vista inspirat

1. wanalen ( 04/02/2007 00:27)
ity lojika ity dia maka endrika vista, ka ho an izay te hanana vista kanefa mbola misalasala, patiny fotsiny ity ary marihako fa maimai poana!raha mametraka olana ity hevitra ity dia azo fafana fa tsy maninona,http://www.crystalxp.net avy eo amndeha amin 'ny bricopack ary mifidy ny vista inspirat ! dia alefa ny famindrana! mazotoa daholo ary!
novalian'i lapino ny 12/02/2007 09:32
2. xxx ( 04/02/2007 07:58)
merci lesy wanalen ah! tsara le izy ka!mba miova amin'ny mahazatra
3. xxx ( 04/02/2007 16:00)
za njay aloha aleo tsy taitaitra.
4. hery ( 05/02/2007 08:53)
tahaka ny theme windows rehetra ihany ilay izy... fa ireny ve tena azo itokisana? :-)
5. simplex ( 05/02/2007 09:15)
kay efa 1066275 downloads kosa le izy knou :P

sady otran'ny penguin style zany le site :°)

merci an :-*
6. wanalen ( 05/02/2007 20:13)
mila mamaky tsara fa ny portable aloha dia tsy azo anaovana azy eh! hatramin'izao aloha ny ahy tsy misy probleme na ny kely aza! matoa bedebe ny nanao azy dia tsy misy atahorana kah!
7. fasaly ( 05/02/2007 22:20)
:-P:°) merci wana:wink::-*:lol:
8. Papoose ( 06/02/2007 21:57)
tsara kototrany ve?nde mbo hanandrana @zay ko zah zany:°)
9. Fiffi ( 10/02/2007 10:06)
hummm....fa mila PC matanjaka an ! sady raha maka an'io de heu..ahazo an'le soratra hoe "il se peut que vous êtes victime ...."
10. clarrydimbisoa ( 10/02/2007 14:45)
Bonjour,
Dia inona hono no tokony atao raha mahazo an'ilay soratra "il se peut que vous êtes victime..." iny?
Azafady ry zareo ah!
11. wanalen ( 10/02/2007 23:18)
vakio tsara ze lazainy hoe compatible aminy fa raha windows 64 ihany no tsy mety fa ny xp reetra ihany no mety! aza manao raha misalasala fa so de simba ny programes satria ny fichiers windows miitsy no hovainy! normalement tsy misy io soratra io fa mandeha hoazy raha xp ny anareo!
12. lapino ( 12/02/2007 09:32)
Za koa efa nampiasa an'io fa tsara io ka. Tsy dia matanjaka avy ilay masinn nasiako azy tam'zay (AMD 2.2GHz + 256Mo Ram) kanefa tsy hita miova ny perfs
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1046