24 taona nefa mbola tsy nanana olontiana mihintsy

21. pissoa ( 08/02/2007 06:19)
:-D:-D:-D
22. paris10 ( 08/02/2007 09:53)
mbola tanora nge zany 24 zany e!aza kivy fa ho avy ny fotoana d ianao dray no mety tsy manana bdb omena
23. Aino ( 08/02/2007 19:09)
zokiko 23ans koa aza mbola tsy manana sady mbola tsy nanako.
24. sasa ( 09/02/2007 05:15)
:-D:-D misen mintsy ity simplex ity:-D:-D
25. fijo ( 09/02/2007 06:11)
sao dia tsy hanana sipa raha tsy ratompokovavy le.
26. paris10 ( 09/02/2007 14:20)
ka bandy ange i ass ry fijo e!mba atoroy izy e!ary timide koa lery zany an!
27. sitlo ( 10/02/2007 01:53)
mba asivo mianatra teny anglisy ihany indrindray ry zareo ah.
mba marinamafy.
28. Fiffi ( 10/02/2007 07:55)
why ?
29. olomalaza ( 12/02/2007 14:54)
sady ahitako tsininy daholo izay vehivavy hitako

ô ry bainina! ndàna mividy e!
tsy mila henatra, afaka misafidy ary tsy voatery ho zakaina ny toetrany!!!:-D:-D:-D:-D
30. andryfiti ( 25/02/2007 10:08)
pissoa:

Ilay saro-kenatra aloha ... tsy haiko ny atao e. Ngamba mandray labiera na fufume kely refa hikoty sipa de mety :@:-D

Ilay vehivavy ahitanao tsiny daholo ndray ... aza matahotra fa rehefa mifanena aminao ilay vehivavy magique dia tsy ho hitanao eo no eo izay tsininy :wink::-D

Aiza kay le Gauteng za ko mantsy aty South Africa , Valio e-mail ainarabe@yahoo.fr

31. dongadonga ( 04/03/2007 08:40)
fa ngah moa ny fitiavana vidiana lé:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0071