fiara - kodia

1. LazaDaddy ( 02/02/2007 02:04)
fiaran'iza tokoa no efa "nikodia" ?
répondu par Herimiafina le 23/04/2007 21:43
2. lapino ( 02/02/2007 12:56)
nikodia ny kodiarana :)
3. Badobado ( 02/02/2007 15:08)
Izy io moa mikodia fa tsy mihodina???
4. lapino ( 02/02/2007 15:14)
Raha ahantonao na avadikao ambony-ambany ny fiara ka alefanao, dia mihodina ny kodiarany. Fa rehefa mandeha ny fiara dia mikodia ny kodiarana.

Ny hoe "mikodia" akory tsy midika hoe "mianjera" araka ny hevitra andraisako azy ;)
5. pissoa ( 02/02/2007 15:21)
tsy azo :roll::-D
6. lapino ( 02/02/2007 15:30)
Aza mody tsy azo moa e :{

mikodia = "to roll"
!=
mianjera = "to fall"
7. pissoa ( 02/02/2007 15:54)
Ilay
lapino:
Raha ahantonao na avadikao ambony-ambany ny fiara ka alefanao, dia mihodina ny kodiarany. Fa rehefa mandeha ny fiara dia mikodia ny kodiarana.

no tsy azoko fa tsy le
lapino:
Ny hoe "mikodia" akory tsy midika hoe "mianjera"
ka :oops::-D
8. lapino ( 02/02/2007 15:59)
Za ndray no tsy mahazo :oops:
9. pissoa ( 02/02/2007 16:17)
:roll::-D:-D:-D
10. zizi ( 03/02/2007 21:44)
Ahoana koa ary izany lasa tsy mahazo ny hevitra hambara izany. Ilay kodia eto misy resaka mihodina ihany fa misy andry iankinany dia ny tany izany, na ny lalana ikodiadian'ny pneus. Tsy mianjera satria misy olona manan-tsaina mampizotra azy amin'ny lalana tokony izorany dia ny mpamily izany. Ka izany no nahatonga azy hoe fiarakodia. Asa raha mazava:):)
11. pissoa ( 03/02/2007 21:49)
azoazo fa mbola misy fanontaniana kely.

tena misy izany ilay hoe mikodiadia miakatra ? :-D:-D:-D

mety le teniko ngamba no tsy azon'i lapino fa tsy le teniny ka :-D:-D:-D
12. kitjo ( 04/02/2007 10:49)
hahahha
io zany le oe miakatra any ambany?
13. lapino ( 07/02/2007 15:58)
pissoa:
tena misy izany ilay hoe mikodiadia miakatra ? :-D:-D:-D
ie, rehefa zava-boribory no ampiana angovo :wink::D
14. LazaDaddy ( 08/02/2007 00:52)
15. LazaDaddy ( 08/02/2007 00:53)
lapino> azo lazaina ho be angovo ve io sa? =))
16. lapino ( 08/02/2007 14:20)
:-D:-D:-D
17. LazaDaddy ( 09/02/2007 00:17)
ary i Lapino efa hatr@ omaly no nikodiadia niakatra teto fa tsy mety reraka. =))
18. lapino ( 09/02/2007 11:40)
ary za zany manana zava-boribory :-D:-D
19. simplex ( 09/02/2007 22:22)

nga tsy ela le manosika an'le boribory less :roll:8)
20. lapino ( 12/02/2007 10:09)
De le zava-boribory no nikodiadia :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1778