Pan's Labirynth

1. LazaDaddy ( 06/02/2007 01:23)
ooops! pan's Laza-rinth ao @ Palace Nova rahalina rehefa avy mihinana Laza-gna. hahaha
novalian'i Fiffi ny 08/02/2007 12:36
2. LazaDaddy ( 06/02/2007 01:40)
tena tsy anjiko zany ze atongavan'ilay "chauffeuse" =)) maka ahy eto. =)). Cutie angaha tsy andeha? hahaha
3. cutie ( 06/02/2007 03:42)
za alou tsy tia lasagna :-D:-D:-D:-D
4. LazaDaddy ( 06/02/2007 12:54)
tsara lavitra noho ny mijery "love story" kosa kay ny mijery film mampatahotra rehefa miaraka @ vehivavy....hahaha!

andramo anie ry zalahy e! =))
5. cutie ( 06/02/2007 16:41)
crazy :-D
6. kelly13 ( 06/02/2007 20:32)
ountssss!! za fay tateraka fa za le mangitakitaka b matahotahotra iny no notairiny tampoka fa latsaka dol ze tsy tokony hilatsaka! :°)8-)
7. cutie ( 06/02/2007 22:36)
:-D:-D:-D:-D
8. LazaDaddy ( 06/02/2007 23:36)
kelly> ka tsy nahafantatra izy izany hoe nangitakitaka ianao. @ manaraka fihino mafy izy dia @ izay fantany fa tsy tokony ho tairina tampoka intsiny ianao :wink:
9. kelly13 ( 07/02/2007 13:51)
za nga manaiky hijery tsony, :P:°)
10. LazaDaddy ( 07/02/2007 23:50)
kelly> voa mafy ingahy "rainy" raha izany :wink: Izaho indray mandeha foana rehefa tonga ny ... "mpitsena" =))
11. Fiffi ( 08/02/2007 12:36)
fa resaka inona le film ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3776