raiketo ilay kombaka

1. bazylou ( 02/02/2007 23:59)
ry tim ra8 sy ny polisy VS katolika sy fianar a!!
Tsy levon'ny vavonin'ilay 8 sy ireo timiste mihitsy i pety!! satria mahery noho izy!!! pra aza nibaboka tery fa tsy nahavoa an'i lery!!
novalian'i fijo ny 09/02/2007 23:41
2. fijo ( 03/02/2007 05:51)
de atao inona kombaka???????????sa efa tsy ampy intsony ny saina??????
3. kitjo ( 03/02/2007 11:20)
inona no tombotsoa amzany?

mahery koa tsy lany prezida?
4. andry08 ( 03/02/2007 14:47)
fa hita koh!!
5. andry08 ( 03/02/2007 14:48)
fa inona ity hiady foana ity e?rehefa tsy lany dia mba mihonona fa tsy mampiady akoholahy re e!
6. bazylou ( 03/02/2007 22:25)
ka nyanareo tsy mahay mihonana na nandresy aza fa ny hangarona biby ihany no hainy!! fa angaha fjkm izy ity ka manaiky ny ra8 e!!:lol:
7. besoiiin ( 04/02/2007 07:05)
bazyl: aiza ary izany fisainanareo zany, sao d mba taranaka zoulou ary nareo le???? ao raha fa itsikitsika tsy mandihy foana
8. Fiffi ( 04/02/2007 07:37)
de hikombaka ve ny solution mba hitan'i bazylou ? heu....de ho aiza avy eo ? :roll:
9. bazylou ( 04/02/2007 11:37)
ka rehefa samy hikitikitika ao ihany sy rehefa hidiran'ny vatican dia hamofona hatrany ny kombaka e!! tsy hino mihitsy aho hoe , samy manao exkizy dia vita hatreo::: fa mitohy hatrany ny fisavana katedraly na ao antananarivo na any any fianarantsoa!!
10. hertix ( 04/02/2007 13:05)
mitady olon-dratsy ny fitondrana ka zony izany. ary tsy misy kombaka zany eo fa ny tsisy saina ihany no mihantsy ady e!
11. tenagasy ( 04/02/2007 19:53)
Mankamamy e!

Raha tena marina sy mafy rangahy ity misehoa sy mijoroa a! Fa tsy manao vavan'ny maty an-drano.
Mba eritrereto anie izao no manjo azy any an-davaka misy azy any e? Tsy mahita na dia ny sombin'ny aina aza.

Izany no aina ko te-hangery an-tsena. ah ha!

Izy aza efa nisafidy ny hilevimbelona toa kakana any! Matahotra ny ho maina makianan'ny masoandro angaha sa manahy sao lanin'ny trondro sy ny vorona, sa koa sao dia voahitsaky ny kilonga?

Mirary soa! Am-pitiavana be!
12. paris10 ( 04/02/2007 20:01)
mba hafa fisainana koa ty bazylou ty ka!mahakivy,ninoninona dia ratsy daholo aminy,asa ny fiainan'izy io raha misy fatahorana an'Andriamanitra fa toa biby fisainana zany koa ty izy!
13. xxx ( 05/02/2007 09:37)
fa nga mbola tsy hitantoi nga ny sariny :-D:-D:-D
14. akama2006 ( 05/02/2007 11:23)
io anie ilay hoe izay nafafy ihany no jinjaina e!i pety mety diso tetika fa ny namporisika azy t@2002 koa no tena diso lavitra noho izy,ary i ra8 anie mbola ahazo ny anjarany ihany satria namafy izay nafafiny ka tsy maintsy mbola hijinja izany koa;ka tsy mila kombaka izany io fa ny tandrify ny tsirairay no ho azony! mahareta fotsiny !:D
15. Fiffi ( 05/02/2007 11:30)
de inona hono le nafafiny aloha ? :roll:
16. akama2006 ( 05/02/2007 12:29)
fiffi> ny famporisihina ny olona hifamono taminy 2002,ny ain'olona maty sy nitondra takaitra!io fotsiny dia efa ampy !mbola tsy miditra ny hafetsena sy fanambakana fa mbola vao io!ny vola miantso vola dia ny aina miantso aina!sa diso izany ry fiffi!:D
17. Fiffi ( 05/02/2007 13:11)
heu....iza no namporisika aloha ? aleo hazava tsara ny resaka an !
Ny zavatra fantako fotsiny de zay nanao tsy nety de tsy maintsy voasazy.....sa tsy zany akia ry akama ? :)
18. akama2006 ( 05/02/2007 13:19)
fiffi> eny akia ry fiffi,ekeko izany ary hilazako hoe mbola hijinja ny nafafiny avokoa fa tsy tokony hisy komaka izany satria ny anjara sy lahatra ,na hafa no mifehy ny olombelona fa tsy ny sitrapony akory!sa ahoan hoy injy ry fiffi?:wink::wink:
19. akama2006 ( 05/02/2007 13:23)
ny namporisika dia i ra8 sy sylla!naka rezervista sy namatsy arapitaovampiadiana sy kojakoja!amiko dia meloka i ra8 mitovy tsy misy hafa aminy ratsiraka ary mihoatra aza satria te ahazao fahefana aminy fomba rehetra !izay koa angamba no nahatonga azy ho mamikitra mafy io satria matahotra ny valiny natao!:-/:-/:-/matahotsa nedala!:-o:-o
20. Fiffi ( 05/02/2007 13:26)
akama2006:
fa tsy tokony hisy komaka izany satria ny anjara sy lahatra ,na hafa no mifehy ny olombelona fa tsy ny sitrapony akory!sa ahoan hoy injy ry fiffi?:wink::wink:
marina akia zany an ! tsy misy antony hilana an'zany kombaka zany ! ny rĂ  latsaka rehetra zay niseho aza efa tsy ho hadino mandrakizay ka tsy hanova na hampandroso koh zany hi-kombaka zany !


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.043