Ny zanaka gasy sy ny zanaka filipina

1. niryna ( 07/02/2007 06:34)
Rehefa miteraka hono isika gasy dia misy mangana kely ao amin'ny vodin-jaza.Efa naheno izany koa ve ianareo hoe misy an'io koa ny zanaka filipina?
novalian'i niryna ny 11/02/2007 06:06
2. fasaly ( 07/02/2007 06:37)
:roll::roll::roll::roll:fa manin hono no misy mangana????tena marina ve izany, izaho toa tsy mangana tam vao teraka:wink:
nyrina a! fa maninona no tsy maintsy filipinina no anontaniana raha managana otran'ny vodinzazakely gasy vao teraka????
3. Fiffi ( 07/02/2007 07:03)
hono....
4. Fiffi ( 07/02/2007 07:30)
niryna:
Rehefa miteraka hono isika gasy dia misy mangana kely ao amin'ny vodin-jaza.
nga ndray i nyrina mbola tsy manan-janaka de tsy nahita an'io raha mangana ny an'zanakao ? :roll:


5. lost ( 07/02/2007 08:36)
Fiffi:

niryna:
Rehefa miteraka hono isika gasy dia misy mangana kely ao amin'ny vodin-jaza.
nga ndray i nyrina mbola tsy manan-janaka de tsy nahita an'io raha mangana ny an'zanakao ? :roll:




fiffi
6. Fiffi ( 07/02/2007 08:41)
lost: ka zah akia mbola tsy nahita na naheno an'io an ! :-*
7. rurik ( 07/02/2007 09:21)
asa aloha fa ny zanako izao 2 dia samy misy an'io fa ny filipina indray no tsy haiko andraso hanotany raha mahita filipina. :-D:-D
8. Fiffi ( 07/02/2007 09:46)
:-D
9. booboo ( 07/02/2007 10:56)
ié zà efa naheno sy nahita(malagasy ray sy reny). ny zaza metisy ka ny iraika @ dada na ny mamany manana rà avy @ faritra asia atsimo atsinanana iny kounkou misy refa teraka, fa tsy voatery hoe ny zaza filipina fotsiny kah....
10. kelly13 ( 07/02/2007 13:27)
ny an'ny zanako klou d tsy nisy mangana izany e, fa i zandrinay no nisy an'io, d hoe vokatry ny fihinanana ravimbomanga fony izy bevohoka hono reny! d le izy tsy voatery hoe eo @ fitombenan'ilay zaza fa mety jambes na bras kou, ny zanaka filipina indray d tsy haiko fa tsy mbola nahita aho!
11. chipie1 ( 07/02/2007 13:31)
mbola tsy naheno anizany ndray za klou:-w
12. kelly13 ( 07/02/2007 13:57)
diso kely za, je veux dire oe "vokatry ny fihinanan'i mamanay ravimbomanga fony izy bevohoka..."
13. latina ( 07/02/2007 14:06)
Ny zanako 2 fa samy nisy an'io daholo tao @ lamosina t@ mbola kely, misy hono mangana dia misy indray ilay mazava kokoa noho ny hoditra antsoina hoe "tapotsin'atody" dia hoe noho isika taranaky ny avy any antsinana hono no mahatonga an'io. asa izay fahamarinany fa za mbola tsy nahita zanaka filipiana.
14. xxx ( 07/02/2007 14:12)
zaza gasy teraka tany amerika no hitako nisy an'io dia tonga dia niteny ilay Dr hoe angaha nareo misy origine asiatique ?

15. Aino ( 07/02/2007 14:16)
efa henokenoko ihany izy io!! fa ny filipina no tsy haiko
16. Fiffi ( 07/02/2007 14:16)
mahagaga zany an ?
17. SOBIKA ( 07/02/2007 14:39)
ny zanako aloha misy dia misy tokoa e fa noheveriko hoe vokatry ny nihinana fer tamin ny bevoka;
ny zanaky ny mpiray tampo amiko misy anio daholo de mbola nihevitra ihany aho hoe karazonay mianakavy ve sa satria izahay samy nihinana fer daholo tamin ny bevoka?

andaso fa anontaniako raha mahita filipian;
18. diamondra27 ( 07/02/2007 15:23)
ce n'est pas valable pour tout le monde, peut-être ny sasatsasany ihany.

Hoy aza ny feo mandeha hoe: tena manao sary madagasikara mihintsy hono le izy, va savoir?

Ny fantako fotsiny araka ny teny zay nolazai n'ny olona nanao io tasy io nanontaniako de hoe: rehefa mihinana voaloboka ianao rehefa bevohoka ka nisy nanaitra dia lasa misy tâche de raisin= le mangana iny @ toerana izay nokitihinao; ohatra we eo @ tarehy, eo @ vody=mety tonga de nagidihidy ny vodiny :-P:-Pt@ le fanairan'ilay olona nihaona taminy= mitsamboatra(surpris), mety ho teo @ avant-bras ihany koa no voakitiny etc...

finoana ve sa inona?

19. xxx ( 07/02/2007 15:42)
diamondra koa ve dia mbola minomino foana ohatr'izany ? Misy explication scientifique ilay izy fa tsy izany hoe voaloboka, fraise ... taitra ... ets izany

Dokotera iray no nilaza fa misy enzyme mandevona ny ronono, ka ho an'ny asiatique dia matetika tsy ampy loatra izy io , dia arakarak'izay no mampisy na tsia, na mahangeza na tsia ny tasy.
20. booboo ( 07/02/2007 15:50)
eka ouz !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1861