sipa sexy

201. fasaly ( 06/02/2007 22:05)
i sitlo mody mitanagananga eo fotsiny fa lay sary mangirana ranjo iny aborotsohy alou lay short:wink::°):-P:-w
202. Aino ( 08/02/2007 14:59)
mbola ho averiko eto indray ilay fanotaniana hoe tena i bedada mariana ve io?
raha ianao manko io dia niova be izany ianao. ary raha tena ianao io dia azoko hanaovana fanotaniana kely ve kay aza fady?
203. xxx ( 08/02/2007 22:18)
Aino:
mbola ho averiko eto indray ilay fanotaniana hoe tena i bedada mariana ve io?
raha ianao manko io dia niova be izany ianao. ary raha tena ianao io dia azoko hanaovana fanotaniana kely ve kay aza fady?
nga zany hay intsony e !


204. Aino ( 09/02/2007 16:33)
raha tena izy manko dia hoa notaniako zavatra , ka ravo tsy mahay mamaly azy dia tsy izy izany.:-w:-w
205. Fiffi ( 10/02/2007 07:34)
zany ve ry Aino ? izy aza toa tsy hita intsony ....
206. Aino ( 10/02/2007 12:26)
Fiffi ye. eny marina tao tsy tazatazana tato ho ato.
207. hery ( 01/09/2023 16:49)
Juste mamaly fotsiny 16 taona aty aoriana lolll
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7969