mbola momba ny sary ihany

21. mahia ( 05/02/2007 14:02)
xxx:

nareo mano sary sexy tsy maninona anie e! fa ohatra ndry aino zny ratsy be nefa mba manao sexy dia ny tena no menatra ry mahia tena fopla be fa force-na ho manja fotsiny


hihihih! tsy maninona fa mbola ho forcéna ho milay be ary ireny sary ireny amin'ny manarka koa! sady tsy nisy nitomany ho manja koa ary teo fa nampiditra sary fotsiny dia izay koa....:wink:


22. Aino ( 05/02/2007 15:04)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 04-02-2007 20:36:17
Lohateny : Re : mbola momba ny sary ihany
nareo mano sary sexy tsy maninona anie e! fa ohatra ndry aino zny ratsy be nefa mba manao sexy dia ny tena no menatra ry mahia tena fopla be fa force-na ho manja fotsiny
indrisy maintsy, voajanahary ny anay io ka hatao ahoana, io no misy dia io no anjara ka atao ahoana aza.
marina koa ny any mahia fa tsy misy mitomany ho manja eto fa manala azy fotsony dia ampy.
23. Aino ( 05/02/2007 15:05)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 04-02-2007 18:50:07
Lohateny : Re : mbola momba ny sary ihany
reveo manja ry reto a! rehefa tsy tina ny tsikera toundé de fafao
ny antsika indray anky io ry fasaly efa zaka hatrany amboalohany ah!! izay ray koa tsy maharitra na ny pitsikera nany tsikeraina!!

sady ny ahy ny sary na tsara ny tsikera na ratsy rehefa tiako ho fafana nany tsikera nany sary dia fafako!!
24. Aino ( 05/02/2007 15:08)
tsiky dia ampy http://fanaina.badoo.com/photos/32603/34500/?sold=vxA.TJ0bsz3fYOVKLtU4CPM6nwXaqS7B
25. Samoana ( 05/02/2007 15:10)
ny ahy indray aloha tiako ny manalanala eto @ alalan'ny tsikera e ! na sary io na forum indrindra rehefa te hikmeme izay za ! samy manana ny fomba fifandraisany sy ny fombafombany tsy haintsika ovaina avy ny namana samihafa eto . Raha tena misy ny "ame sensible" dia tokony tsy hisalasala izy hiteny mivantana ilay manafintohina azy na mamafa tsotra izao ilay tsikera:wink:
26. fanaina ( 05/02/2007 15:46)
samoana oui mety izany nefa koa tsy tsra ilay mifanalabaraka sy manao fananiana miady!! misy manko ny sasany tsy mba mahay manaja izany, manaotra no tsy nampianarina ny fahalalapomba fa dia manivatsiva @ maha olombelona na dia nety fotsony aza ny hiresahana.

raha aminko aloha tsy maninona mihintsy na sahy milaza any izany mivatana aminko ilay olona fa misy ny sasany mihevitra hoe tsy mifankahalala hivelany internet ka dia manararaotra manao izay tiany.
ny ahy indray raha hataony aminko tsy maninona fa raha hatao @ le namako tsy tiako, indrindra moa fa hoe tena pinamana mifakatia sy mifanaja.
27. patrick2002 ( 05/02/2007 15:52)
xxx:

nareo mano sary sexy tsy maninona anie e! fa ohatra ndry aino zny ratsy be nefa mba manao sexy dia ny tena no menatra ry mahia tena fopla be fa force-na ho manja fotsiny

Ary ny anao mba manao ahoana :roll:

28. fasaly ( 05/02/2007 16:12)
kou izy aza dejà miafina am xxx ry patrick kou! aiza no hampisehoany anao anzay maha fopla azy:-P:-D:-D:-D
29. patrick2002 ( 05/02/2007 17:34)
fa ohatra ndry aino zny ratsy be nefa mba manao sexy dia ny tena no menatra ry mahia tena fopla be fa force-na ho manja fotsiny

Tsy izy no miseho manja ,fa ianao no mahatsiaro tena fa ratsy :-D:-D:-D
30. cutie ( 05/02/2007 17:36)
:-D:-D:-D
31. fasaly ( 05/02/2007 17:54)
:-D:-D:-D:-D:-D
32. Aino ( 05/02/2007 20:09)
:-D:-D:-D:-D Ainofopla vodotsobika aza manatandrifiny ko ny ratsy indray no hiafina!!:b:bo^o
33. Aino ( 05/02/2007 20:11)
fanotaniana kely ho any xxx favorie!!! fa anga dia voatery ny tsara faona ny hanao toy hireny na hanao mety mety!! tsy maty be @izany ve izay sy ny haratsinay=((
34. xxx ( 05/02/2007 20:44)
ka tokony hanaja tena rehefa ratsy fa tsy fanaovana an'ireny no aha-vedette aza tezitra an
35. xxx ( 05/02/2007 20:46)
zay tsy maha favorie ahy zay indrindra no tsy hanaovako azy akia ry aino a! fa dry aloha tsy tsara koa e!tsy indry rery fa ry mahia zany moa dia mampme be
36. fasaly ( 05/02/2007 21:19)
jereo ange ny sarin'i mahia farany ao e! hummmmmm:wink::°)
37. xxx ( 05/02/2007 21:27)
dia aleo atao dray hoe photo genique mahia e!fasaly kosa aloa manja e!
38. Aino ( 05/02/2007 21:40)
xxx ka io koa anie samy manana ny goutiny eh!!! izaho aloha tsy mitsara tena izany fa efa ela no nahalalako fa rsty aho hoe, saingy tiako ny maka sary sy manala andro dia ampy izay fa tsy milaza hatsarana anie vao maka sary eh!! ary hireny koa tsy milaza hoe mitady ho vedette, raha minko dia tiako ny mametraka sary @blog sns eto @namana koa toraky izany, raha ny ten amarina azamahery ny 20 ny blog-ko @sary.

aza taitra fa izaho tsy tezitra @izany fa efa mahatrapa tena hatr@ ela izay hoe tsy tsara eh, fa fafinaretany saina manala andro no mitondra anio.
39. cutie ( 05/02/2007 21:44)
tsy misy farany ty resak sary ty
za mahafalifaly ny fo atao e :lol:
njy kosa alou ry Aino tena hitako manala azy mitsy @ le mametaka sary e
tohizo fa milay , zahay mazoto mijery foana :wink:
40. fasaly ( 05/02/2007 22:17)
hummmmm! lay sarin'i aino manao volo lisse be vita borashinina ao io kou manja an! lay manao orange!:-P::°):°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.044