raiketo ilay kombaka
21. akama2006
(
05/02/2007 14:21)
marina akia izany a!:-D:-D:-D:-D faire l'amour mais pas la guerre hoy ny pacifiste !!:*:*
23. hertix
(
07/02/2007 21:14)
farafaha-ratsiny mba hoe faire l'amour avant de se dire adieu!!!!! @ izay mifamela heloka e!!!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
24. fijo
(
08/02/2007 00:03)
bazy kely an,aza afangaro ravalo sy ny fanjakana.rehefa hain'ise ireo dia tohizanana fanazavana.
25. kitjo
(
09/02/2007 16:06)
akama> izy ve namporisika ny olona hamono tena?
Volontera dol reny..
Ary nanao ahoana ny 1947 sy 10Aout reny?
Volontera dol reny..
Ary nanao ahoana ny 1947 sy 10Aout reny?
26. fijo
(
09/02/2007 23:41)
an an aza manao resaka tantara eto ndry fa manahirana be satria tsy hay izany eto.
