Ny zanaka gasy sy ny zanaka filipina
41. andry08
(
09/02/2007 11:17)
Mahagaga ny fanontaniana miverimberina fa dia tena misy doute @ fihaviany mihintsy ilay olona! lasa fanontaniana existentielle be eo!:?::?::?::roll:
42. Fiffi
(
09/02/2007 14:24)
niryna:misy ankizy hafa hono........de midika ve zany hoe ISIKA fa isika iza zany ? :roll::roll:
O ry reto a misy ankizy hafa hono e, io no midika fa misy ra-na filipina isika.izay koa no mety mahatonga ny olona hiteny hoe toa asiana isika
44. niryna
(
10/02/2007 02:38)
rurik:
eo @ takolaka roa ahoana aky hihi hi hi ny an'ny zanako eo @ fitombenany tsy miteny ratsy aho an :lol::lol:
sa le fitombenany no lazainjy fa takolaka roa :lol::lol:
Mivoana kely ity a fa angaha hadinonao ny ankamatatra hoe inona ary izany be takola maimbo-vava.oops
45. niryna
(
10/02/2007 02:39)
lost:
Fiffi>> ao verifieko ny anao fa mbola ita ao ireny
fa saingy zao za iany mijery azy an:lol::roll:
=))=))=))=))
47. sipagasy
(
10/02/2007 10:22)
t@ izao niteraka dia araka ny fitadidiako nolazain'ny mpampiteraka ahy dia hoe ny karazan'olona aziatika no misy io, euhhhh izany hoe tsy afrikana izany aho hihihihhi, marina tokoa moa izany satria isika malagasy dia avy ao afrika sy any avy azia ny tena fihaviantsika e! ankoatran'ny vazimba izay tompon-tany!
Ary ny zaza raha vao teraka isika raha dihininareo tsara dia somary mena, (zaza menavava) na tahaka izay ny antsika fa jereo anie ny an'ny vazà frantsay ohatra e! tonga dia fotsy fa tsy mena kely aloha @ voalohany, avy eo moa dia maka ny lokon'ny ho volon-kodiny ny zaza... sa ve ny masoko no nandroroa hihihihihi8-)

48. niryna
(
11/02/2007 06:06)
sipagasy:

Misy fahamarinany io,fa na zanak'iza na zanak'iza mahafatifaty kely ratsy tarehy kely izany daholo ny zazakely vao teraka.Avy eo amin'izay manomboka feno ny vatany ary dia dongadonga kely.Izay angamba no mahatonga ilay fitenenana hoe alikalika kely