Ho aiza ihany ny tanorantsika raha izany ?!

21. sitlo ( 05/02/2007 01:59)
pissoa:

Refa tsy mahay manoratra dia mianara. Ao amin'ny fac des Sciences efa misy ny Dicom (sa moa inona ilay mianatra communication sy francais eny amin'ny Coline fa tsy tadidiko tsony :oops: )

DICOS: didactique et communication en sciences
dia ilay alaina camera dia jerena ao am-pianarana. :-D


Raha hiverina amin'ny hevi-dehibe aho. Ny recherche ange raha ny marina afaka manontany olona, ka mety tokoa raha nanontany olona izy eh. Ilay resaka encadreur teo mihitsy no tsy mamely matoa ny ankizy tsy mahavita ny memoirany. Ny memoire de maitrise izany mbola anisan'ny fianarana ihany, izy kosa ary ve mbola tsy nanao redaction hatramizay niainany de.
Fa io tokony ho hita foana hoe tsy mahay ny ankizy rehefa mipresenter ny memoirany. Ary tsy tokony izay rehetra mipresenter memoira dia afaka.





22. pissoa ( 05/02/2007 06:15)
sitlo:
DICOS: didactique et communication en sciences
dia ilay alaina camera dia jerena ao am-pianarana.

thx :oops::-D
23. kitjo ( 06/02/2007 13:05)
fijo> ka ny ankamaroan' ny ankizy manao an' io tsy manao fikarohana iznay fa tena kamo mihitsy izy na tsy mahay n'inona n'inona dia mandray vita...

raha toa moa ka oe tena tsy afaka izy hanao ilay rapaoro an-tsoratra dia zay ndray zavatra hafa fa misy tena tsy mahalala akory zay ao anatin' ilay bokiny fa diza izaya taon'ilay mpiarama ihany
24. bazylou ( 06/02/2007 23:50)
hatao ahoana e; izay no mahagasy azy!! na ny diplomeny sy ny sainy aza copie colle !!
25. Fiffi ( 07/02/2007 07:31)
:roll:
26. lapino ( 07/02/2007 15:42)
Za mbola mitazona foana an'ilay hoe:
- ny asa zavatra iray
- ny literatiora zavatra iray hafa

Ka tokony ho ny asany no itsarana ny ankizy fa tsy ny makiazy atao an'ilay asa. Izay indrindra moa no ilana ny soutenance.

Indraindray (matetika mihitsy aza) manko takon'ny forme ny ventin'ny asa, dia lasa diso ny fitsarana ny ankizy, diso ny lanjan'ny naoty, diso ny lanjan'ilay diplaoma.

Za mahita fa tsara ny fisian'izany karazana service izany. Indrindra ho anay tsy dia mahay manoratra loatra!!! :oops:
27. kitjo ( 09/02/2007 16:33)
Mbola tazomiko ihany koa fa raha hainao sy nandray anjara t ilay fikarohana ianao tsy olana

fa ny hoe mandray vita kosa tsy lasa..
na rehefa soutenance aza dia natao tsinjaery fts ka ilay mpikarama no nandamina azy..

dia kenda rehefa tratran; ny faontaniana
28. sitlo ( 10/02/2007 04:17)
io koa ry kitjo tena tsy mampitovy ny soutenance any dago sy aty ivelany. Ny aty mahazo anontaniana eny anelanelany eny ny mpianatra. Tsy misy tsianjery izany fa tena ady hevitra be mihitsy. Fa ny any asaina mipresenter 20 min tsy ankiato aloha dia avy eo anontaniana 5 na 10 min eo dia vita.
Dia lasa tsy hay intsony hoe aiza no hainy sy ny tsy hainy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3939