vista

1. bazylou ( 08/02/2007 00:13)
avy nividy ilay vista aho androany ry zalahy, dia tsoriko fa tsy dia nisy zavatra niova be loatra ao fa ny tena marina dia be dia be ny raccourci ao anatiny. Misy partie sasny aza tsy niova fa ny couleur de fond fotsiny no novainy. Ilay base ao foana fa kipitsopitsony no betsaka!:lol::lol:
novalian'i bazylou ny 13/02/2007 00:04
2. Fiffi ( 08/02/2007 07:02)
manja be le izy koh ! de ahoana ny fahitanao ny "leadership" ?
heu.....miankina @ vidiny nividiananao azy koh io ..satria misy ny prix de base jusqu'à ....hummmm lafo be an !
3. diamondra27 ( 08/02/2007 07:47)
1000€
4. Papoose ( 08/02/2007 07:55)
aoka lesy le!:-/
5. Fiffi ( 08/02/2007 07:57)
an3 kosa eh ! ny vidiny voalohany 385€ de miakatra io arakarakin'zay hitiavanao azy.....
6. xxx ( 08/02/2007 08:35)
Soa ihany fa efa misy amin'ny emule... ho an'ny mahantra
7. Fiffi ( 08/02/2007 11:38)
heu....fa tandremo hiany @ io @ le lalana vao2 io an !
8. lapino ( 08/02/2007 14:18)
Ohatra an'izay koa tamin'ny win95>>win98, avy eo win98>>win2k, avy eo win2K>>winXP, izao indray xp>>vista :)
kanefa ange am'zao miverena @win2000 fa tsy dia milay intsony rehefa zatra xp
9. Fiffi ( 08/02/2007 16:31)
nefa bdb kosa ny zavatra niova ao an ! ny fahitako azy aloha de milay be eh !
10. xxx ( 10/02/2007 10:40)
tandremo fa vista tsy mi accepter logitiel tsy microsoft,izany hoe blokeny raha logitiel piraté,vita hatreo ny e mule sns
11. Fiffi ( 10/02/2007 10:58)
zay indrindra....
12. bazylou ( 10/02/2007 16:42)
aleo faiziny any ny piraty e!!:lol::lol::lol:
13. simplex ( 10/02/2007 18:10)
zany ve mou tsy havendranan'i ra8 sy ny PM doly e.
14. lapino ( 12/02/2007 09:27)
xxx:
tandremo fa vista tsy mi accepter logitiel tsy microsoft,izany hoe blokeny raha logitiel piraté,vita hatreo ny e mule sns

Tsy marina kosa izany e
15. bazylou ( 13/02/2007 00:04)
misy nasidiko mihitsy ao izany ann!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2799