Cinema ao tana

1. Aino ( 06/02/2007 10:58)
hono hoa ry zareo, cinema aiza sy aiza avy no mande ao tana eh?
dia film manao ahoana sy ahoana no mande moa ve mba tsara, mba te ahalala bebe kokoa aho hoa anareo izay mahalala mba azavao kely hoe aza fady.
novalian'i Aino ny 07/02/2007 14:14
2. loula ( 06/02/2007 12:53)
Salut ianao an!
Film gasy no mandeha e! dia ao @ Cinema REX sy RITZ ihany. Ohatran'ireny film vazaha ireny, saingy mbola tsisy an'ireny tena hoe mifanoroka be ireny aloha e! ny visa A izany tsisy fa matetika an'ny daholobe ka! Izay?
3. Aino ( 06/02/2007 14:32)
ary ny sale mba manao ahoana?
4. malalany ( 06/02/2007 15:45)
za alou dé t@15taona lasa ngamba niditra sale farany.Satri an vo aingana vo nisokatra ndray reny sale reny de film gasy fona no mande ao nefa otrany tsy de manaitra ah mitsy reny.fa ra mba te ijery gd ecran ah de makao ccac,film vaza iany ny ao,sale milay sady tsy b oul
5. Aino ( 07/02/2007 14:14)
malalany ka ny film vaza anie aty efa hita faona eh!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5788