mbola momba ny sary ihany

41. cutie ( 05/02/2007 22:18)
hihihihihi
42. fasaly ( 05/02/2007 22:22)
:-D:-D:-Dmbo nanao tsiky venjana njay i cutie te ofa tsy nanao hoe : " :-D:-D:-D "
:-D:-D:-D:-D
43. cutie ( 05/02/2007 22:24)
:-D:-D:-D
44. Aino ( 05/02/2007 22:24)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 05-02-2007 23:17:42
Lohateny : Re : mbola momba ny sary ihany
hummmmm! lay sarin'i aino manao volo lisse be vita borashinina
hihihihi tsy manana any hireny aho sady tsy mahay mampiasa fa figo vy tany dago no nanaovako anio lol:-D
45. cutie ( 05/02/2007 22:24)
io ary njy fa efa nanara-desona koa:-D:-D:-D
46. Aino ( 05/02/2007 22:25)
fasaly andraso fa ananjana anao volo aho @ lakamisy dia apetrako ho anjy ao ny sary.
47. cutie ( 05/02/2007 22:26)
hihihihi tsy manana any hireny aho sady tsy mahay mampiasa fa figo vy tany dago no nanaovako anio lol

:-D:-D:-D:-D
48. xxx ( 05/02/2007 22:30)
ZA RAHA VAO MAKA SARY KA RATSY LAY SARY DIA MAHAMENATRA SY MAMPITE HANDROVITRA AHY FA NAREO ZANY TSY IZAY KOA
49. diamondra27 ( 05/02/2007 23:43)
cutie:

tsy misy farany ty resak sary ty
za mahafalifaly ny fo atao e :lol:
njy kosa alou ry Aino tena hitako manala azy mitsy @ le mametaka sary e
tohizo fa milay , zahay mazoto mijery foana :wink:



hihihi! nahita sopapa an!:P
za mahafalifaly ny fo atao e :lol:
50. cutie ( 06/02/2007 03:45)
za mahafalifaly ny fo atao e

tsy marina ndray ve zany :lol:
51. fasaly ( 06/02/2007 06:56)
xxx: manana blem enaop zany fa tsy misy olona ratsy zany:? samy manana ny maha izy azy ny olona rehetra fa aza sombaina amzany ny saina hoe rovitina ny sary sy ny sisa:wink::-*
52. Aino ( 06/02/2007 10:47)
marina ny teniny cutie hoe izay maha falifaly ny fo no hatao!!

xxx ny ahy indray na ratsy aza vao maika hataoko eo ko, inn moa no hamenatra @ izany io anie no anjara eh!! le mande manamboatra tarehy hireny aza efa tsy fidiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0456