Ny zanaka gasy sy ny zanaka filipina

21. koralie ( 07/02/2007 16:52)
Ny zanako vavy misy ngeza be ny vodiny de hafa kelikely entre ny masony, izany hoe eo @ orony. T@ 1ère visite médicale t@ mbola tany @ matérnité d nanotaniako ny pédiatre d hoy izy hoe ny zazakely manana tendance ho vaky lalandrà rehefa vao teraka iny d hi-limité-na an'iny no antony hanomezana azy vit K1 iny mandritra ny andro maromaro.
22. Fiffi ( 07/02/2007 17:00)
zany an ?
23. niryna ( 07/02/2007 17:35)
fasaly:

:roll::roll::roll::roll:fa manin hono no misy mangana????tena marina ve izany, izaho toa tsy mangana tam vao teraka:wink:
nyrina a! fa maninona no tsy maintsy filipinina no anontaniana raha managana otran'ny vodinzazakely gasy vao teraka????

manao ahoana fasaly,tonga soa indray.Satria heverin-dry zareo fa filipina aho ka izany no nahatonga ny resaka dia hoy aho hoe misy rasina filipina hono ny razam-benay.Misy mainty toa mangana koa izany ny vodin-jazakely voa teraka ny anareo?

24. xxx ( 07/02/2007 18:01)
samia mijery ny vodin-janany fa eo no be fanontaniana hoe inn no ao @ vodin-janakareo ry niryna an!:roll::?::?:
25. diamondra27 ( 07/02/2007 18:35)
xxx:

diamondra koa ve dia mbola minomino foana ohatr'izany ? Misy explication scientifique ilay izy fa tsy izany hoe voaloboka, fraise ... taitra ... ets izany

Dokotera iray no nilaza fa misy enzyme mandevona ny ronono, ka ho an'ny asiatique dia matetika tsy ampy loatra izy io , dia arakarak'izay no mampisy na tsia, na mahangeza na tsia ny tasy.



hihii:-D:-D:-D
xxx kounkou mampimé
efa we io no tantara nolazain'ilay ramatoa hitako fa tsy we za mino an'io :oops:

za tsy minomino foana zany afa-tsy Jesosy ihany.
Fa tsy midika we tsy manaiky ny fisian'ilay zavatra.


26. sitlo ( 07/02/2007 22:19)
Ny ahy mbola misy foana hatramin'izao.
27. niryna ( 08/02/2007 07:04)
Fiffi:

niryna:
Rehefa miteraka hono isika gasy dia misy mangana kely ao amin'ny vodin-jaza.
nga ndray i nyrina mbola tsy manan-janaka de tsy nahita an'io raha mangana ny an'zanakao ? :roll:




Io indray fiffia.iza koa no nieritreritra izany?Efa nisy nanontany vao nieritreritra kou

28. niryna ( 08/02/2007 07:05)
lost:

Fiffi:

[quote=niryna]Rehefa miteraka hono isika gasy dia misy mangana kely ao amin'ny vodin-jaza.
nga ndray i nyrina mbola tsy manan-janaka de tsy nahita an'io raha mangana ny an'zanakao ? :roll:




fiffi
29. niryna ( 08/02/2007 07:05)
Fiffi:

lost: ka zah akia mbola tsy nahita na naheno an'io an ! :-*


very tamin'ny geography dry tamin'ity.
30. niryna ( 08/02/2007 07:08)
booboo:

ié zà efa naheno sy nahita(malagasy ray sy reny). ny zaza metisy ka ny iraika @ dada na ny mamany manana rà avy @ faritra asia atsimo atsinanana iny kounkou misy refa teraka, fa tsy voatery hoe ny zaza filipina fotsiny kah....

misaotra booboo a.O ry reto a misy ankizy hafa hono e, io no midika fa misy ra-na filipina isika.izay koa no mety mahatonga ny olona hiteny hoe toa asiana isika

31. niryna ( 08/02/2007 07:10)
chipie1:

mbola tsy naheno anizany ndray za klou:-w


nianatra zava-baovao tato amin'ny serasera koa i chipie1 8) hitanareo izany fa tsy ny latsa na eso ihany no hita ato fa fianarana zavatra hafa.Manomboka androany dia jerevo ny v..njazakely rehetra8O8O8O
32. Fiffi ( 08/02/2007 07:11)
niryna:

misaotra booboo a.O ry reto a misy ankizy hafa hono e, io no midika fa misy ra-na filipina isika.izay koa no mety mahatonga ny olona hiteny hoe toa asiana isika
ISIKA iza zany ry niryna ? :roll::roll:


33. niryna ( 08/02/2007 07:12)
kelly13:

diso kely za, je veux dire oe "vokatry ny fihinanan'i mamanay ravimbomanga fony izy bevohoka..."

Tsy voatery ho ravimbomanga ihany. Mangana eo amin'ny takolany roa anie izany e,somary boribory ohatran'ny totondrikeliny.:roll:

34. niryna ( 08/02/2007 07:18)
Aino:

efa henokenoko ihany izy io!! fa ny filipina no tsy haiko


Ka izany no nahatonga ahy niteny io satria rehefa manontany ny olona dia miteny hoe misy race-na filipina, indonesiana, afrikana, malaysiana sns..ary rehefa dinihina daholo ireo olona ireo dia mitovy tsy misy valaka amintsika indrindra ny filipina.Notenenan-dry zareo ny teniny aho dia gaga,kanefa heveriko hoe miteny amin'ny teny anglisy miarahaba izy satria na alavitra aza dia samy mifampitoraka salut ao am-piangonana.Teo no nahatonga andry zareo niteny tamiko,tsy izaho no niteny fa ry zareo.Ary rehefa miresaka izahay dia samy lasa mivadika ny lela ka ela vao tonga saina.Efa voa im-betsaka izaho ny namako filipina
35. rurik ( 08/02/2007 09:43)
za tsy nihinanana ravimbomanga nefa misy ny zanako
raha ny fahenoako azy dia ny zaza metisy hono no misy an'io fa asa aloha hono no enoko.
fiffi:-*:-*:-*:-*
36. Rafotsy ( 08/02/2007 09:53)
Tsy fantako na hampandroso ny ady hevitrareo : ny zanako teraka teto Paris ary vaza daholo no personnel tao @ ilay clinique ! Fotsifotsy be i Rafotsy ( izay moa no nahatonga azy hoe Rafotsy ) , dia nifanditra ry zareo hoe rehefa mihalehibé io dia miha mainty ihany ( izaho zarazara , ny vadiko no fotsy mavo angaha no hilazako azy ), dia nalain'ilay directrice ilay zaza dia nojereny ny dodosy keliny dia hoy izy hoe tsy hiova loko mihitsy io zaza io fa io no tena lokony ! Fa ahoana hoy aho : satria tsy misy taches bleues ny dodosiny hoy izy !Dia izany hono ary tena tsy niova loko marina i Rafotsy !
Fiffi ::-*:-*:-*:-*:-*
37. lost ( 08/02/2007 10:14)
Fiffi>> ao verifieko ny anao fa mbola ita ao ireny
fa saingy zao za iany mijery azy an:lol::roll:
38. kelly13 ( 08/02/2007 13:48)
niryna:

kelly13:

diso kely za, je veux dire oe "vokatry ny fihinanan'i mamanay ravimbomanga fony izy bevohoka..."

Tsy voatery ho ravimbomanga ihany. Mangana eo amin'ny takolany roa anie izany e,somary boribory ohatran'ny totondrikeliny.:roll:



"hono" ange no nolazaiko ry nyrina fa tsy hoe zvt sur e! ary nisy an'ireo mangana ireo mihintsiny i zandrinay teo @ "vodiny"

39. Fiffi ( 08/02/2007 18:44)
lost: :{:{ :-D:-D:-D

rurik , Rafotsy : :-*:-*:-*:-*:) faly mahita anareo eto indray zah an ! hummm.....:) :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
40. rurik ( 09/02/2007 09:05)
eo @ takolaka roa ahoana aky hihi hi hi ny an'ny zanako eo @ fitombenany tsy miteny ratsy aho an :lol::lol:
sa le fitombenany no lazainjy fa takolaka roa :lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.659