Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Baovola2, milahatra araka ny daty
Baovola2
(
15/06/2009 10:55)
Silamangany
Hono h'aho r'ireto, hainareo ve r'ireto hoe, inona ny silamangany @teny frantsay ? te-hihinana mafy aho fa tsy haiko akoriny ny paoziny aty ivelany aty dia mba ny anarany ohatra no itadiavana azy,
...
tohiny
novalian'i tantaramanga ny 03/02/2013 09:09
Baovola2
(
26/03/2009 17:19)
sakafo omena zaza manomboka 6 mois
Miarahaba e :lol:
efa nikarokaroka ihany fa tsy nahita :oops: resaka momba an'io ka mba tehanontany aho hoe, inona no recette na sakafo tsotra omenareo na efa nomenareo ny zanakareo ? ny tena maha...
tohiny
novalian'i endriny ny 26/10/2016 06:01
Baovola2
(
02/02/2007 14:17)
Ho aiza ihany ny tanorantsika raha izany ?!
Tankina sy malahelo ary azo lazaina ho kivy aho nahita tamin'ny gazety androany fa misy "mercenaires" mikarama manoratra ny memoiren'ny etudiants eny Ankatso ary tena efa maro no manao an'io satria di...
tohiny
novalian'i sitlo ny 10/02/2007 04:17
