Happy feet

1. LazaDaddy ( 02/02/2007 01:53)
ratsy be io ho an'izay misalasala te hijery...Soa fa tsy tany @ cinema fa DVD avy any..."Malaysia Truly Asia"..lol
novalian'i cutie ny 02/02/2007 21:59
2. hery ( 02/02/2007 08:30)
Dia samy manana ny ratsy aminy marina ny olona LazaDaddy. Izaho izao dia tena tia an'io :-)

Mazava ho azy fa Cartoon ilay izy (sao dia voafitak'izay mantsy i LazaDaddy)... fa tamin'ny reraky ny ordi nandritra ny ora maromaro iny aho no nijery azy fa tonga dia nisava daholo ny havizanana.

Sing Mambo ;-)
3. kitjo ( 02/02/2007 13:11)
tena samy manana ny tsara aminy tokoa

za aloha dia tia..indrindra fa ny leson anotsoahina avy t@ ilay izy...

ireo fantatro fa nijery koa dia toa mbola tsy nisy nilaza oe ratsy..fa fts hoe somary mankaleo ny sary matetika fa satria tsara ny fandehan' ilay tantara raha manaraka tsara dia OK ihany

sao d le oe "DVD avy any...Asia" kosa ary no tena tian' i Laza tenenina? hihihi
4. LazaDaddy ( 02/02/2007 14:37)
Hery> tena samy manana ny tiany tokoa:) izaho aloha tsy tia an'io e. Tena mifanalavitra be @ karazana cartoon tiako ilay izy.
5. cutie ( 02/02/2007 21:59)
fa in no karazan cartoon tian'i LD :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0806