circoncision kay kay kay !

1. xxx ( 02/02/2007 15:22)
Efa resaka nande fa fanamafisana ; ho anareo vehivavy lehilahy mitapaka sa tsy no tinareo ? raha tsia dia inona no antonty ?
novalian'i booboo ny 13/02/2007 13:17
2. sipagasy ( 02/02/2007 17:01)
andramo daholo aloha dia avia miteny eto avy eo e! hihihi:-D
3. xxx ( 02/02/2007 17:16)
izaho dia tsy gasy ny vadiko fa hafa... tsy misy dikany ny mitapaka sy tsy mitapaka fa be zesta fotsiny ireo mitapaka milaza fa tsara!
Izaho manokana: tsy olana io fa ny lehilahy gasy mihevitra fa tsara nefa macho be daholo ka aleo izy ho very any fa tsy interessant! hi!hi!hi!
4. xxx ( 02/02/2007 17:54)
ny tsy mitapaka mazana misy krouty 8O
5. xxx ( 02/02/2007 18:22)
krouty?asaivo sasany tsara aloha !
6. xxx ( 02/02/2007 21:31)
lol ka zay ngamba no mahatonga ny an'ne lela gasy tsy ampy refa fa efa nanasorana dieny mbola kely =))=))=)):@
7. xxx ( 03/02/2007 08:15)
ny vadiko koa tsy gasy fa tiako loatra. Na mitapaka na tsy mitapaka, question d'hygiène io, misy olona mitapaka fa maloto ihany.
8. xxx ( 03/02/2007 22:30)
Izahay aloha mitapaka sady madio koa. perfect
9. xxx ( 05/02/2007 08:39)
resaka fahatsarana mitovy daholo rehefa tafatsofoka any io e !!!!!!! , ny mahasamihafa azy fotsiny lé tsy mitapaka be krouty , no misy fofona izany :-P managona loto zany e , fa ny mitapaka no tena azo atao hoe madio , raha misasa tsara . Jereo ny zazalahy kely reny rehefa tsy voasasa tsara ny ao anatiny fa mapioka , ka eritrereto hoe lehila efa lehibe avy mi pipi sns dia voasarona avy eo koa tsy hasiso be ve !
10. xxx ( 05/02/2007 16:30)
:roll: efa oe na mitapaka na tsia refa ho vouretra d mitovy iany, ôtran'ny vevavy ihany io, refa tsy misasa sy tsy mikarakara tena masiso fônafôna
11. xxx ( 05/02/2007 16:45)
Maninona no tonga dia miaka-peo ilay manambady tsy gasy ?

tsy misy dikany ny mitapaka sy tsy mitapaka fa be zesta fotsiny ireo mitapaka milaza fa tsara!


Misy namako vazaha vavy manambady gasy (izaho vehivavy), izy miteny hoe ny mitapaka hono no tsara
12. statistika ( 06/02/2007 09:07)
mba mahaiza milaza ny marina ry zareo o !!! , n' iza n ' iza tsy misasa elaela na lahy na vavy misy fofona daholo , fa tsy zany no averina eto foana resaka mitapaka no resahana eto e !!!! mazava ho azy resaka hygiène ny mitapaka ihany no tsara madio rehefa misasa , fa ny tsy mi tapaka manangona loto sy fofona na misasa aza , resaka durée io .
13. kallie ( 07/02/2007 07:23)
durée??? oe ny mitapaka ve mahatazona ela kokoa noho ny tsy mitapaka vô mi jouira??
14. Simpona ( 12/02/2007 16:55)
Rehefa tsy mitapala ny lehilahy dia mora manangona loto le hoditra mijanona eo iny, ohatra we isaky ny mipisy foutsn izy, de manjary mamelona microbe hafa de zay le mora mampisy fofona azy.
Mora diovina kokoa ny mitapaka
15. xxx ( 13/02/2007 13:11)
Marina izany ry simpona , nanana sipa tsy nitapaka za taloha , izy madio tsara misasa foana fa rehefa mba te anao crac crac izahay ka ohatra hoe t@ maraina izy no nisasa farany dia ny hariva iny no andeha ianika fa lazaiko anareo fa misy fofona io resaka fahadiovana lay mitapakaizany e !! , zao za anefa miaraka @ sipako mitapaka tsara mafatifaty zany fa na toute la journée aza tsisy fofona mihintsy , resaka gout io e !!! na enao tia parfun vanille na enao tia fromage be fofona :^)
16. booboo ( 13/02/2007 13:17)
:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1678