Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
booboo ( 04/02/2007 12:35)
" dans la peau d'un noir "
Nisy efa nahita io doc. io ve taminareo ? Nandeha t@ Canal+ izy (nenay no-pirater-na hihihihi). -Ho an'izay nahita, manao ahoana ny fahitanareo/fahatsapana teo am-pijerena ilay izy ? -Ho an'iz... tohiny
novalian'i xxx ny 22/03/2007 12:43
Aino ( 04/02/2007 12:31)
mbola momba ny sary ihany
mba las aihany hoa ny saiko hoe, raha mba miverina tahaka ny taloha izao ny momba ny sary hoatra hoe tsy misy ametrahana tsikera fa sary havy atrany dia mety betraka ny namana hametraka sary ao. misy ... tohiny
novalian'i Aino ny 06/02/2007 10:47
nenitiana ( 04/02/2007 09:01)
MAngataka torohevitra
Miarahaba ny rehetra, mba saika hanontany hoe, ho any Madagasikara aho ato ho ato,misy teratany vahiny hiaraka amiko ho any,mila invitation avy any Dago io olona io vao omen'ny consulat visa, ka ny fa... tohiny
novalian'i soanja ny 26/02/2007 01:03
wanalen ( 04/02/2007 00:27)
vista inspirat
ity lojika ity dia maka endrika vista, ka ho an izay te hanana vista kanefa mbola misalasala, patiny fotsiny ity ary marihako fa maimai poana!raha mametraka olana ity hevitra ity dia azo fafana fa tsy... tohiny
novalian'i lapino ny 12/02/2007 09:32
bazylou ( 03/02/2007 22:23)
esy e ry lalana ra8 e!!
vao nandehanan'ny orana dia ravatery ilay nizitina tetsy sy teroa!!! tssss vita gasy foana e!!:lol::lol:... tohiny
novalian'i bazylou ny 10/02/2007 17:01
niryna ( 03/02/2007 18:49)
Ahoana no fomba fanisana ny taona ao amin'ny baiboly?
Voasoratra hoe nanana zanaka Noa tamin'izy 500 taona. Maty izy 950 taona.Ahoana no fomba fanisana izany moa ve mitovy amin'ny andro ankehitriny ihany sa hafa ? Misaotra betsaka:P niryna... tohiny
novalian'i cutie ny 24/02/2007 17:07
niryna ( 03/02/2007 18:45)
Minoa fotsiny ihany dia hovonjena ianao sy ny ...?
Inona no tena hevitra mifono amin'io fitenenana io hoe minoa fotsiny ihany dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao? ... tohiny
novalian'i niryna ny 10/02/2007 04:48
rakaroka ( 03/02/2007 18:34)
aimer : c'est agir!(Victor Hugo)
Voaresaka imbetsaka ny resaka fitiavana: I Kor 13,sns.Ary raha ny marina on sent fa tsy défini hoe tsy maintsy izao na izao...: Misy resaka maro manodidina ny fitiavana: misy valiny hafa koa ity: [... tohiny
novalian'i sitlo ny 08/02/2007 02:27
Aino ( 03/02/2007 17:08)
vakio le tonokalo
http://nanie.tsenagasy.com/283/1373/photo.html... tohiny
novalian'i Aino ny 04/02/2007 15:57
Fiffi ( 03/02/2007 15:35)
ACTION........
Madagascar naturellement en action . L’association « Madagascar » naturellement France présidée par Cazal Solofo Andriambelo est actuellement en action dans la région Vakinankaratra. La sema... tohiny
novalian'i linjo ny 13/02/2007 16:32
nikopol ( 03/02/2007 11:14)
Inona no ataoko?
tsy hitako intsony izay atao : mihinana siligoma eo imasoko ilay sipako :cry::cry::cry: Mbola tia ahy ve izy? ... tohiny
novalian'i vale ny 10/02/2007 14:45
Vaika ( 03/02/2007 10:11)
"Stationement illicite"
Mba vonjeo ry zareo izay mba mahay lalàna eto Frantsa a ! Toy izao ilay tantara : Indray alahady maraina (tsena taty aminay) dia mba ni-stationner amoron-dàlana 'ty zaho fa maika loatra.:D Kay ity... tohiny
novalian'i cutie ny 04/06/2007 03:25
bazylou ( 03/02/2007 00:01)
ahoana ihany ity fiantsiana
ady any ampiangonanan ity e!! hatao ohatran'ny fjkm izany ny ao amin'ny katolika satria tsy mety ho azo i^pety... tohiny
novalian'i niryna ny 10/02/2007 04:42
bazylou ( 02/02/2007 23:59)
raiketo ilay kombaka
ry tim ra8 sy ny polisy VS katolika sy fianar a!! Tsy levon'ny vavonin'ilay 8 sy ireo timiste mihitsy i pety!! satria mahery noho izy!!! pra aza nibaboka tery fa tsy nahavoa an'i lery!!... tohiny
novalian'i fijo ny 09/02/2007 23:41
xxx ( 02/02/2007 19:54)
Miodina..
Hono hoa ry zalahy, Inona no mahasarika anareo hiaraka @ vhv efa vadin'olona, ary indrindra koa fa hoe efa zokinareo izy??? ... tohiny
novalian'i bibiango ny 03/03/2007 23:13
xxx ( 02/02/2007 17:40)
Tianareo ve raha...
Hono hoa ry zalahy??? Mba tinareo ve ra vehivavy virijiny no mba lasa vadinareo??? Ary possible ve izany @ zao andro izao???? Sa...Tsisy dikany izany @ zao??? sa...Inona no tena mahasarika anareo @ vh... tohiny
novalian'i bibiango ny 03/03/2007 23:16
xxx ( 02/02/2007 16:26)
Haramagedona
[size=13px]Size 13px[/size] Manahoana daholo, Mba fantatrareo ve ry zareo an, inona no hatao hoe " Haramagedona" ???? Tsy zany fa tazako ato anaty baiboly io mot io de tsy azoko mihintsy ny dikany... tohiny
novalian'i niryna ny 09/02/2007 08:00
xxx ( 02/02/2007 15:22)
circoncision kay kay kay !
Efa resaka nande fa fanamafisana ; ho anareo vehivavy lehilahy mitapaka sa tsy no tinareo ? raha tsia dia inona no antonty ? ... tohiny
novalian'i booboo ny 13/02/2007 13:17
xxx ( 02/02/2007 15:14)
sigara sigara enfin
raha izaho manokana aloha momba ty lalana tsy mahazo mifoka sigara ity dia anisan' ny faly , c' est vraiment domage ho an ' ny mpifoka anefa . Miala any antrano avy nandro madio tsara , na ny akanjo a... tohiny
novalian'i tolona ny 10/04/2007 01:02
xxx ( 02/02/2007 14:43)
Mba omeo hery ny namana eto na efa lasa!
Maro ny namana eto sy niaraka nikorana tamintsika teto izay tsy hita intsony? Raha naka rivotra moa dia miverena e miandry anareo izahay.Ny sasany moa dia mbola eto ihany ary dia hisaorana antsika reh... tohiny
novalian'i niryna ny 10/02/2007 02:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.955