Ho aiza ihany ny tanorantsika raha izany ?!
1. Baovola2
(
02/02/2007 14:17)
Tankina sy malahelo ary azo lazaina ho kivy aho nahita tamin'ny gazety androany fa misy "mercenaires" mikarama manoratra ny memoiren'ny etudiants eny Ankatso ary tena efa maro no manao an'io satria dia "mahavelona" hono ilay "asa hafakely" ...:cry: dia lasa ny saiko hoe, ho aiza ihany ny tanorantsika raha toa ka izay no fandehany ?:cry: mbola tsy mendrika ny diplaoma izy izany ve sa hoe hakamoana ve sa hoe ny vola no miteny ary ny baoritra azo no zava-dehibe ? :cry: ... indrisy ry fireneko
novalian'i sitlo ny 10/02/2007 04:17
2. kelly13
(
02/02/2007 14:33)
oadray! zany v? gazety inn ankia no nahitandry an'izany mba ho céfévako
3. simplex
(
02/02/2007 15:01)
Ny dikan'io d tsy manao ny asany tsara ny encadreur-ny :°)
Fa @ soutenance kou aloha mbola tsy hifankahitana avy eo e :lol:
kelly: http://www.les-nouvelles.com/default.php?file=article&mode=detail&id=872
Fa @ soutenance kou aloha mbola tsy hifankahitana avy eo e :lol:
kelly: http://www.les-nouvelles.com/default.php?file=article&mode=detail&id=872
5. lapino
(
02/02/2007 15:22)
Misy lafiny tsara io an !
Afaka mahay siansa foana izany, na mahay siansa lalindalina kokoa mihitsy aza, raha afaka tsy mivaky loha amin'ny tsipelin-teny sy ny "tournures"-na fehezanteny. Fa zany hoe mila asa mirindra tsara.
Fa "facteur limitant" ho an'ny mpianatra mihitsy ange ilay hoe, izy no sady manager an'ilay projet-na memoire-ny, izy koa no miandraikitra ny logistique, izy no manao ny etude, izy no manao ny traitement-n'ny données rehetra, izy no manao ny redaction avy eo. Eritrereto ange ny fahafahany manao ny etude-ny mifanaraka amin'ny fianarany raha ohatra ka azony délégué-na ny asa superflus rehetra e!!!
Ohatra ny orinasa manao externalisation ihany e, na hoe asa ifampizarana ekipa spesialista :)

6. xxx
(
02/02/2007 15:42)
Zava-doza tokoa ary manaitra ny tompon'andraikitra mba hijery izao e. Tsy mahagaga raha hisy hiteny hoe MARO NY MALAGASY NO MAHAY , SATRIA MANANA BAORITRA fa VITSY NO TENA MANAN-TSAINA rehefa tena jerena.....noho ity antony ity izay mipoitra tsikelikely toy izao ny fotony
VONJEO VONJEO E E E
VONJEO VONJEO E E E
10. kitjo
(
02/02/2007 16:07)
Tena mandreraka mihitsy io ary na aty aza dia misy manao an' io ka nahatonga sekoly maromaro nakaton' ny fanjakana...
Misy manko ireo sinoa zanaka mpanankarena alefan' ny ray amandreny aty kanefa lany andro manao "jeu video" tsy mianatra mihitsy dia manarama olona ry zareo manao ny enti-mody sy projet....
rehefa tonga ny fotoam-panadinana iraisana dia hita nidina be ny "niveau" ka voatery nanakatona sekoly maro ny fanjakana ary nanisy fetra sy "criteres" maro ahafahan' ny sinoa mianatra eto...
Fa hay vare ka misy an' izany koa any Dago....
Mamosavy tena ihany ry zareo fa ireo mpikarama an' ady ange ka sady mahazo vola no mitombo fahalalana e..
ARy ahoana hono raha tsy hain' ilay mpikarama akory ilay zavatra atao????

11. sipagasy
(
02/02/2007 16:30)
tss mandreraka be koa ny mieritreritra izany annnn tena misy marina ny atao hoe mpamosavy malemy kleeee dia ny ao an-trano (mpiray tanindrazana) ihany no aripaka!!!!!!
12. fijo
(
03/02/2007 06:13)
aty frantsa koa dia misy an'io,ary tsy itako izay maharatsy azy.ny fikarohana anie enao ihany no nanao azy e,fa ny fanoratana fotsiny no ataon'ilay olona.ka tsy misy mampihena ny fahaizana mihintsy izany.
aty aza dia ny fikambanan'ny mpianatra no manao io fanoratana vokam pikarohana io.
raha hoe ilay olona hafa mihintsy no nanao ny fikarohana,izay dia loza satria rehefa hiatrika ny mpanadina enao dia tsy ahita lazaina.fa raha enao ihany no nanao ny fikarohana tsy olana mihintsy izay fanotana azy any.

14. simplex
(
03/02/2007 10:09)
Zany hoe le fahaizana manoratra koa ao anatin'le curriculum fa tsy hoe manoratra rapport aza tsy hay avy eo refa miasa nefa mba ol nahazo maitrise ihany.
Indraindray kou refa manao fikarohana, ny fomba faran'zay haingana hahazoana tanteraka ny "concept" iray ohatra d ny fanoratana momba an'io zavatra io. Moa aza adino koa fa ny olona tsy mahita izay any antsainao any fa ze soratanao (sy teneninao) ihany no afaka hitsarany anao. K na enao aza ny nanao ny fikarohana, mila fahaizana manoratra sy mampita izay voakaroka izay enao mba hampitombo lanja azy...

15. xxx
(
04/02/2007 06:26)
Arakaraky ny zava-misy io. Nefa amin'ny ankapobeny, tsy dia tara loatra ilay izy, nefa tsy dia maninona ihay koa. Ny fahaizana mikaroka sy manitatra ny zavatra nianarana amin'ny zava-misy ka ahitana/miafara amin'ny vaha-olana na tsoa-kevitra mazava ary vokatry ny asan'ilay mpianatra no zava-dehibe voalohany. Manaraka an'izay dia ny fahaizany manazava sy miaro/manohana an'izany zava-bitany izany no laharam-pahamehana. Azony atao ny manazava izany ambava na antsoratra. TSARA KOKOA ANEEFA NY ANAOVANA IZANY ANTSORATRA.
16. patrick2002
(
04/02/2007 06:34)
misy an'io daholo na aty Canada aza fa ny consciense nao no mitondra anio ,ianao ve efa etudiant dia mbola hampanao olona ny memoire-nao ihany,ianao no misafidy diplome sa fahaizana no tadiavinao ,rehefa izaho mieritreritra hoe azoko ny diplomako ,handeha hividy omby izaho dia hamidiko @ mpivaro-kena inona no tsy hamarako ny olona hanao ny memoire-ko
17. xxx
(
04/02/2007 08:12)
Misy diso tsipelina kely hahitsiko sady hananmpy hevitra. Diso ilay hoe:" Nefa amin'ny ankapobeny, tsy dia tara loatra ilay izy". Tokony hoe: "Nefa amin'ny ankapobeny, tsy dia tsara loatra ilay izy".
18. xxx
(
04/02/2007 08:25)
HEVITRA:
Tsy dia tsara ilay izy nefa tsy dia misy maharatsy azy. Arakaraky ny tanjon'ilay MPIANATRA IHANY.
Tsy dia tsara ilay izy nefa tsy dia misy maharatsy azy. Arakaraky ny tanjon'ilay MPIANATRA IHANY.
19. pissoa
(
04/02/2007 18:57)
Tsy hitako izay ilana an'izany ry zareo an. Mety hahay kokoa (marina ve izany nefa ? :-D ) fa rehefa tsy hay ny mampiasa sy mampita azy dia mitovy amin'ny tsy misy e. Rehefa tonga amin'ny fotoana hoe na ny manazava azy amin'ilay mpanoratra aza tsy hay akory fa mihodikodina be vao ho taitra ve isika ? Nefa izany ihany no hiafarana raha tohizina ny zavatra toy izao ! (Il faut commencer par le commencement hoy ny fitenenana :-D:-D:-D ).
Refa tsy mahay manoratra dia mianara. Ao amin'ny fac des Sciences efa misy ny Dicom (sa moa inona ilay mianatra communication sy francais eny amin'ny Coline fa tsy tadidiko tsony :oops::-D )
Refa tsy mahay manoratra dia mianara. Ao amin'ny fac des Sciences efa misy ny Dicom (sa moa inona ilay mianatra communication sy francais eny amin'ny Coline fa tsy tadidiko tsony :oops::-D )