détresse.
Elie a besoin d'aide......
Les yeux de Harizo Elie Andrianjato sont atteints d'une très grave affection depuis son enfance. Ses parents ont tout tenté pour soigner cet enfant âgé de 13 ans, m...
tohiny
novalian'i kitjo ny 07/02/2007 14:35
niryna
(
07/02/2007 06:39)
Araka ny fijerin'ny vahiny anao dia vy aiza no fihavinao?
Ny firenena malagasy izany dia tsy misy mahalala firy afatsy ireo firenena hivezivezen'ny malagasy.
Rehefa misy olona mijery anao dia heveriny hoe avy aiza ianao?
Samia ary mba manala sorisory kely ...
tohiny
novalian'i Piksou ny 15/03/2007 14:49
niryna
(
07/02/2007 06:34)
Ny zanaka gasy sy ny zanaka filipina
Rehefa miteraka hono isika gasy dia misy mangana kely ao amin'ny vodin-jaza.Efa naheno izany koa ve ianareo hoe misy an'io koa ny zanaka filipina?
...
tohiny
novalian'i niryna ny 11/02/2007 06:06
Ass
(
07/02/2007 06:26)
24 taona nefa mbola tsy nanana olontiana mihintsy
Lehilahy 24 aho izao nefa dia mbola tsy mahalala vehivavy. Ny antony dia tsotra : sarokenatra sady ahitako tsininy daholo izay vehivavy hitako. Mila fanampiana avy aminareo namana....
tohiny
novalian'i dongadonga ny 04/03/2007 08:40
niryna
(
07/02/2007 06:23)
sakafo gasy mampidina ny cholestrol/ mampiakatra ny iron.
isika malagasy dia mahalala sakafo mety mampidina ny cholestrol haingana.Inona ilay izy raha tsy te-hinana fanafody ilay olona.Sa tsy maitsy mihinana?
Raha tsy ampy iron indray na vy ve no filaza azy...
tohiny
novalian'i 2gasy ny 07/03/2007 16:20
niryna
(
07/02/2007 06:13)
Firy no isan'ny zaza nateraka sy ny kambana be indrindra?
EFa nahita olona teraka maro ianareo? Firy no isany be indrindra?
Efa nahita niteraka kambana maro koa firy no isany?
kambana teneniko eto manomboka ny kamban-droa,kamban-telo ...ampiakaro ary ny ...
tohiny
novalian'i latina ny 13/02/2007 07:46
kitjo
(
07/02/2007 01:41)
Ho an' ny mpanao tennis ao Dago
En attendant sa finale du double reportée à cause de la pluie nous saluons cette bonne initiative ce samedi de Natacha Randriantefy qui sait joindre l'utile à l'agréable de la compétition.
...
tohiny
novalian'i kitjo ny 09/02/2007 16:35
