24 taona nefa mbola tsy nanana olontiana mihintsy
1. Ass
(
07/02/2007 06:26)
Lehilahy 24 aho izao nefa dia mbola tsy mahalala vehivavy. Ny antony dia tsotra : sarokenatra sady ahitako tsininy daholo izay vehivavy hitako. Mila fanampiana avy aminareo namana.
novalian'i dongadonga ny 04/03/2007 08:40
2. fasaly
(
07/02/2007 06:40)
kay kay kay! ho voa mafy zany enao raha izany!
raha ny hasarota-kenatra aloha iny dia tena kilema sarotra ialaàna fa reseho lahatra ihany e! fa ilay ity enao sarotiny mahita tsininy am vevavy rehetra no loza......mba manadrama ihany na dia izany aza fa ho hitanao eo ny tsirony dia tsy ahitànao tsiny be loatra izy ireny am manaraka:wink:

3. pissoa
(
07/02/2007 06:46)
Ilay saro-kenatra aloha ... tsy haiko ny atao e. Ngamba mandray labiera na fufume kely refa hikoty sipa de mety :@:-D
Ilay vehivavy ahitanao tsiny daholo ndray ... aza matahotra fa rehefa mifanena aminao ilay vehivavy magique dia tsy ho hitanao eo no eo izay tsininy :wink::-D
Ilay vehivavy ahitanao tsiny daholo ndray ... aza matahotra fa rehefa mifanena aminao ilay vehivavy magique dia tsy ho hitanao eo no eo izay tsininy :wink::-D
4. Fiffi
(
07/02/2007 07:10)
Ass:ahitanao tsiny ahoana zany ?
ahitako tsininy daholo izay vehivavy hitako.
Raha mahita tsiny @ vhv rehetra hitanao manko enao de efa nisy zavatra nahazo anao taminy zany ! nefa indray hoy enao hoe mbola tsy nanana olontiana enao....tsy mazava....:roll:
5. mpanota
(
07/02/2007 08:26)
Loza zany ry bainina ,raha te hiala @ fahasarotak_kenatra letsy dia mba hadihadio ihany reny resaka FINOANA YOGA reny ah ; tsy misy hoe fanompoantsampy na mvavaka main'ny devoly zany @ reny fa reny letsy à base philosophique daholo ah ; ary saika fampianarana anao hahafehy ny tenanao sy ny fiarahamonina koa letsy no tena étudiena amreny ah raha resaka henatra zany Problème na morale izany eh ; tsy nisy nateraka ho RESSECIF zany letsy teto an-tany fa DOMMINANT elah ah , izano no tsy mahalala ny fisian'ny HYPOTISME eh samy manana ny fijeriny azy avokoa ny rehetra fa ny fahitako azy dia resaka AIDE MORALE no tena bazny eh , FAHARETANA MIATRIKA EH ary tsy maitsy hoe maharesy foana elah eh
Fa mba anontanio ihany aloha ny tenanla eh sao dia mba main'ny sokajin'ny PD elah , raha izy dia aza mamaky anty fa faha8 nal mandrakizay mantsy eh :twisted::twisted::twisted::twisted:
Fa mba anontanio ihany aloha ny tenanla eh sao dia mba main'ny sokajin'ny PD elah , raha izy dia aza mamaky anty fa faha8 nal mandrakizay mantsy eh :twisted::twisted::twisted::twisted:
6. andry08
(
07/02/2007 09:08)
Aza hatomboka @ fahitana tsininy, fa positiveo aloha fa tsy misitrika any @ critique any e!
Mba fantaro bebe kokoa aloha ilay zanak'olona fa tsy tonga dia tombatombanana dieny am-boalohany.
Mba fantaro bebe kokoa aloha ilay zanak'olona fa tsy tonga dia tombatombanana dieny am-boalohany.
7. simplex
(
07/02/2007 09:33)
kilomaitre no tsara mamaly eto :°)8)
le ho resahina no tsy poinsa sa voa le mi-aborde fotsiny d efa tsy poinsa? :P
Miankina @ le sipa ihany ny fika fampresahana azy fa tonga d ampresaho fotsiny aloha na hoany na tsy hoany. Ialana @ le saro-kenatra ny fika eo. Aza matahotra zany fa izy tsy hanaikitra zany. ;-)
aza asiana endraso endraso zany fa tonga d tairo :P
ps: sao d le ps-n'i toi kosa aloha no mahatonga an'zany ee :-P:°):-D:-D

8. mixxmi
(
07/02/2007 11:40)
slt.aza atao olana letsy izany hoe 24 taona mbola tsy nanan-tsipa izany a! Ny fidirana amin'ny sehatry ny fitiavana anie tsy misy taona raikitra na nifanarahan'ny be sy ny maro hoe tsy maintsy hanaovana azy e!
Raha ny momba amiko manokana mantsy dia tany amin'ny faha 25 taonako aho vao niditra tamin'io lafiny io.
Tsy misy tara izany io fa rehefa tonga ilay fotoana mety dia tonga ho azy eo foana io. Aza atao blem e!
Conseil kely ny ahy dia ity: aza manaiky taritin'ny namana amin'izany misotro na fufume izany vao mampiresaka sipa. Izay tena ao anatin'ny fon'ise no resaho fa aza atosika amin'ny zavatra hafa izany, sao dia ilay toaka na moly no miresaka fa tsy ise akory.
siora letsy a

9. MPANDRAHARAHA
(
07/02/2007 11:57)
Mba mijereva film romantique,
historique, aventure
Manaova chorale, sport,
bibliothèque
mivavaka!
historique, aventure
Manaova chorale, sport,
bibliothèque
mivavaka!
10. xxx
(
07/02/2007 12:47)
Mpandefa : Ass [ Valio ] 07-02-2007 07:26:56
Lohateny : 24 taona nefa mbola tsy nanana olontiana mihintsy
Lehilahy 24 aho izao nefa dia mbola tsy mahalala vehivavy. Ny antony dia tsotra : sarokenatra sady ahitako tsininy daholo izay vehivavy hitako. Mila fanampiana avy aminareo namana.
mety mbola tsy tonga ny aingam panahy,na mbola tsy nifoha ilay fitiavana.
12. enteme
(
07/02/2007 13:58)
ny tena olana zao ra miteny izy hoe:
"kiss my Ass"
in no mety ho dikany?
simplex : :-P:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
13. scorpion
(
07/02/2007 14:52)
Ass> midira fikambanana afahana mandray andraikitra sy miserasera amin'olona matetika dia afaka miandalana eny ny henatra.
14. nikopol
(
07/02/2007 15:30)
hoy i ass
ary ny lehilahy ve ahitanao tsininy?
sao mba any manko no tokony eritreretina
Ny antony dia tsotra : ... ahitako tsininy daholo izay vehivavy hitako
ary ny lehilahy ve ahitanao tsininy?
sao mba any manko no tokony eritreretina
15. paris10
(
07/02/2007 15:37)
ntsooo!!!tsy dia mivoaka sy mifanerasera @ olona ianao ry ass a!mandehana mivavaka sa????any no tena betsaka ny sipa any a!any paris aleha e! sa any dago ianao?
16. sitlo
(
07/02/2007 15:51)
ass> tsy olana izany, misy fotoana ny zava-drehetra.
raha ilay henatra indray, zany aina ka ta hanao :°)
raha ilay henatra indray, zany aina ka ta hanao :°)
18. lapino
(
07/02/2007 16:09)
simplex::-D:-D:-D:-D
ny tena olana zao ra miteny izy hoe:
"kiss my Ass"
in no mety ho dikany? :-w:°)8)8)
Raha hoe ôptimista ? :°)
19. paris10
(
07/02/2007 17:02)
aza kivy re ry ass fa marina tokoa fa misy fotoana ny zvtr rehetra,zay 24 ans koa d hahakivy?ny sasany aza 40 mbola tsy manana koa!manaova experiences @ efa lehibe noho ianao aloha e!ary ianao ve oa any dago sa aiza fa ilaina fantarina fa zà manana namana betsaka e!na ny mianatra miaraka @ vavy (namana io)aza de mila enarana ka!
20. xxx
(
07/02/2007 18:08)
zah aza efa ho 70 taona mbola mitana no sady mbola bôgôsy koa!Tsy kivy izany ,24 taona ve? mbola zaza fa aza kivy fotsiny!