sipa sexy

81. sitlo ( 01/02/2007 15:27)
amzay ve mba hoe rambo?
82. kelly13 ( 01/02/2007 16:04)
hahahaha, ie, fa mila manao musculation kely klou toi na izanya za an! :°) @ zay d tena i rambo b mintsy hihihi:-P
83. sitlo ( 01/02/2007 16:10)
Hihihi, za ndray dia tsy hanao musculation izany. Raha tsy hoe atsipinao sy fasaly aty angaha ilay 6 kg. Te hiditra hopitaly?
84. kelly13 ( 01/02/2007 16:13)
odoieee, tsy omenay ny anay kou, ndana oa manao musculation fa aveo nge + de 6kg b zao no azonao e, zay sy fasaly ndray no angataka ozatra any aminao hahahahahahahaha
85. sitlo ( 01/02/2007 16:29)
ahoana ary ny fomba fanaovana musculation eh
za mantsy taloha nanao dia nirongaronga be
dia avy eo aho nisy fotoana namparary ahy
dia tsy nety niverina intsony na dia nikotrana aza dia leo aho, aleo wa skill sady skillful eny. :°)
86. kelly13 ( 01/02/2007 16:47)
nga kosa nanao ny tsy eran'ny aina eh?
87. sitlo ( 01/02/2007 16:56)
ananan nakany amin'ny dezaka tany ambanivohitra anaty akata tany. nga tsy nidiran'izay natsatso eh.
88. kelly13 ( 01/02/2007 17:15)
hihihii d nahita akata klou v sa niverimaina e? :-D:°)
89. sitlo ( 01/02/2007 17:25)
zany kosa aloha tena akata milay be mihitsy f'dry angaha ahoana?
misy leitsy feno voany be dia be izany any anaty ala be any. milay mihitsy
90. kelly13 ( 01/02/2007 17:31)
(inn mou no atao hoe akata?)
91. sitlo ( 01/02/2007 17:39)
kirihitr'ala no dikany voalohany
fa misy karaza-kazo atao hoe akata koa. Mifaringodringotra izay ilay izy dia kely noho ny akikely angamba ny tahony fa misandrahaka . Eo amin'ny 2 metatra eo ny haavony raha tsy misy hazo afaka isarangotany. Manitra mankaleo be ny fonony. Dia fotsy sy mavokely ny felany. Dia feno tsilo izy.
Fenoko eto ity raha tohizana fa ampya angamba izay. :wink:
92. kelly13 ( 01/02/2007 17:41)
misôtsa tompoko! heno fona mantsy le oe any anaty akata ms le dikany klou d tsy hay ms zao hay, et c grace a penina hihihi
93. sitlo ( 01/02/2007 17:44)
jejeee, asiako mijery fitaratra kely mihitsy aloha
94. kelly13 ( 01/02/2007 17:45)
sady jejo en plus???? hihihi!! za manana fond de teint special man sao interessé toi? hihihihi
95. sitlo ( 01/02/2007 17:50)
intersse aho kah, ataovy amin'ilay lafolafo ireny mihitsy.
Amidiko mantsy dia ividianako kaly. amin'izay aho mba ohatra ny lhl gasy any Paris. :lol:
96. kelly13 ( 01/02/2007 17:56)
ountss tsy omeko indray zany fa kay mtady hanao bizna maizina enao :°) fa manao ahona ny lhl gasy ao paris hono
97. sitlo ( 01/02/2007 18:02)
ilay hoe be kibo be ko. Tatsy ambadika tatsy iny. Jereo eto
mazava amin'i kelly amin'izay izany izao raha misy miteny hoe sexy anaty akata?
98. kitjo ( 01/02/2007 18:45)
mbola tsy vita ihany ny resaka le..

ka mbola misy sary sexy sa tsisy tsony e...

asio ihany kambony zay mahasahy..

ny tsy sahy oh anah ary efa tsy fidiny..hahahha

fijo> le sexy ho alaina mitsy no tsisy ry fijo k ainona no apetraka ao an!
99. fasaly ( 01/02/2007 20:16)
sitlo:

ny ahy ve sexy ry kelly? :°)



:-D:-D:-D:-D:-D sexy be mitry lay manao short misy ranjo mangirana iny:-D
100. sitlo ( 01/02/2007 20:30)
:-D zay daholo koa,
inona mihitsy koa ary no namoahako an'i sary iny?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2157