sipa sexy

121. exdadabe ( 02/02/2007 10:17)
mim ka efa io ambony io
Mpandefa : exdadabe [ Valio ] 02-02-2007 10:26:01
hihih tsy matory fa miandry bala alefan'ndry zareo any canada e:wink:
122. diamondra27 ( 02/02/2007 10:24)
:-D:-D:-D:-D

nareo ry reto tena mampme a!

ny mpamoaka size miresaka sexy moa ny mpamaly lasa miresaka zavatra hafa, misy hoe: miandry @ kendry tohana...
akitonona anarana ndray ngah eto izany?
De raha vao misy resaka kely dia ilay resaka akamatiana foana no averina

fa exdadabe ve niteny hoe: aza asiana sary sexy eto @ serasera e! ny fahazoako an'io dia milaza ny heviny izy hoe raha ny sipany tsy avela hanao sexy fa tsy hoe: nareo ry reto aza manao sexy a!

raha resaka beljika indray dia : anara-toerana io fa tsy miteny ps olona, raha miteny ve zao hoe: canada olona iray izay, raha miteny hoe: USA de ps iray koa ve zay, de raha dago: de ps koa v no dikan'io?
Mba alao @ fo tsy miangatra fa aza dia entimpo kosa e!

123. diamondra27 ( 02/02/2007 10:30)
fasaly:

:-D:-Dary tonga demondra de tonga tampoka i kzy hummm!

kzy: raha afaka dooly ny takokenatra de efa tsy sexy ndry izy amzay fa efa boridana be! hafa ndray iny:-D:-D:-D:-D


tsy afaka miara-tonga ngah akia zahay roa?

kzy: enchantée^:^^:^^:^ dia welcome eto @ monde de sexy zany e!:wink::-*:-*:-*:-*
124. diamondra27 ( 02/02/2007 10:45)
kzy: aza dia miteny mafy tsy mahatanty eo ny sasany ange e!
__________________________________________________________

izay zavatra rehetra aty ivelany izany na tsara na ratsy dia azo alain-tahaka daholo raha ny fahazoako ny resako etsy ambony.
Hoy nareo hoe: aleo mba hahita olona manao sexy: ny sexy ange ry reto tsy voatery mampiseho vatana e!
afaka manao akanjo manara-tena dia azo lazaina fa sexy zay, afaka manao fitafy maontina ihany koa anefa ianao dia azo lazaina fa sexy(tsy tadidiko le film misy an'iny), dia ny feo ihany koa azo itenenana hoe: sexy ianao. Asa fa mety ho diso angamba aho milaza an'ireo.

Rehefa misy sary ve moa ao @ sary rehetra tsy hojerena fa dia izay tsy mahatanty dia avelao izy tsy hahatanty e!
Fa kosa aza afangaro hoe: raha manao sary tsy mendrika ny sasany dia hoe: ny gasy rehetra no voaloto @izany.
Izaho dia mijoro @ maha malagasy ahy.Ary raha izany image izany no osihosena dia tsy manaiky aho.

Raha misy ny te-hanaraka ny naturiste dia manaova koa izany e!... satria zay koa no hita ety ivelany. Fa aza lazaina hoe: ny gasy rehetra no naturiste no mankasitraka.
125. fijo ( 02/02/2007 11:05)
kzy an,za indray aloha dia faly sy mirana ny saiko le vao mijery sary avy dia sarina sipa mahataitaitra ahy no itako ato.aleoko mijery ireny vao miditra sy mijery sary toa izay mijery sarina sipa misarondoha sy lava akanjo
126. diamondra27 ( 02/02/2007 12:18)
fijo: le goût et le couleur ça ne se discute pas e!
asa ny hevin'i kzy?

samy mirevy ze tiany io e!:wink:

misy manafina tava @izy ireny hitako t@ film indien fa may ny tavan'ilay vhv. Tsy hoe: zay akory no mahatonga ny karana hanao le sarihy fa efa culture-ny, fa ny naseho t@ le film de nisy naka vady le vhv , de refa any @ le toerana nifankahitan-jareo izy 2 de mifankatia be , fa refa any antrano de miady satria we tsy enao le olona tiako vadiana fa nofitahanao za etc...
T@ andro mariazy manko vao hitan'le bandy le tava may.Dia deçu be izy.
Tsetratsetra tsy aritra io.
127. patrick2002 ( 02/02/2007 12:36)
ka aleo ary izay hirevy izay tianay eh!
Aza anaovana offence, intimidation, harcelement ny olona ,mametraka sary sexy ,sahala amin'izay tsy mi-intimidé ho an'izay vehivavy tsy sexy mametraka sary ao. Zany indray efa mitarika any @ exsclusion izany ,izay tsy mifanaraka @ fitiava-namana izay heveriko azy :wink::wink:
128. diamondra27 ( 02/02/2007 12:47)
patrick2002: alefao leisy ny revy a!j'ai confiance en toi ange @ le fahalalanao onony e!:wink:
refa 'zay no mba bonheur-nao dia atao ahoana fa chacun a droit à son p'tit bonheur e!

Tsy asiana resaka clivage 'tsony 'zany e!

Patrick2002 a! tsy lalàna any @ fanjakana io fa avelao ze hiteny hiteny e! ze mahafalifaly anao ihany atao.
129. exdadabe ( 02/02/2007 17:38)
=D=D=D sady tsy ampy OMPA Sisa le resaka ry pat a


resaka NET..NET..pfffff


rrrrrttsssskss

I think you have some bad insid in your mind , cause your........I got it :-D

=))=))=))=))=))=))
=))=))=))=))=))
=))=))=))=))
=))=))=))
=))=))
=))
130. soanja ( 02/02/2007 17:39)
Nareo hoa mampme. Efa nahalany popcorn iray sase zah teto. Reveo manja le fiainana e.
131. exdadabe ( 02/02/2007 18:04)
Soanja > ny ps nao aza tsy hitako teo ko:cry: sa nanao xxx ianao ?:-w:-w
132. exdadabe ( 02/02/2007 18:28)
http://www.gznet.com/gzcity/2007/2007-1-18/932344.html

zao no sipa sexy
133. Zina ( 02/02/2007 18:34)
Tsy misy na inn na inn ao
134. exdadabe ( 02/02/2007 18:42)
http://www.gznet.com/gzcity/2007/2007-1-18/932344.html

misy kosa ao zina a :cry:
135. diamondra27 ( 02/02/2007 20:19)
y a des nouveaux sous le soleil?
sa y a des nanas et du soleil, ?
136. diamondra27 ( 02/02/2007 20:21)
vao avy nihinana krepy 'zao fa tsy ampy le pop corn 1 sase =))=))
137. cutie ( 02/02/2007 22:12)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 02-02-2007 18:39:40
Lohateny : Re : sipa sexy
Nareo hoa mampme. Efa nahalany popcorn iray sase zah teto. Reveo manja le fiainana e.

za alou tena tsy maharaka an'le film mitsy hatramizao :roll::roll::roll:
138. fijo ( 02/02/2007 23:01)
film "fialonana"le izy cutie an
139. diamondra27 ( 03/02/2007 00:42)
fijo:

film "fialonana"le izy cutie an


fijo:f'angah tsy sipa sexy no resahana fa lasa nivadika fialonana?
dia ahoana koa izany?

140. diamondra27 ( 03/02/2007 00:45)
za koa lasa tsy naharaka tampoka raha izany?
Fa iza no mialona, dia inona ilay zavatra ialonana?javascript:emoticon(':D')
Very Happy

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3523