Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
ari.malala
(
31/01/2007 12:51)
Ireo olona mihevi-tena ho voa lava
Manaona daolo indray
Misy fomba ve anitsiana ireo olona mihevitra ny tenany ho voa (victime) lava? Misy olona fantatro izay mantsy, izay zavatra rehetra mitranga dia toa heveriny fa hoazy sy mahavo...
suite
répondu par ari.malala le 06/03/2007 08:36
chayo
(
31/01/2007 12:31)
Zaodahin'i Bin Laden maty voatifitra taty Madagasikara
Vakio anie fa mahaliana (Anglais /Francais)
F'angaha rehefa manam-bola dia raisina aty daholo ry Mpitondra ah!Zaodahin'i Bin Laden,Gadra Sinoa , dia iza koa no efa aty dia iza koa no ho aby????Indris...
suite
répondu par fijo le 09/02/2007 23:01
xxx
(
31/01/2007 10:54)
Hay ve ny alemana koa
http://www.dailymotion.com/visited/search/sinking/video/x184b_pub-berlitz-improve-english
8O...
suite
répondu par deutsch007 le 25/02/2007 08:03
xxx
(
31/01/2007 10:48)
Miaraka voalohany
Nareo vehivavy hafa kay rehefa miaraka @ lehilahy vao voalohany any @ tranony dia tonga ve nareo dia manome ? ( mi dodo miaraka aminy izany an ) izahay manko tsy nanao n ' inona fa za no otran ' ny n...
suite
répondu par fijo le 01/02/2007 23:50
diamondra27
(
31/01/2007 10:47)
hira fivavahana
mba te-hizara aminareo aho sao dia mahasoa, indrindra ho antsika aty an-tany lavitra aty.
ity misy site hira fivavahana:
http://www.harena.info/
raha misy olona afaka manome site hafa koa dia m...
suite
répondu par niryna le 09/02/2007 07:03
mim
(
31/01/2007 09:56)
mpiandry hono lery
misy bandy zay nahazaka sipakely milay be zay d niaraka ry zareo efa 7 volana zay .
Taty aoriana d mihasarotiny lery , tsy mahazo saropiaro le sipa nefa lery mikaoty am-pabehimaso tsy tahotra tsy hen...
suite
répondu par Fiffi le 10/02/2007 07:36
miaous
(
31/01/2007 09:19)
miaraka @ vadin'olona
ono wa mba te afantatra za we le olona miaraka @ vadin'olona reny v mba maita fy any sa inona no tena tanjonareo? resaka matériel ve sa resaka fitiavana mitsy ve sa resaka sexe fotsiny sa mba we mana...
suite
répondu par linjo le 19/02/2007 06:29
niryna
(
31/01/2007 07:31)
Inona sisa no tsy maty ?Noa nanao sambo
Rehefa noresahin'Atra Noa hanao sambo satria naditra sy tsy nanaraka ny tenin'Atra ny olona.Inona sisa no tsy maty, tavela taty ivelan'ilay sambo tamin'ilay tondrandrano?
Marihako ity fa tsy ao anaty...
suite
répondu par niryna le 08/02/2007 18:07
tyuiop
(
31/01/2007 02:06)
Eo foana aho MICKAEL
Slt daholo nareo an! mba mangataka n'lay hiran'i Mickael vaovao iny ange reto an! Mickael zanaky blac jack zany an! fa tsy iza akory .De mba adikao eo ny tonony zany an! Tedavo mihintsy rh tsy mahita ...
suite
répondu par Fiffi le 06/02/2007 06:43
bazylou
(
30/01/2007 23:20)
injay eny fa nahomby ilay izy
tafapitika izany i darola eo!! nahomby ny fifidianan ny ekipany hanongana azy!! fialonana izany no tena fotony fa tsy politika intsony!!
Mairie de Toamasina
Roland Ratsiraka destitué
Coup dur ...
suite
répondu par fijo le 02/02/2007 11:17
Aino
(
30/01/2007 22:24)
toa tahaka ny tsy tiako raha izany ko
misy namana ato izany milaza fa misy olona pilalao film X hono dia lazainy fa izaho ilay izy.
de taitra be aho fa mety mitovy hoa angamba izany fa mety tsy izaho, dia saode aza hono dia kambana amink...
suite
répondu par xxx le 06/02/2007 07:15
chakkakkely
(
30/01/2007 19:14)
namana eto Hamburg
miarahaba ny namana rehetra ,
ono hoa kay soa mba misy manana eto Hamburg fa za zany vao tonga eto , dia tsy mahita namana mintsy eh , ka soa mba misy iany aty eh , namana tena namana an ...
suite
répondu par Fiffi le 09/02/2007 14:13
exdadabe
(
30/01/2007 17:26)
sipa sexy
le mampiseho sary sexy ao e!
tss raha sipako klou tsy avelako manao an'io e:roll:
sa ahoana ry beljika ?:wink:...
suite
répondu par hery le 01/09/2023 16:49
niryna
(
30/01/2007 15:37)
Ny nahavariana /nampatahotra raha vao tonga taty ivela
Maro ny zavatra nahavariana ahy raha vao nitsidika taty ivelany aho satria toerana mbola tsy hitako mihitsy.
Raha teraka taty ivelany ianao dia mety tsy mahazendana anao ny manodidina na mampatahotr...
suite
répondu par tolona le 10/04/2007 00:18
robin
(
30/01/2007 14:36)
Hay hay hay mafaitra
Tokony nataoko tary @ lafiny sosialy ity fa aleo atao eoto mba ho hita tsara ny contraste. http://www.dailymotion.com/Doc_Strange/video/x107fy_kere20070115tf1jt20h
de ho aiza ihany isik'ity
[i]Nahi...
suite
répondu par melody le 19/02/2007 09:35
statistika
(
30/01/2007 12:51)
volok ' elika
maninona ny vehivavy sasany tsy mba manala volo k ' elika tokoa e !!! , za mba niaraka t@ vehivavy iray zay mba nisangisangy izahay tao antranony fa izy moa nitsilany teo ampandriana fa taitra tampoka...
suite
répondu par pissoa le 16/02/2007 19:25
tsimatimanota
(
30/01/2007 12:06)
mifankatiava @ zay fa aoka izay ny ady hevitra...
......
suite
répondu par fijo le 08/02/2007 06:13
xxx
(
30/01/2007 11:02)
Mamo lava
Maninona ny lehilahy gasy ( sasany ) mamolava foana e !!! sa ifaninanana lay izy . Eto frantsa za fa gasy ny olona mpiara body rindrina fa dia tabataba lava no eno rehefa week end tsy fifanajana tena ...
suite
répondu par niryna le 11/02/2007 06:42
sandina
(
30/01/2007 10:17)
mila conseil
za vo tonga tam septembre mianatra ; vo tonga aho d nakany am préfécture a d nahazo rdv fa tam ty janvier ty nefa zao a mbola ampfilafilain'ny ao iany. Very hevitra fa apio:?::idea:...
suite
répondu par Fiffi le 10/02/2007 10:50
hearty
(
30/01/2007 10:05)
Au secours
Inn ry reto no ataoko fatsymety mahazo fafinazretana mitsy ny copine ko refa manao firaisana zahay
Apenaro aho...
suite
répondu par ari.malala le 01/02/2007 07:19
