mbola momba ny sary ihany
1. Aino
(
04/02/2007 12:31)
mba las aihany hoa ny saiko hoe, raha mba miverina tahaka ny taloha izao ny momba ny sary hoatra hoe tsy misy ametrahana tsikera fa sary havy atrany dia mety betraka ny namana hametraka sary ao. misy manko ny namana sasany milaza fa tsy tia @le fomba @le tsikera. t@ 2004 izao tsy misy tsikera izany fa sary fotsony dia betraka ny olona hitako nametraka tao dia noho ny niova afaka mametraka tsikera dia nofafany ry zareo!!
ka inn no mety le misy tsikera sa le tsy?
raha aminko manokana dia ilay tsy misy @ izao mahita ny namana rehetra izay manana sary.
ka inn no mety le misy tsikera sa le tsy?
raha aminko manokana dia ilay tsy misy @ izao mahita ny namana rehetra izay manana sary.
novalian'i Aino ny 06/02/2007 10:47
2. Fiffi
(
04/02/2007 13:41)
heu...de asanareo mpametraka sary sy mpitsikera ao aloha fa raha ny hevitro manokana de aleo tsy hasiana eh !
3. Stretch
(
04/02/2007 14:26)
Inona moa no atony hatahorana tsikera , ra sary milamina tsara no atao ao ,hitako alou hoe ,serasera hafa ko ny any am sary.
4. sitlo
(
04/02/2007 15:42)
aleo asiana tsikera kooo, manjary ohatra ny mijery sary amin'ny google fotsiny. :°)
5. Aino
(
04/02/2007 15:56)
Mpandefa : Stretch [ Valio ] 04-02-2007 15:26:34raha ho ahy manokana tsy matahotra tsikera izany aho na tahaka ny inn no mihainga eo, fa matetika dia misy lasa miady faona, nefa tsara raha mifandamina.
Lohateny : Re : mbola momba ny sary ihany
Inona moa no atony hatahorana tsikera
6. vale
(
04/02/2007 16:16)
f'angaha tsy efa afaka fafaina moa izay tsikera tsy azoazon'ny tompon-tsary?:roll:
7. tywa68
(
04/02/2007 16:31)
Aino : ka ilay mametraka sary anie mila jerena koa ê (misy mitady namana tsotra, na vady na namana taloha, na tsy haiko ê).
D ny tsara angambany, tsy aseho ny critiques, fa alefa direct any @ilay namana, fa tsy avela ho vakian'ny rehetra ! iny no mahatonga ny korontana.
D ny tsara angambany, tsy aseho ny critiques, fa alefa direct any @ilay namana, fa tsy avela ho vakian'ny rehetra ! iny no mahatonga ny korontana.
9. fasaly
(
04/02/2007 17:26)
ié marina ny an'i vale! tsy ho sahiranana eo foana ny admin amzay resak sary sy mpametraka tsikera fa fafàna toy ny tsy teo izay tsikera tsy tina de basy e:P:wink::°) raha tohizanao koa anie lay filambaniny ataon'ny mitsikera de hithy gidraka e! fa tsy valina no tsy fafàna de toy ny tsy nisy ilay izy:-P
11. diamondra27
(
04/02/2007 17:29)
sao de zay tokoa ry tywa no tena mety a!
asiana rubrique maromaro hoe: ty sary mitady namana,
ty sary tsotra, ty sary mitady vady, ty sary manala azy(sary miaraka @ bebex na JB ohatra, hihihih:-D)
ty sary souvenirs des vacances , sary t@ fety serasera etc etc...
de ze tsy te-hijery sary sexy de tsy mi-click fotsiny
Dia atokana ny sary lhl sy vhv
Dia ny ahy le sary lhl bokona be sy le mitsiky no tena reviko 8)de le any amoron-dranomasina sy anaty ala ireny(aventure genre an'i robinson crusoé sy tarzan)
:-D:-D
Mety hanabe asa n'ny admin ngamba zany kou...
Le gasy mba te-hitovy sy hanao ze fombam-bazaha sy aty ivelany nefa tsy mahatanty tsikera, inona ary ity
sady @izay tsy tsikera no nataon'ilay olona fa fanomezana hevitry ny tenany manokana hoe: raha ny azy dia tsy avela hanao an'io...
Mbola lavitra ihany e!

13. fasaly
(
04/02/2007 17:50)
reveo manja ry reto a! rehefa tsy tina ny tsikera toundé de fafao fa izay no nanovain'i hery azy hoatra izao ......:-P ny tsikera milay ihany no tazomy e!:-D:-D:-D
14. sitlo
(
04/02/2007 17:53)
zay aloha hilanja sora-bavety mihitsy am-zany eh [center]________________________
ALEO IZAO IHANY
ALEO IZAO IHANY
ZE TSY MAHATANTY MIALA
AZA MIALA AMIN"NY MAHAZATRA
AZA MIALA AMIN"NY MAHAZATRA
________________________
|
|
|
|
[/center]
ALEO IZAO IHANY
ALEO IZAO IHANY
ZE TSY MAHATANTY MIALA
AZA MIALA AMIN"NY MAHAZATRA
AZA MIALA AMIN"NY MAHAZATRA
________________________
|
|
|
|
[/center]
16. diamondra27
(
04/02/2007 18:57)
sitlo:
aleo asiana tsikera kooo, manjary ohatra ny mijery sary amin'ny google fotsiny. :°)
ohatran'ity ve?
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m457df8d0d8c05
:-D:-D:-D
17. xxx
(
04/02/2007 19:36)
nareo mano sary sexy tsy maninona anie e! fa ohatra ndry aino zny ratsy be nefa mba manao sexy dia ny tena no menatra ry mahia tena fopla be fa force-na ho manja fotsiny