sakafo gasy mampidina ny cholestrol/ mampiakatra ny iron.

1. niryna ( 07/02/2007 06:23)
isika malagasy dia mahalala sakafo mety mampidina ny cholestrol haingana.Inona ilay izy raha tsy te-hinana fanafody ilay olona.Sa tsy maitsy mihinana?
Raha tsy ampy iron indray na vy ve no filaza azy, tsy ampy ra ve izany? Inona no sakafo mampiakatra io iron io.Nisy niteny hoe mihinana anandrano manta ka asa na mety izany.
kitio kely ra-doko mba hanampy antsika raha eo akaikinareo eo.
Misaotra betsaka
Niryna:D:D
novalian'i 2gasy ny 07/03/2007 16:20
2. Fiffi ( 07/02/2007 06:36)
mihinana paoma bdb
3. niryna ( 08/02/2007 17:26)
Fiffi:

mihinana paoma bdb

misaotra fiffi a.Izaho mihinana paoma isan'andro fa angamba ho x3 no ihinanako azy:P

4. Fiffi ( 10/02/2007 08:37)
na plus aza ....
5. watafon ( 10/02/2007 15:46)
d misotro divay kely rehefa misakafo ! kely ihany an !
6. niryna ( 11/02/2007 06:25)
Misaotra fa vao avy nanokatra tavoahangy mihitsy aho ary tsy dia nataoko betsaka.Marina ve izany hoe asiana siramamy kely izany?Mihinana voaloboka koa no nisy niteny .
Ilay tsy ampy vy? na iron indray dia mihinana anandrano manta na matimaty .Dia efa nihinana aho.
7. fijo ( 14/02/2007 22:23)
wata,tena tsy nety kely letsy le izy an.nitobaka tao anary vera ko
8. niryna ( 15/02/2007 06:19)
fijo:

wata,tena tsy nety kely letsy le izy an.nitobaka tao anary vera ko

Inona no tenenin'i fijo 8O8O

9. melody ( 19/02/2007 17:03)
ilay divay ve?:)
10. niryna ( 20/02/2007 05:16)
melody:

ilay divay ve?:)


ie :P
11. melody ( 20/02/2007 13:14)
hay ilay divay no nitobaka tao anaty vera:-D
aleo manko mazava tsara ry niryna sa ahona? hitanareo ihany ny saina mivezivezy b:-D:-D
12. linarako2 ( 02/03/2007 23:05)
melody:

hay ilay divay no nitobaka tao anaty vera:-D
aleo manko mazava tsara ry niryna sa ahona? hitanareo ihany ny saina mivezivezy b:-D:-D

Toa misy milaza fa asiana siramamy kely ny divay.

13. melody ( 05/03/2007 19:59)
koa tsy simba v akia ny :wink:tsiron'ilay divay ra hasina siramamy izany?
14. 2gasy ( 07/03/2007 16:20)
Rehefa te-hampidina ny choléstérol dia ahena ny sakafo avy @ biby fa soloina sakafo @ zava-maniry.
Sakafo be vy : anandrano, voanemba, chocolat (atao @ antonony),soja.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2247