Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
HESHA ( 02/02/2007 14:30)
CO-PROPRIETE
Salama daholo dia tratry ny taona na dia somary tara aza izany !!!!! Eto Madagasikara zany zao efa miroborobo ny resaka immobilier ka mba saika hanontany aho hoe inona no lalana mifehy ny coproprie... tohiny
xxx ( 02/02/2007 14:29)
Anti-Christ:Romana-katolika/tsy kristiana.
Rehefa tsy manaraka ny nataon'i Jesosy dia mpanohitra azy.Mifohaza isika fa tsy ny hoe efa niangona tao izahay dia miziriziry tsy mino.Aza ilay olona manoro antsika no enjehina fa ny zava-misy. Roman... tohiny
novalian'i prime ny 23/02/2007 11:48
nolalaina ( 02/02/2007 14:23)
très belle journée à toi
http://blog.france2.fr/holly-wins/index.php/2006/01/17/17144-seigneur-je-te-remercie-de-ce-jour Si tu as fait cette prière, que Dieu te bénisse!!!! Répète juste cette phrase et vois comment ... tohiny
novalian'i niryna ny 10/02/2007 04:38
Baovola2 ( 02/02/2007 14:17)
Ho aiza ihany ny tanorantsika raha izany ?!
Tankina sy malahelo ary azo lazaina ho kivy aho nahita tamin'ny gazety androany fa misy "mercenaires" mikarama manoratra ny memoiren'ny etudiants eny Ankatso ary tena efa maro no manao an'io satria di... tohiny
novalian'i sitlo ny 10/02/2007 04:17
xxx ( 02/02/2007 13:05)
fecondation in vitro
fecondation in vitro ; mety aharitra aman-taona ve sa aman-bolana vao mety ; tsy manina @ fahasalamana ve ? ... tohiny
novalian'i 2gasy ny 07/03/2007 16:38
ledada ( 02/02/2007 06:54)
Atoroy hevitra
Miarahaba o! mba atoroy hevitra fa efa 11 andro anio zao aho no tsy mety tafiitra @ resaka mivantana intsony! tsy haiko hoe maninona angaha?... tohiny
novalian'i simplex ny 02/02/2007 11:48
LazaDaddy ( 02/02/2007 02:08)
low fat - fat free - Fett arm
aiza no misy sakafo matavy fa toa tsy ahavoazana ity sakafo mahia isaky ny mandeha ity e? Sady ny sakafo matavy mora kokoa =))... tohiny
novalian'i pissoa ny 13/02/2007 09:11
LazaDaddy ( 02/02/2007 02:04)
fiara - kodia
fiaran'iza tokoa no efa "nikodia" ?... tohiny
LazaDaddy ( 02/02/2007 01:53)
Happy feet
ratsy be io ho an'izay misalasala te hijery...Soa fa tsy tany @ cinema fa DVD avy any..."Malaysia Truly Asia"..lol... tohiny
novalian'i cutie ny 02/02/2007 21:59
kitjo ( 02/02/2007 01:27)
crepe
za mba mena resety-na crepe ooo... melsi dol dol... tohiny
novalian'i booboo ny 13/02/2007 13:34
tsimiandravola ( 02/02/2007 00:22)
Ireo tena Andriamanitra dia ireo tsy nitonona
:D 'Zay mangina volamena... tohiny
novalian'i prime ny 23/02/2007 12:16
xxx ( 01/02/2007 19:38)
fecondation in vitro
fecondation in vitro kay mety maharittra hafiriana vao mety manana ; de inona no atao @ zany... tohiny
novalian'i xxx ny 01/02/2007 20:39
niryna ( 01/02/2007 17:47)
Moa ve isika tokony hivavaka ny israely?
Izay zavatra mitranga amintsika amin'izao fotoana izao dia efa saiky ao anaty baiboly daholo.Misy fitenenana ao milaza fa tokony manome tso-drano ny zanak'israely isika dia omen'Atra tso-drano ihany k... tohiny
novalian'i niryna ny 09/02/2007 07:31
niryna ( 01/02/2007 17:07)
Inona ry ireto no tokony ataoko?
Narary ity mpiara-miasa amiko dia nividy carte postale kely aho hanoratan\'ny namana ho azy. Nanafatra tamin\'ny olona izy hoe raha misy mandefa CP aty amiko na te hiantso an-telefaonina dia aza om... tohiny
novalian'i niryna ny 08/02/2007 06:55
kantoirina ( 01/02/2007 16:31)
Mampirafy ve?
Izaho dia manambady efa ho 5 taona ary tato ho ato dia tsapako fa mampirafy ahy ny vadiko. Tsy haiko na misy ohatr'ahy fa raha vao misy zavatra na tsara na ratsy dia tsapako foana ary marina foana iza... tohiny
novalian'i chipie1 ny 11/02/2007 17:05
xxx ( 01/02/2007 15:44)
vehivavy sy zanaka
Betsaka ny tovovavy eto frantsa mihotra ny 28 ans efa manambady toa mbola tsisy vonona ny hiteraka fa dia variana @ fitadiavana sy ny rendrarendra isan-karazany nefa manana moyen tsara raha hoe hitera... tohiny
novalian'i miraymel ny 30/11/2007 07:58
Samoana ( 01/02/2007 15:20)
RNS 2007- Vichy
7 sy 8 Avril. Mbola mazoto ny hiaona ve ireo namana am-polony nanatrika RNS t@ herintaona ô? Misy namana hafa ho tonga ve ô? ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/04/2007 21:08
statistika ( 01/02/2007 12:49)
hono oa ry vehivavy
ra asaina tsy maintsy misafidy enao ; lehilahy mpapirafy sa mamo toka manalagy sy mamono no tianareo , ento aza ny resaka ? ... tohiny
novalian'i booboo ny 13/03/2007 14:08
Jao99 ( 01/02/2007 11:54)
foot
tsy mahay n'inona n'inona tsony ronaldo... tohiny
novalian'i zandikely ny 02/02/2007 03:22
ravatorano ( 01/02/2007 10:35)
tsy mifidy asiana ny dahalo e fa matiny avokoa reefa .......
hitany fa be voal azony angalarina ASAN-JIOLAHY. Tsy mifidy hasiana fa izay be vola dia fafazany Havan’i Ben Laden matin’ny dahalo -------------------------------------------------------... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/02/2007 09:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.6328