Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
LazaDaddy
(
06/02/2007 23:41)
Fampianaran'i Kristy momba ny fiverenany
inona avy ireo famantarana nomeny ry zareo?...
suite
répondu par fijo le 03/03/2007 06:02
chrisramana
(
06/02/2007 23:04)
Apprentissage de la guitare - Tablature
Ce message s'adresse en particulier au modérateur de ce site.
Ma demande est la suivante : comme c'est le seul site en ma connaissance où l'on peut déposer des chansons malgaches avec des accord...
suite
répondu par rickers le 21/04/2007 16:58
tisera
(
06/02/2007 20:19)
mba ampio handika teny é!
mahazatra ahy ny mampianatra tsianjery malagasy tsindraindray ny zanako ka ezahiko adika aminy @ teny frantsay hatrany koa fa tena sahirana aho mandika mazava an'ilay andininy faha-3 @ ity tsianjery...
suite
répondu par Fiffi le 15/02/2007 21:58
rakaroka
(
06/02/2007 18:23)
Fiverenan'i Kristy!
Hono ho'aho:
Aiza ho'aiza moa ny fiomanantsika Kristiana manoloana ny fiveranan'ilay Kristy izay?....
Mino ve isika sa tsia?...:?::?::?::idea::idea::idea:...
suite
répondu par fijo le 24/02/2007 06:19
hery
(
06/02/2007 18:01)
Novaina: Momba ny tsikeran'ny sary
Manomboka izao, raha olona nosakananao tsy handefa hafatra ho anao dia voasakana tsy hametraka tsikera ihany koa.
Tandremo, raha sakananao tsy hametraka tsikera ny namana iray dia voasakana tsy ha...
suite
répondu par fasaly le 06/02/2007 22:06
papala
(
06/02/2007 13:56)
raha tsy nisy fanjakana moa teto antany ?
tena lasa mihintsy ny eritreritro amin'ity FANJAKANA ity. Ka raha tsy nasiana moa de ahoana ny fiainana teto? angamba nilamina ? sa lasa be jiolahy noho ny amin'izao?:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@...
suite
répondu par niryna le 20/02/2007 05:08
nathie86
(
06/02/2007 12:59)
fitiavana matotra
ny fisarahana ara-pitiavana ve mitondra fahamatorana Ra afaka mamaly na efa nanana traikefa de mba valio....
suite
répondu par andry2007 le 01/04/2007 09:59
xxx
(
06/02/2007 11:50)
Lahiniriko crée un parti
Contre toutes tentatives de concentration de pouvoir
Le nouveau parti de Lahiniriko Jean a été officiellement présenté hier au Motel de Tanà. Se déclarant parti de gauche, le PSDUM ( P...
suite
répondu par fijo le 07/02/2007 23:39
ronaldo09
(
06/02/2007 11:39)
Parti Socialiste et Démocratique pour l’Union à Madagascar
VIVE LAHINIRIKO,VIVE MADAGASCAR!!!!!
Le second à la présidentielle du 3 décembre 2006 propose aux membres de l’opposition de s’associer à son parti.
L’objectif est de former...
suite
répondu par fijo le 08/02/2007 23:17
Aino
(
06/02/2007 10:58)
Cinema ao tana
hono hoa ry zareo, cinema aiza sy aiza avy no mande ao tana eh?
dia film manao ahoana sy ahoana no mande moa ve mba tsara, mba te ahalala bebe kokoa aho hoa anareo izay mahalala mba azavao kely hoe a...
suite
répondu par Aino le 07/02/2007 14:14
booboo
(
06/02/2007 10:40)
hono ho'aho ry zareo ?
Inona kay no maha-tamana anareo ato @ serasera ?
hihihihi eritreritra sendra nandalo fotsiny iny fa tsisy raha ambadika akory kah ...
suite
répondu par niryna le 10/02/2007 02:30
Santiona
(
06/02/2007 10:05)
Poopy sy Bodo au palais
Ho an'ireo mpifankatia sy "romantik" eto Dago.
Aona ndray izy roa tafaraka ity e?
Iza no tsy andeha?
BODO sy POOPY ao @ Palais des Sports le 16 février
Koa na izahay tsy manan'olon-tiana aza ve t...
suite
répondu par Santiona le 08/02/2007 15:55
hafaliana
(
06/02/2007 07:58)
Mitady kil
Vao avy nahavita site perso zay ry reto ny tenanay d mba mitady kil hitsidika azy ah! Mino a fa tsy ho diso fanantenana nareo fa mba :lol:refa avy ao.d aza adino ny mameno ny boky volamena refa alohan...
suite
répondu par Fiffi le 17/02/2007 23:25
Fiffi
(
06/02/2007 07:00)
Le passeport biométrique mis en service any Dago..
Hummmm.....io ary fa efa vita zany ny pasipaora biométrika ....(miala tsiny raha @ teny frantsay)
Malalasoa Jackinah Rakotohasy est la première Malgache à recevoir son passeport biométrique. ...
suite
répondu par Fiffi le 12/02/2007 23:09
LazaDaddy
(
06/02/2007 01:23)
Pan's Labirynth
ooops! pan's Laza-rinth ao @ Palace Nova rahalina rehefa avy mihinana Laza-gna. hahaha...
suite
répondu par Fiffi le 08/02/2007 12:36
xxx
(
06/02/2007 00:03)
sarkozy
mety ho tsara ihany raha izy no lany president.
Il n'aime pas l'injustice.
Nous serons tous en sécurité.
Ny asa nomena toerana: 35H+ heures sup tsy andoavana hetra.
...
suite
répondu par fijo le 07/02/2007 23:41
bazylou
(
05/02/2007 23:49)
mbola ho ela be ny politika gasy
vao ho tonga politika avo lenta ohatran'ny frantsay sy ny amerikanina, na ny deba sy ny comm aza tsy nisy akory tamin'ny fifidianan farany teo!!
Mbola ho ela be vao hisy candidat sy debat mazava s...
suite
répondu par fijo le 07/02/2007 23:44
xxx
(
05/02/2007 23:40)
FIFOHAZANA
Fa maninona kay ny fifohazana refa manala adala devoly no mitabataba be de ndraindray otran miteny aminteny tsy fantatra inona no tena fotokevitra ijorony nadeha niaraka tam zanako zah de tsy nety and...
suite
répondu par prime le 23/02/2007 11:24
xxx
(
05/02/2007 23:14)
fItondratena refa mianatra katekomena
Ahoana ny eritreritrareo: refa mianatra katekomena ve de tokony tsy handeha fety (soiree); ohatra na hanao sipa ;satria tokony hanaja ny tena, nefa amin ny maha olombelona , tsy hita zay atao satria z...
suite
répondu par Fiffi le 07/02/2007 07:14
landza
(
05/02/2007 21:53)
vancances
handao hande hiaraka hanao vacances any Dago daholo eh , iza avy no hande ?? :-*...
suite
répondu par niryna le 13/02/2007 06:19
