sipa sexy

141. cutie ( 03/02/2007 01:52)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 03-02-2007 00:01:55
Lohateny : Re : sipa sexy
film "fialonana"le izy cutie an

hay :lol:
tsy efa nilaozan'ny toetr;andro ve zany e :roll:
142. sitlo ( 03/02/2007 04:26)
Mba asiana esofima kely kosa eto amin'ny serasera fa tsy milanto be foana.

ohatra ny nijery teatra izany. :lol:
143. soanja ( 03/02/2007 05:14)
exdadabe:

Soanja > ny ps nao aza tsy hitako teo ko:cry: sa nanao xxx ianao ?:-w:-w


Sanatria anie izany ry dadabe. I Soanja tsy mba mandany fotoana manao xxx zany. Refa zah de zah e.

Ny hevitro ry exdad amin'ny sizenao de hoe malalaka ny rehatra manao izay tiany atao satria tsy mitovy ny DNA donko tsy mitovy ny toetra/saina sns.
Misaotra anao nanome ny hevitrao.
Saingy raha misy zaza tsy ampy taona kosa eto dia mety ho sarotiny ihany aho. Nefa moa zany aza anie mbola tsy misakana n'inona n'inona koa rah toa ka mbola tsy zanako ilay mijery eto satria samy manana ny fomba itaizany ny zanany ny rehetra. Safidy malalaka toy ny finoana sy ny fivavahana ary ny hafa tsy voatanisa.
144. xxx ( 03/02/2007 08:15)
exdadabe:
:i dadabe any chine , i exdadabe namana vaovao :roll:, i dadabe manana bebe bd b
tena tsy mazava !
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 17-12-2006 09:40:01
Lohateny : Re : dadabe
diam: marina ny anjy hihihihi! lay resaka virus hummmm! resaka bagdad hummmmmmm
resaka bikini hummmmmmm
resaka dago hummmmmmm izahay ihany no mahalala azy hihihi ary tsy injy marina zany


wééééééé! ok!ok!ok! i dadabe marina io ka zay za vao mino fa i toi io an! tongasoa aza e! io fa tonga ny bitsika mangina lay bitisika mangina anie tsy eto imasombahoaka eto fa hafatra manokana zany bitsika mangina izany aamiko e!
tongasoa toi aza de iny klou ny bsou!ela zay ry dadabe an!



145. xxx ( 03/02/2007 08:18)
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m4577f4e8703d5#m459ad76fe8b99
146. xxx ( 03/02/2007 16:52)

fasaly:

zà klou faly mitsy hoe me mitombo ny mpmaetraka sary sexy e!:wink::-P:-P:-P
zà ihany mantsy no nenjehina taloha an!
izao maro be afaka raofina am sobika izy ao dia mba tsy irery aho izany.....:-Phehehehehe!


kzy:

Izany ve no mahafaly anao? Mba vehivavy lehibe ihany ny tena.


I fasaly kosa rangaha aza atao an'izany fa izy rehefa maneho sary manao bikini dia ataony kely be ery alavitra ery.
Maninona ianareo no tsy sahy manakiana ireo tonga dia grand format be ireo. Fa izy foana no asesinareo? Satria ve izy tsotra, mamaly anareo dia tsy heverinareo akory ny mety ho fihetseham-pony?
Ny fahitako ity tantara ity dia fialonana.

147. simplex ( 03/02/2007 20:07)
hafa ihany ny serasera e, fahafinaretan'ny maso moa kou le roman d'amour miaraka @ le izy tena mahaliana be 8)8)

eka ouz ^:^^:^
148. xxx ( 03/02/2007 20:10)
:roll::roll::roll:
149. xxx ( 03/02/2007 20:12)
ny oll miteny hoe be fialonana no tena mialona fa inn no hialonana te hampiseho ny v.
150. simplex ( 03/02/2007 20:13)

zistoireII
drama
PG 13
;-)
151. simplex ( 03/02/2007 20:20)
xxx,

ekena 8)
salle 2 samihafa
tantara indroa miseho
nosoratan'i Vahandanitra
lalaovin'i :evil: sy i :twisted:
mpanatontosa :roll:

:b
152. xxx ( 03/02/2007 21:01)
izaho aloha tsy manana olana amin'izay akanjo hanaovan'ny tsirairay e. Fa ny ahy ny teniko foana dia hoe "alalaho ny saina". Miseho ho malala-tsaina loatra ny olona mpametraka sary sexy nefa tsy mahita hafa tsy ny tenany. Sao hateren-tsaina diso tafahoatra izany fa tsy fahalalahan-tsaina akory ? Jereo ny tenin'i exdadabe.
yee indrindra fa le sarinao mihitsy no mampi te hanao fa naninona no nesorina ilay sarinao mitanjaka be iny ?? nahatamana ahy manko izy iny , na dia ny maso mijery aza tsy mitondra mody

Mety ho vazivazy angamba, fa raha misy olona saintsexe bebe kokoa kely noho izy fotsiny any dia ny zaza enimbolana no milanja ny hadalany fa tsy ianareo nametraka sary sy nanaitra ny filany. Ka aza mody malahelo rehefa misy viol sy ny tariny fa firaisana tsikombakomba amin'ny zavatra toy ireny ny fametrahana sary miboridandridana etsy eroa amin'ny internet. Alalaho ny saina ry malala-tsaina isany. Manana fijery lavidavitra kokoa noho ny hoe "ny foko sy ny saiko madio". :-w
153. cutie ( 03/02/2007 21:26)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 03-02-2007 01:45:05
Lohateny : Re : sipa sexy
za koa lasa tsy naharaka tampoka raha izany?
Fa iza no mialona, dia inona ilay zavatra ialonana?javascript:emoticon(''
Very Happy

hain'i diams mitsy le mody manao fanina kely :-D:-D:-D
154. pissoa ( 03/02/2007 21:28)
:-D:-D:-D:-D:-D
155. xxx ( 03/02/2007 22:26)
za tsy tia hihomehy fa taolana ny nify dia nataoko xxx

=))=))=))=))=))
156. Zina ( 04/02/2007 04:41)
exdadabe [ Valio ] 02-02-2007 19:42:03
Lohateny : Re : sipa sexy
Jereo eto

misy kosa ao zina a


hihi itako nihafarany lesy a ...
157. exdadabe ( 04/02/2007 16:05)
Mpandefa : exdadabe [ Valio ] 30-01-2007 18:26:17
Lohateny : sipa sexy
le mampiseho sary sexy ao e!

tss raha sipako klou tsy avelako manao an'io e

ka efa hoe ny sipako fa tsy ny rehetra

:-D:-D:-D:-D:-D :-D
158. diamondra27 ( 04/02/2007 16:06)
:D:wink:
159. fasaly ( 04/02/2007 17:19)
kzy:

fasaly:

zà klou faly mitsy hoe me mitombo ny mpmaetraka sary sexy e!:wink::-P:-P:-P
zà ihany mantsy no nenjehina taloha an!
izao maro be afaka raofina am sobika izy ao dia mba tsy irery aho izany.....:-Phehehehehe!



Izany ve no mahafaly anao? Mba vehivavy lehibe ihany ny tena.

fangah zaza tsy ampy taona indray no mila manao sexy fa tsy ny lehibe:roll::P8) ny antitra aza mbola manao raha mbola mitàna ny bika, ny obèse aza no tsy fidiny :-D:-D:-D:-D faly mitsy alou zà e! ireny ve tsy hahafaly amin'i ra kzy:-P:°)






160. Veloo ( 04/02/2007 17:39)
anjenestooooooooo inn ty manjo anareo ato???
itako fa tena mora susceptible doly ankehitriny...

exdadabe tsy nitady bebe tsony angaha njy? to otrany tsy mahazo intsony o???? afa ny taloha ka :-D
:-*:-*
diams a bisou be njy:-*
fasaly a, ny fotra fotsiny aky haseho a hihiihih otran'ny taloha :-*

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4695