mbola ho ela be ny politika gasy
1. bazylou
(
05/02/2007 23:49)
vao ho tonga politika avo lenta ohatran'ny frantsay sy ny amerikanina, na ny deba sy ny comm aza tsy nisy akory tamin'ny fifidianan farany teo!!
Mbola ho ela be vao hisy candidat sy debat mazava sy maneho ny heviny ohatran'ny aty e!!:-D
Mbola ho ela be vao hisy candidat sy debat mazava sy maneho ny heviny ohatran'ny aty e!!:-D
novalian'i fijo ny 07/02/2007 23:44
2. xxx
(
06/02/2007 04:25)
Ianao oa ry basylou efa iaraha-mahalala ny tsy fitiavanao gasy...na de gasy aza ianao....fa lasa vazaha antaratasy angaha tsy haiko... aza manambany gasy fa tsy ampahafiriny zay mba nivoka taty ivelany sy izay manana papier koa ra izay ianao......fa aza miseho milay sy manambany gasy eo, tsy vhv gasy, tsy mpitondra gasy tsy inona asa koa..ambaninao daholo...betsaka ny manana sy mahay, atidoha, any dago fa zareo angaha miseho milay sy mirehareha sy miseho manana tahaka anao.??? Sa tampon'ny izany reehtra izany koa ianao io de miseho milay :-D , ka mampibaribary fa mahantra ny gasy, maty noana etc...tandremo ity vava...fa tsisy zava-baovao eto antany ary ny hatao ihany no miverina.:P
3. xxx
(
06/02/2007 06:00)
marary ianao!!!!!bazy loup!!!!
Inona no mba entinao hanasoavana ny tanindrazanao sa hilevina any ivelany any ianao??? ??? ity vavanao eee, mbola hanenenanao daholo reny fanambaniana gasy be fahatany reny ato @ ity serasera ity!!!:evil:
Ié ary ity mba frantsay andrandrainao koa????? na ny amérikana na ny europeana??? Mba inona no omeny anao????????????????, tsy ny raciste fanambanina mainty no betsaka any??? pauvre ny mainty,pauvre ny immigrant, pauvre ny vahiny ankoatra azy terantany zay no lazany zareo... fa tsy hoe pauvre ny gasy araka ny teninao atsy ambadika.:P
tsotra ny tenik oaminao:
"Tano ny mahagasy anao fa ny an'ny hafa tsy homeny anao,na ovina na ovina"8O

5. bazylou
(
06/02/2007 23:23)
be ny marary fo sy manozona fa nolazaiko ny marina ka!!:P:P:P:P:P
hita fa pauvre gasy ka inona indray
hita fa pauvre gasy ka inona indray