Minoa fotsiny ihany dia hovonjena ianao sy ny ...?

1. niryna ( 03/02/2007 18:45)
Inona no tena hevitra mifono amin'io fitenenana io hoe minoa fotsiny ihany dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao?
novalian'i niryna ny 10/02/2007 04:48
2. cutie ( 03/02/2007 20:44)
tsy haiko:lol:
3. xxx ( 03/02/2007 20:48)
raha ny fahazaoko azy dia matoa ianao manana finoana dia voavonjy ! ary raha voavonjy ianao tsy hamela ny ankohonanao ho very! satria satrinao ho voavonjy toa anao koa izy ireo!miankina aminao izany ny ahavoavonjy azy ireo!tsy ny finoana rehetra anefa no mahavonjy, tohizako avy eo raha mila fanazavana fanampiny ianao
4. cutie ( 03/02/2007 20:48)
tsy ny finoana rehetra anefa no mahavonjy

fa in koa:lol:
5. xxx ( 03/02/2007 21:09)
Ny finoana hanananao no hahavonjy koa ny ankohonanao.
6. xxx ( 03/02/2007 21:13)
de raha mino zany papanay dia voavonjy aho na dia tsy mino ? 8)
7. cutie ( 03/02/2007 21:15)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 03-02-2007 22:13:13
Lohateny : Re : Minoa fotsiny ihany dia hovonjena ianao sy ny ...?
de raha mino zany papanay dia voavonjy aho na dia tsy mino ?

:-D:-D:-D:-D
8. xxx ( 03/02/2007 21:23)
raha tena tia anareo izy dia ataony koa izay ahavoavonjy anareo!raha maazo vola be ve izy de tsy hizara aminareo?tsy voavidy vola anefa ny famonjena!(à méditer!)
9. xxx ( 03/02/2007 21:32)
voavonjy oe sa tsia ? Izay ny fanontaniana. Fa tsy oe ataony na tsia izay hahavonjy aho. 8)
10. cutie ( 03/02/2007 21:34)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 03-02-2007 22:32:49
Lohateny : Re : Minoa fotsiny ihany dia hovonjena ianao sy ny ...?
voavonjy oe sa tsia ? Izay ny fanontaniana

tsy zay ny fanontaniana:lol:
11. xxx ( 03/02/2007 21:38)
tsy zay ny fanontaniana

:oops:
fanontaniko amin'i xxx io mba hahazahoko tsara ny heviny
xxx:
Ny finoana hanananao no hahavonjy koa ny ankohonanao.

fa tsy oe io ny fanontanian'i niryna ka :oops:
12. cutie ( 03/02/2007 21:39)
ok:lol:
13. Fiffi ( 03/02/2007 23:59)
ka efa hoe minoa fotsiny hiany koh ....raha tsy misy ve ny finoana ho voavonjy ?
14. xxx ( 04/02/2007 01:13)
hay ! azafady fa tsy novakiko tsara lé teninao! rah voavonjy dadanareo dé ho voavonjy enao nefa tsy mino? zay le izy? tsy voatery kah! reefa nomena anao le izy nefa enao miitsy no tsy mila dé tsy voavonjy ianao! tsy haiko rah mazava lé izy?:lol::lol:
15. Zina ( 04/02/2007 03:40)
amiko ny famonjena dia an'ny olona tsirairay...kanefa ianao dia manoro sy manitatra ilay finoanao amin;ny ankohonanao mba ihino ry zareo ary mba ho voavonjy..
16. niryna ( 04/02/2007 07:17)
xxx:

de raha mino zany papanay dia voavonjy aho na dia tsy mino ? 8)

ahoana io fanontanian'i xxx io .
Ity no tena mahagaga ahy raha tena votom-pinoana ny ray na reny dia misy maningana ny zanany,tsy avelan'ny satana angamba na ilay olona tian'ny rar mihitsy no tiany ho potehina.Ahoana no hiara-voavonjy amin'izany?

17. xxx ( 04/02/2007 07:48)
niryna ve te ho voavonjy?
18. niryna ( 04/02/2007 08:26)
xxx:

niryna ve te ho voavonjy?

Tanteraka :D ny tsy azoko ry xxx dia hoe ahoana no hamonjena azy ireo raha ohatra ka tsy misy tsy mino toy ny nanontany hoe dia ho voavonjy koa ve izaho raha voavonjy papanay

19. xxx ( 04/02/2007 09:36)
niryna : ito no antony nametrahako io fanontaniana io raha sendra tsy novakiana :
xxx:
Ny finoana hanananao no hahavonjy koa ny ankohonanao.


xxx:
hay ! azafady fa tsy novakiko tsara lé teninao! rah voavonjy dadanareo dé ho voavonjy enao nefa tsy mino? zay le izy? tsy voatery kah! reefa nomena anao le izy nefa enao miitsy no tsy mila dé tsy voavonjy ianao! tsy haiko rah mazava lé izy?

mazava be. fa tsy marina izany ilay teninao teo aloha raha azoko tsara. tsy hahavonjy ahy ny finoan'ny papako. :-*
20. tywa68 ( 04/02/2007 09:46)
Voavonjy ny mino sy manao ny sitrak'Atra ! ary ny ankohonanao raha tianao dia ampianao hanara-dia an'i Kristy koa ! mivavaka enao zany mba ho voavonjy daholo ny manodidina anao !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.046